Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 2:1     Alignment score: 0.516 → 0.527
These are the people in the province who went up from the captivity of King Nebuchadnezzar , who had exiled them in Babylon , the people who returned to each of their cities of Jerusalem and in Judah .
Ireto avy ireo olona tany
amin ' ny faritany izay niakatra avy tamin ' ny fambaboan'i Nebokadnezara mpanjaka , izay nanao sesitany azy ireo tany Babylona , ireo olona izay niverina tany amin ' ny tanànan'izy ireo tsirairay any Jerosalema sy any Joda .


EZR 2:2     Alignment score: 0.629 → 0.757
They came with Zerubbabel , Joshua , Nehemiah , Seraiah , Reelaiah , Mordecai , Bilshan , Mispar , Bigvai , Rehum , and Baanah . This is the record of the men of the people of Israel .
Tonga niaraka tamin'i Zerobabela , Josoa , Nehemia , Seraia , Relaia , Mordekay , Bilsana , Mispara , Bigvay , Rehoma ary Bana izy ireo . Ireto no lisitr'ireo olon
' ny vahoakan'Israely .
EZR 2:3     Alignment score: 0.445
The descendants of Parosh : 2,172 .
Ireo taranak'i Parosy dia : 2 . 172 .
EZR 2:4     Alignment score: 0.742
The descendants of Shephatiah : 372 .
Ireo taranak'i Sefatia dia : 372 .
EZR 2:5     Alignment score: 0.62
The descendants of Arah : 775 .
Ireo taranak'i Ara dia : 775 .
EZR 2:6     Alignment score: 0.595
The descendants of Pahath - Moab , through Jeshua and Joab : 2,812 .
Ireo taranak'i Pahatamoaba , avy tamin'i Jesoa sy Joaba dia : 2 . 812 .
EZR 2:7     Alignment score: 0.403 → 0.763
The descendants of Elam : 1,254 .
Ireo taranak'i Eliama dia : 1 . 254 .
EZR 2:8     Alignment score: 0.641
The descendants of Zattu : 945 .
Ireo taranak'i Zato dia : 945 .
EZR 2:9     Alignment score: 0.666
The descendants of Zakkai : 760 .
ireo taranak'i Zakay dia : 760 .
EZR 2:10     Alignment score: 0.779 → 0.793
The descendants of Bani : 642 .
Ireo taranak'i Bany dia : 642
EZR 2:11     Alignment score: 0.785
The descendants of Bebai : 623 .
Ireo taranak'i Bebay dia : 623 .
EZR 2:12     Alignment score: 0.423
The descendants of Azgad : 1,222 .
Ireo taranak'i Azgada dia : 1 . 222 .
EZR 2:13     Alignment score: 0.736
The descendants of Adonikam : 666 .
Ireo taranak'i Adonikama dia : 666 .
EZR 2:14     Alignment score: 0.472
The descendants of Bigvai : 2,056 .
Ireo taranak'i Bigvay dia : 2 . 056 .
EZR 2:15     Alignment score: 0.753
The descendants of Adin
: 454 .
Ireo taranak'i Adina dia : 454 .
EZR 2:16     Alignment score: 0.675
The men of Ater , through Hezekiah : ninety - eight .
Ireo olon'i Atera , avy tamin'i Hezekia dia : valo amby sivifolo .
EZR 2:17     Alignment score: 0.77
The descendants of Bezai : 323 .
Ireo taranak'i Bezay dia : 323 .
EZR 2:18     Alignment score: 0.764
The descendants of Jorah : 112 .
Ireo taranak'i Jora dia : 112 .
EZR 2:19     Alignment score: 0.745
The men of Hashum : 223 .
Ireo olon'i Hasoma dia : 223 .
EZR 2:20     Alignment score: 0.706
The men of Gibbar : ninety - five .
Ireo olon'i Gibara dia : dimy amby sivifolo .
EZR 2:21     Alignment score: 0.721
The men of Bethlehem : 123 .
Ireo olon'i Betlehema dia : 123 .
EZR 2:22     Alignment score: 0.637
The men of Netophah : fifty - six .
Ireo olon'i Netofa dia : enina amby dimampolo .
EZR 2:23     Alignment score: 0.696
The men of Anathoth : 128 .
Ireo olon'i Anatota dia : 128 .
EZR 2:24     Alignment score: 0.686
The men of Azmaveth : forty - two .
Ireo olon'i Azmaveta dia : roa amby efapolo .
EZR 2:25     Alignment score: 0.708 → 0.708
The men of Kiriath Arim , Kephirah , and Beeroth : 743 .
Ireo olon'i Kiriat
- Arima , Kefira ary Berota dia : 743 .
EZR 2:26     Alignment score: 0.629
The men of Ramah and Geba : 621 .
Ireo olon'i Rama sy Gaba
dia : 621 .
EZR 2:27     Alignment score: 0.688
The men of Mikmash : 122 .
Ireo olon'i Mikmasy dia : 122 .
EZR 2:28     Alignment score: 0.801
The men of Bethel and Ai : 223 .
Ireo olon'i Betela sy Ay dia : 223 .
EZR 2:29     Alignment score: 0.671
The men of Nebo : fifty - two .
Ireo olon'i Nebo dia : roa amby dimampolo .
EZR 2:30     Alignment score: 0.741
The men of Magbish : 156 .
Ireo olon'i Magbisy dia : 156 .
EZR 2:31     Alignment score: 0.577
The men of the other Elam : 1,254 .
Ireo olon'i Elama hafa dia : 1 . 254 .
EZR 2:32     Alignment score: 0.688
The men of Harim : 320 .
Ireo olon'i Harima dia : 320 .
EZR 2:33     Alignment score: 0.79
The men of Lod , Hadid , and Ono : 725 .
Ireo olon'i Loda , Hadida , ary Ono dia : 725 .
EZR 2:34     Alignment score: 0.753
The men of Jericho : 345 .
Ireo olon'i Jeriko dia : 345 .
EZR 2:35     Alignment score: 0.266
The men of Senaah : 3,630 .
Ireo olon'i Sena dia : 3 . 630
EZR 2:36     Alignment score: 0.692
The priests : descendants of Jedaiah of the house of Jeshua : 973 .
Ireo mpisorona : ireo taranak'i Jedaia avy amin ' ny ankohonan'i Jesoa dia : 973 .
EZR 2:37     Alignment score: 0.163 → 0.281
Immer 's descendants : 1,052 .
Ireo taranak'Imera dia : 1 . 052 .
EZR 2:38     Alignment score: 0.639
Pashhur 's descendants : 1,247 .
Ireo taranak'i Pasora : 1 . 247 .
EZR 2:39     Alignment score: 0.641
Harim 's descendants : 1,017 .
Ireo taranak'i Harima dia : 1 . 017 .
EZR 2:40     Alignment score: 0.777
The Levites : descendants of Jeshua and Kadmiel , descendants of Hodaviah : seventy - four .
Ireo Levita : ireo taranak'i Jesoa sy Kadmiela , ireo taranak'i Hodavia dia : efatra amby fitopolo .
EZR 2:41     Alignment score: 0.761 → 0.768
The temple singers , descendants of Asaph : 128 .
Ireo mpihira ao an - tempoly , taranak'i Asafa dia : 128 .
EZR 2:42     Alignment score: 0.72
The descendants of the gatekeepers : descendants of Shallum , Ater , Talmon , Akkub , Hatita , and Shobai : 139 total .
Ireo taranak'ireo mpiambina vavahady : ireo taranak'i Saloma , Atera , Talmona , Akoba , Hatita , ary Sobay dia : 139 ny fitambarany
.
EZR 2:43     Alignment score: 0.725
Those
who were assigned to serve in the temple : descendants of Ziha , Hasupha , Tabbaoth ,
Ireo izay notendrena mba hanompo ao amin ' ny tempoly dia : ireo taranak'i Ziha , Hasofa , Tabaota ,
EZR 2:44     Alignment score: 0.993
Keros , Siaha , Padon ,
Kerosa , Siaha , Padona ,
EZR 2:45     Alignment score: 0.958
Lebanah
, Hagabah , Akkub ,
Lebana , Hagabaha , Akoba ,
EZR 2:46     Alignment score: 0.806
Hagab
, Shalmai , and Hanan .
Hagaba , Salmay , ary Hanana .
EZR 2:47     Alignment score: 0.836
The descendants of Giddel : Gahar , Reaiah ,
Ireo taranak'i Gidela dia : Gahara , Reaia ,
EZR 2:48     Alignment score: 0.908
Rezin , Nekoda , Gazzam ,
Rezina , Nekoda , Gazama ,
EZR 2:49     Alignment score: 0.757
Uzza , Paseah , Besai ,
Oza , Pasea , Besai ,
EZR 2:50     Alignment score: 0.831
Asnah
, Meunim , and Nephusim .
Asna , Meonita ary Nefisita .
EZR 2:51     Alignment score: 0.849
The descendants of Bakbuk : Hakupha , Harhur ,
Ireo taranak'i Bakboka : Hakofa
, Harora ,
EZR 2:52     Alignment score: 0.806
Bazluth , Mehida , Harsha ,
Bazlota
, Mehida , Harsa ,
EZR 2:53     Alignment score: 0.911
Barkos , Sisera , Temah
,
Barkosa , Sisera , Tema ,
EZR 2:54     Alignment score: 0.983
Neziah , and Hatipha .
Nezia , ary Hatifa .
EZR 2:55     Alignment score: 0.587 → 0.588
The descendants of Solomon 's servants : descendants of Sotai , Hassophereth , Peruda ,
Ireo taranak'ireo mpanompon'i
Solomona dia : ireo taranak'i Sotahy , Sofereta , Peroda ,
EZR 2:56     Alignment score: 0.993
Jaala , Darkon , Giddel ,
Jala , Darkona , Gidela ,
EZR 2:57     Alignment score: 0.855
Shephatiah , Hattil , Pokereth - Hazzebaim , and Ami .
Sefatia , Hatila , Pokereta - Hazebaima , ary i Amy .
EZR 2:58     Alignment score: 0.548
There were 392 total descendants of those assigned to serve in the temple and descendants of Solomon 's servants .
392 ny fitambaran ' ny taranak'ireo izay notendrena hanompo ao amin ' ny tempoly sy ireo taranak'ireo mpanompon'i
Solomona .
EZR 2:59     Alignment score: 0.282 → 0.777
Those
who left Tel Melah , Tel Harsha , Kerub , Addon , and Immer but were not able to prove their ancestry from Israel
Ireo izay nandao an'i Tela - Mela , Tela - Harsa , Keroba , Adana ary Imera nefa tsy afaka ny hanamarina ireo razamben'izy ireo avy amin'Israely
EZR 2:60     Alignment score: 0.499 → 0.934
included 652 descendants of Delaiah , Tobiah , and Nekoda .
dia anisan'izany ireo taranaka
652 an'i Delaia , Tobia , ary Nekoda .
EZR 2:61     Alignment score: 0.608
Also , from the priest 's descendants : the descendants of Hobaiah , Hakkoz , and Barzillai ( who took his wife from the daughters
of Barzillai of Gilead and was called by their name ) .
Avy amin ' ny taranak'ireo mpisorona ihany koa dia : ireo taranak'i Habaia , Hakoza , Barzilay ( izay naka vady ny zanaka vavin'i Barzilay avy any Gileada ary nantsoina tamin ' ny anaran'izy ireo ) .
EZR 2:62     Alignment score: 0.26 → 0.261
They searched for their genealogical records , but could not find
them , so they were excluded from the priesthood as unclean .
Nitady ny rakitry ny tetiarany izy ireo , nefa tsy nahita izany , koa dia voaroaka ho toy ny maloto tamin ' ny fisoronana izy ireo .
EZR 2:63     Alignment score: 0.392 → 0.406
So the governor told them they must not eat any of the holy sacrifices
until a priest with Urim and Thummim approved .
Koa nambaran ' ny governora tamin'izy ireo fa tsy mahazo mihinana amin'ireo sorona masina izy ireo mandra - paneken ' ny mpisorona iray izay mitondra ny Orima sy Tomima .
EZR 2:64     Alignment score: 0.161 → 0.197
The whole group totaled 42,360 ,
Ny fitambaran ' ny vondrona manontolo dia niisa 42 . 360 ,
EZR 2:65     Alignment score: 0.399 → 0.445
not including their servants and their maidservants ( these
were 7,337 ) and their male and female temple singers ( two hundred ) .
tsy anatin'izany ireo mpanompon'izy ireo sy ny ankizivavin'izy ireo ( ireo dia niisa 7 . 337 ) ary ireo lehilahy sy vehivavy mpihiran ' ny tempolin'izy ireo ( Niisa roanjato ) .
EZR 2:66     Alignment score: 0.597
Their horses : 736 . Their mules : 245 .
Ny soavalin'izy ireo dia : 736 . Ny ampondran'izy ireo dia : 245 .
EZR 2:67     Alignment score: 0.671
Their camels : 435 . Their donkeys : 6,720 .
Ny ramevan'izy ireo dia : 435 . Ary ny borikin'izy ireo dia : 6 . 720 .
EZR 2:68     Alignment score: 0.425 → 0.445
When they went to the house of Yahweh in Jerusalem , the chief patriarchs
offered freewill gifts to build the house of God , to put it back on its foundation .
Rehefa nandeha tany amin ' ny tranon'i Yaveh tany Jerosalema izy ireo , dia nanolotra fanomezana an - tsitrapo ireo lehiben ' ny patriarka mba hanorenana ilay trano .
EZR 2:69     Alignment score: 0.474 → 0.476
They gave according to their ability to the work fund : sixty - one thousand gold darics , five thousand silver minas , and one hundred priestly tunics .
Nanome araka ny fahafahany amin ' ny petra - bolan ' ny asa izy ireo : darika volamena arivo sy enina alina , mane volafotsy dimy arivo , ary akanjo fisoronana zato .
EZR 2:70     Alignment score: 0.452
So the priests and Levites , the people , the temple singers and gatekeepers , and those assigned to serve in the temple inhabited their cities . All the people in Israel were in their cities .
Koa ireo mpisorona sy ireo Levita , ny vahoaka , ireo mpihiran ' ny tempoly sy ireo mpiambina vavahady , ary ireo izay notendrena hanompo ny tempoly dia nonina tao amin'ireo tanànany
. Ny olona rehetra tao Israely dia tao amin'ireo tanànany avokoa .
EZR 2     Average alignment score: 0.636 for 70 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10