Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:19
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10 


EZR 4:1     Alignment score: 0.528 → 0.53
Now some enemies of Judah and Benjamin heard that the people who had been exiled were now building a temple for Yahweh , the God of Israel .
Ary ireo sasany tamin ' ny fahavalon'i
Joda sy Benjamina dia nandre fa ny vahoaka izay natao sesitany dia manorina tempoly ho an'i Yaveh , ilay Andriamanitr'Israely ankehitriny .


EZR 4:2     Alignment score: 0.42 → 0.42
So they approached Zerubbabel and the heads of their ancestors ' clans . They said to them , " Let us build with you , for , like you , we seek your God and have sacrificed to him since the days when Esarhaddon , king of Assyria , brought us to this place . "
Koa nanatona an'i Zerobabela sy ireo lohan
' ny fokon ' ny razambe izy ireo . Hoy izy ireo tamin'izy ireo hoe : " Avelao izahay hanorina hiaraka aminareo , fa satria , mitady ny Andriamanitrareo , tahaka anareo izahay , ary nanao sorona ho Azy hatramin ' ny andro nitondran'i Esara - hadona , mpanjakan'i Asyria , anay teto amin'ity toerana ity . "
EZR 4:3     Alignment score: 0.465 → 0.465
But Zerubbabel , Jeshua , and the rest of the heads of their ancestors ' clans said , " It is not you , but we who must build the house of our God , for it is we who will build for Yahweh , the God of Israel , just as King Cyrus of Persia commanded . "
Fa i Zerobabela , Jesoa , ary ireo lohan
' ny fokon ' ny razamben'izy ireo nanao hoe : " Tsy ianareo , fa izahay no tsy maintsy manorina ny tranon ' ny Andriamanitray , satria izahay no hanorina ho an'i Yaveh , Andriamanitr'Israely , araka izay nandidian'i Kyrosy mpanjakan'i Persia . "
EZR 4:4     Alignment score: 0.254
So the people of the land weakened the hands of the people of Judah ; they made the Judeans afraid to build .
Koa nataon'ireo vahoakan
' ny tany nalemy ny tanan'ireo Jodiana ; nataon'izy ireo natahotra ny hanorina ireo Jodiana .
EZR 4:5     Alignment score: 0.391 → 0.393
They also bribed counselors to frustrate their plans . They did this during all of the days of Cyrus and into the reign of Darius king of Persia .
Nolangolangoin'izy ireo ihany koa ny mpanolotsaina
mba hahafoana ny tetik'izy ireo . Nandritry ny andron'i Kyrosy rehetra sy tamin ' ny fanjakan'i Dariosy mpanjakan'i Persia izy ireo no nanao izany .
EZR 4:6     Alignment score: 0.58
Then at the beginning of the reign of Xerxes , they wrote an accusation against the inhabitants of Judah and Jerusalem .
Ary tamin ' ny fiandohan ' ny fanjakan'i Ahasoerosy dia nanoratra fiampangana an'ireo mponin'i
Joda sy Jerosalema izy ireo .
EZR 4:7     Alignment score: 0.385 → 0.388
It was during the days of Artaxerxes that Bishlam , Mithredath , Tabeel , and their associates wrote to King Artaxerxes of Persia . The letter was written in Aramaic and translated .
Nandritry
ny andron'i Ahaseorosy no nanoratan ' i Bislama , Mitredata , Tabela , ary ireo namany ho an'i Ahasoerosy . Nosoratana tamin ' ny Aramaika ny taratasy ary nadika .
EZR 4:8     Alignment score: 0.628
Rehum the commander and Shimshai the scribe wrote this way to King Artaxerxes about Jerusalem .
Rehoma mpifehy sy i Simsay mpanora - dalàna dia nanoratra momban'i Jerosalema ho an'i Artaksersesy .
EZR 4:9     Alignment score: 0.44 → 0.477
Then Rehum the commander , Shimshai the scribe , and their other associates , who were judges and other officers in the government , the Persians , men from Uruk and Babylon , and the men from Susa ( that is , the Elamites ) they wrote a letter
Avy eo i Rehoma , Simsay , ary ireo naman'izy ireo , izay mpitsara sy manam - boninahitra hafa tao amin ' ny governemanta , avy any Ereka , Babylona , ary Sosa avy any Elama dia nanoratra taratasy
EZR 4:10     Alignment score: 0.31 → 0.316
and they were joined by the people whom the great and noble Ashurbanipal exiled and forced to settle in Samaria , along with the rest who were in the Province Beyond the River .
mbamin'ireo vahoaka izay noteren'i
Asnapara lehibe sy manan - kaja hanorim - ponenana tany Samaria , niaraka tamin'ireo sisa izay tany amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony .
EZR 4:11     Alignment score: 0.329 → 0.354
This is a copy of the letter that they sent to him : " To King Artaxerxes , your servants , men of the Province Beyond the River , write this :
Ity dia dika mitovy amin'ilay lahatsoratra nalefa tany amin'i Artaksersesy : " Ireo mpanomponao , olona avy amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony , no manoratra izao :
EZR 4:12     Alignment score: 0.448
Let the king know that the Jews who went from you have come
against us in Jerusalem to build a rebellious city . They have completed the walls and repaired the foundations .
Aoka ny mpanjaka hahafantatra fa ireo Jiosy izay avy tany aminao dia tonga hanohitra anay aty Jerosalema mba hanorina tanàna mpikomy . Izy ireo dia nanampina ny manda ary nanamboatra ny fototra .
EZR 4:13     Alignment score: 0.36
Now let the king know that if this city is built and the wall is completed , they will not give any tribute , taxes , or tolls , and that will harm the treasury of the kings .
Ary aoka ny mpanjaka hahafantatra fa raha voaorina izany tanàna izany ary voatampina ny manda , dia tsy hanome haba sy hetra izy ireo , fa hanisy ratsy ireo mpanjaka .
EZR 4:14     Alignment score: 0.33
Surely because we have eaten the palace salt , it is not fitting for us to see any dishonor happen to the king . It is because of this that we are sending this to inform to the king
Tena izany tokoa satria nihinana tamin ' ny siran ' ny lapa izahay , ka tsy mety aminay ny hahita ny fahafaham - baraka hiseho amin ' ny mpanjaka . Noho izany no hampahafantaranay ny mpanjaka
EZR 4:15     Alignment score: 0.286 → 0.286
to search your father 's record books and to learn that this is a rebellious city that will harm kings and provinces
. It has caused many problems to the kings and provinces . It has been a center for rebellion from long ago . It was for this reason that the city was destroyed .
mba hitady ny firaketana an - tsoratry ny rainao ary hanamarina fa tanàna mpikomy izay hanisy ratsy ny mpanjaka sy ireo faritany io . Nahatonga olana maro ho an'i mpanjaka sy ireo faritany izany . Foiben ' ny fikomiana hatry ny ela izy io . Noho izany antony izany no naharava ilay tanàna .
EZR 4:16     Alignment score: 0.395
We are informing the king that if this city and wall are built , then there will be nothing remaining for you in the Province Beyond the River . "
Mampahafantatra ny mpanjaka izahay fa raha voaorina io tanàna sy manda io , dia tsy hisy na inona na inona ho tavela ho anao ao amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony .
EZR 4:17     Alignment score: 0.413 → 0.415
So the king sent out a reply to Rehum the commander and Shimshai the scribe and their associates in Samaria and the rest who were in the Province Beyond the River : " May peace be yours .
Koa nandefa valinteny tany
amin'i Rehoma sy Simsay ary ireo namany tao Samaria sy ireo ambiny izay tao amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony ny mpanjaka hoe : " Fiadanana anie ho anareo .
EZR 4:18     Alignment score: 0.309
The letter that you sent me has been translated and read to me .
Ny taratasy izay nalefanareo ho ahy dia efa voadika ary novakiana tamiko .
EZR 4:19     Alignment score: 0.095
So a decree was issued by me , and they searched and found
that for a long time that city has risen up against kings , and rebellion and revolt have been made in it .
Ka nampanao fanadihadiana aho ary nahafantatra fa tamin ' ny andro taloha dia efa nikomy nanohitra ireo mpanjaka izy ireo .
EZR 4:20     Alignment score: 0.35
Mighty kings have ruled over Jerusalem and had power over everything in the Province Beyond the River . Tribute , taxes , and tolls were paid to them .
Ireo mpanjaka mahery dia nanapaka teo amin'i Jerosalema ary nanana fahefana tamin ' ny zavatra rehetra tao amin ' ny Faritany Andafin ' ny Ony . Naloa tamin'izy ireo ny haba sy ireo hetra .
EZR 4:21     Alignment score: 0.352 → 0.352
Now , make a decree for these
men to stop and not build this city until I make a decree .
Ankehitriny , manaova lalàna ho an'ireo lehilahy ireo mba hanajanona sy tsy hanorina io tanàna io izy ireo mandra - panaovako lalàna .
EZR 4:22     Alignment score: 0.237 → 0.258
Be careful not to neglect this . Why allow this threat to grow and cause
more loss for the royal interests ?
Mitandrema mba tsy hanao tsirambina izany . Nahoana izany fandrahonana izany no avela hitombo ka ho fatiantoka fahaverezana maro ho an ' ny tombontsoan ' ny fanjakana ?
EZR 4:23     Alignment score: 0.427 → 0.455
When King Artaxerxes ' decree was read before Rehum , Shimshai the scribe , and their associates , they went out quickly to Jerusalem and forced the Jews to stop building .
Rehefa novakiana teo anatrehan'i Rehoma , Simsay , ary ireo namany
, ny lalàn'i Artarkersesy Mpanjaka , dia nivoaka an'i Jerosalema haingana izy ireo ary nanery ireo Jiosy mba hanajanona ny fanorenana .
EZR 4:24     Alignment score: 0.493
So the work on the house of God in Jerusalem stopped until the second year of the reign of Darius king of Persia .
Koa nijanona ny asa fanaovana ny tranon'Andriamanitra tao Jerosalema mandra - pahatongan ' ny taona faharoan ' ny fanjakan'i Dariosy mpanjakan'i Persia .
EZR 4     Average alignment score: 0.391 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of EZR:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10