Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 3:1     Alignment score: 0.345
It was the seventh month after the descendants of Israel came back to their cities , when the people gathered together as one man in Jerusalem .
Tamin ' ny volana fahafito rehefa avy niverina tany an - tanànany
avy ny vahoakan'Israely , no niangonan'izy ireo ho iray tany Jerosalema .


EZR 3:2     Alignment score: 0.47
Jeshua son of Jozadak and his brothers the priests , and Zerubbabel son of Shealtiel , and his brothers rose
up and built the altar of the God of Israel to offer burnt offerings as it is written in the law of Moses the man of God .
Niainga ka nanangana ny alitaran ' ny Andriamanitr'Israely i Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka sy ireo mpisorona rahalahiny , ary Zerobabela zanaka lahin'i Sealtiela , mbamin'ireo rahalahiny mba hanolotra fanatitra dorana araka ny voadidy ao amin ' ny lalàn'i Mosesy , ilay lehilahin'Andriamanitra .
EZR 3:3     Alignment score: 0.451
Then they established the altar on its stand , for terror was on them because of the people of the land . They offered burnt offerings
to Yahweh at dawn and evening .
Dia napetrak'izy ireo teo amin ' ny fitoerany ilay alitara , fa nanenika azy ireo ny horohoro nohon ' ny amin ' ny olon'ilay tany . Nanolotra fanatitra dorana ho an'i Yaveh vao mangiran - dratsy sy tamin ' ny hariva izy ireo .
EZR 3:4     Alignment score: 0.381
They also observed the Festival of Shelters as it is written and offered burnt offerings
day by day according to the decree , each day 's duty on its day .
Nitandrina ny Firavoravoan ' ny Fialofana ihany koa izy ireo araka ny voasoratra ary nanolotra fanatitra dorana isan'andro isan'andro araka ny didy , araka ny andraikitra isan'andro avy .
EZR 3:5     Alignment score: 0.272 → 0.273
Accordingly , there were daily burnt offerings
, offerings for the new moons , and offerings for all the fixed feasts of Yahweh that had been consecrated , as well as freewill offerings from all those who offered them to Yahweh .
Araka izany , dia nisy ny fanatitra dorana andavanandro sy isam - bolana ary fanatitra ho an'ireo firavoravoan'i Yaveh efa voatondro rehetra , mbamin'ireo fanati - tsitrapo rehetra .
EZR 3:7     Alignment score: 0.477 → 0.477
So they gave silver to the stoneworkers and craftsmen
, and they gave food , drink , and oil to the people of Sidon and Tyre , so they would bring cedar trees by sea from Lebanon to Joppa , as authorized for them by Cyrus , king of Persia .
ary nomen'izy ireo sakafo , zava - pisotro , sy menaka ny vahoakan'i Sidona sy Tyra , dia nitondra hazo sedera teny an - dranomasina avy any Libanona ka hatrany Jopa izy ireo , araka ny nanomezan'i Kyrosy , mpanjakan'i Persia alalana azy ireo .
EZR 3:8     Alignment score: 0.517 → 0.524
Then in the second month of the second year after they came
to the house of God in Jerusalem , Zerubbabel son of Shealtiel , Jeshua son of Jozadak , the rest of their brothers the priests and the Levites , and those who came from captivity back to Jerusalem began the work . They assigned the Levites twenty years old and older to oversee the work of the house of Yahweh .
Ary tamin ' ny volana faharoa tamin ' ny taona faharoa taorian ' ny nandehanan'izy ireo tao an - tranon'Andriamanitra tao Jerosalema , no nanomboka niasa i Zerobabela , i Jesoa zanaka lahin'i Jozadaka , ireo mpisorona sisa , ireo Levita , ary ireo izay tonga avy tany amin ' ny fahababoana niverina tany Jerosalema . Nanendry ireo Levita roapolo taona no ho miakatra izy ireo mba hanara - maso ny asan ' ny tranon'i Yaveh .
EZR 3:9     Alignment score: 0.266
Jeshua and his sons and brothers , and Kadmiel and his sons ( who were descendants of Hodaviah ) , and the sons of Henadad and their sons and brothers - all of them were Levites - joined together in overseeing those
working on the house of God .
Napetrak'i Jesoa mba hanara - maso ny olona manao ny asa fanorenana ny tranon'Andriamanitra ireo zanany lahy sy ireo rahalahiny , i Kadmiela sy ireo zanany , ary ireo taranak'i Joda . Niaraka tamin'izy ireo ihany koa ireo taranak'i Henadada , ny taranany , ary ireo Levita namany .
EZR 3:10     Alignment score: 0.441 → 0.443
The builders laid a foundation for the temple of Yahweh . This enabled the priests to stand in their garments with trumpets , and the Levites , sons of Asaph , to praise Yahweh with cymbals , just as the hand of David , king of Israel had commanded .
Nametraka fototra ho an ' ny Tempolin'i
Yaveh ireo mpanorina . Nahafahan'ireo mpisorona nitsangana nanao ireo akanjony miaraka amin ' ny trompetra izany , ary nahafahan'ireo Levita , ireo zanaka lahin'i Asafa , nidera an'i Yaveh tamin ' ny kipantsona , araka ny nandidian ' ny tanan'i Davida , mpanjakan'Israely .
EZR 3:11     Alignment score: 0.397 → 0.409
They sang with praise and thankfulness to Yahweh , " He is good ! His covenant faithfulness to Israel endures forever . " All the people cried out with a great shout of joy in praise of Yahweh because the temple 's foundations
had been laid .
Nihira fiderana sy fisaorana ho an'i Yaveh izy ireo hoe : " Tsara Izy ! Maharitra mandrakizay ny fanekeny mahatoky amin'Israely . " Nihorakoraka mafy tamin ' ny hiakam - pifaliana ho fiderana an'i Yaveh ny vahoaka rehetra fa voapetraka ny fototra iorenan ' ny tempoly .
EZR 3:12     Alignment score: 0.367 → 0.373
But many of the priests , Levites , and chief patriarchs
, those who were old and had seen the first house , when this house 's foundations were laid before their eyes , wept loudly . But many people had shouts of joy with gladness and an excited sound .
Saingy maro tamin'ireo mpisorona , Levita , lohan ' ny patriarka , ary ireo zokiolona izay nahita ny trano voalohany no nitomany mafy , rehefa voapetraka teo anoloan ' ny mason'izy ireo izany fototra iorenan'izany trano izany . Fa maro no nihiaka fifaliana tam - piravoravoana ary tamin ' ny feo mangitakitaka .
EZR 3:13     Alignment score: 0.311 → 0.317
As a result , people were not able to distinguish the joyful and glad sounds from the sound of people weeping , for the people were crying out with great joy , and the sound was heard from far away .
Vokatr'izany , tsy afaka nanavaka ny feo falifaly sy ravoravo tamin'ireo feon'olona nitomany ny vahoaka , satria nihiaka mafy tamin ' ny fifaliana lehibe ny olona , ary re avy lavitra tokoa ilay feo .
EZR 3     Average alignment score: 0.404 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10