Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 12:1     Alignment score: 0.359 → 0.369
At that time Michael , the great prince who guards your people , will rise up . There will be a time of trouble such as never was since the beginning of any nation until that time . At that time your people will be saved , everyone whose name is found written in the book .
" Amin'izany fotoana izany i Mikaela , ilay andriandahy lehibe izay miambina ny vahoakanareo , dia hitsangana . Hisy fotoan
' ny fahoriana izay tsy mbola nisy hatramin ' ny niandohan ' ny firenena hatramin'izany andro izany . Amin'izany fotoana izany ny vahoakanao dia ho voavonjy , dia izay rehetra hita fa voasoratra anarana ao amin ' ny boky .


DAN 12:2     Alignment score: 0.415 → 0.418
Many of those
who sleep in the dust of the earth will rise up , some to everlasting life and some to shame and everlasting contempt .
Maro amin'izay mandry amin ' ny vovoky ny tany no hitsangana , ny sasany ho amin ' ny fiainana mandrakizay ary ny sasany ho amin ' ny fahamenarana sy fanamavoana mandrakizay .
DAN 12:3     Alignment score: 0.389 → 0.389
Those
who have insight will shine like the brightness of the sky above , and those who turn many to righteousness are like the stars forever and ever .
Ireo izay hendry dia hamirapiratra toy ny hazavan ' ny lanitra ambony , ary ireo hamerina ny maro amin ' ny fahamarinana , dia toy ireo kintana mandrakizay doria .
DAN 12:4     Alignment score: 0.356
But you , Daniel , close up these
words ; keep the book sealed until the time of the end . Many will run here and there , and knowledge will increase . "
Fa ianao , ry Daniela , ahorony ireo teny ireo ; tehirizo ho voaisy tombokase ny boky mandra - pahatonga ny fotoanan ' ny farany . Maro no hihazakazaka etsy sy eroa , ary hitombo ny fahalalana . "
DAN 12:5     Alignment score: 0.388 → 0.39
Then I , Daniel , looked , and there were two others standing . One stood on the bank on this side of the river , and one stood on the bank on the other side of the river .
Ary izaho , Daniela , nijery , ka nisy roa hafa nitsangana . Ny iray nitsangana teto amoron ' ny ony , ary ny anankiray tetsy ankilany amoron ' ny ony .
DAN 12:6     Alignment score: 0.299 → 0.308
One of them said to the man clothed in linen , the one who was upstream along the river , " How long will it be to the end of these amazing events ? "
Ny iray tamin'izy ireo niteny tamin'ilay lehilahy miakanjo rongony fotsy , izay teo ambonin ' ny ony hoe : " Mandra - pahoviana no hiafaran'ireto zava - mahagaga ireto ? "
DAN 12:7     Alignment score: 0.33 → 0.343
I heard the man clothed in linen , who was upstream along the river he raised his right hand and his left hand to heaven and swore by the one who lives forever that it would be for a time , times , and half a time . When they finish shattering the power of the holy people , all these
things will be completed .
Reko ilay lehilahy miakanjo rongony fotsy , izay teo ambonin ' ny ony nanandratra ny tanany ankavanana sy ny tanany ankavia tamin ' ny lanitra izy ka nihaniana tamin'ilay iray izay velona mandrakizay fa ho fotoana iray , fotoana roa , sy atsasam - potoana izany . Rehefa nopotehina ihany ny herin ' ny olona masina , dia ho tanteraka avokoa ireo zavatra rehetra ireo .
DAN 12:8     Alignment score: 0.461
I heard , but I did not understand . So I asked , " My master , what will be the outcome of all these things ? "
Nandre aho , fa tsy nahatakatra . Koa nanontany aho hoe : " Ry tompoko , inona no ho vokatra amin'ireto zavatra rehetra ireto ? "
DAN 12:9     Alignment score: 0.365 → 0.373
He said , " Go your way , Daniel , for the words are shut up and sealed until the time of the end .
Hoy izy : " Mandehana amin ' ny lalanao , ry Daniela , fa ny teny dia efa voahorona sy voaisy tombokase mandra - pahatongan'ilay fotoana farany .
DAN 12:10     Alignment score: 0.313 → 0.319
Many will be purified , cleansed , and refined , but the wicked will act wickedly . None of the wicked will understand , but those
who have insight will understand .
Maro no ho diovina , ho voasasa , ary ho voafotsy , fa ny ratsy fanahy hanao faharatsiana . Tsy hisy amin ' ny ratsy fanahy hahatakatra , fa ireo izay hendry no hahatakatra .
DAN 12:11     Alignment score: 0.285 → 0.286
From the time that an end is put to the regular burnt offering and the abomination
that causes complete desolation is set up , there will be 1,290 days .
Hatramin ' ny fotoan ' ny fampitsaharana ny fanatitra dorana mahazatra sy ny fametrahana ny fahavetavetana izay mitondra ny fandravana tanteraka , dia hisy andro 1 290 .
DAN 12:12     Alignment score: 0.328
Blessed is the one who waits until the end of the 1,335 days .
Sambatra izay miandry hatramin ' ny fiafaran ' ny 1 . 335 andro .
DAN 12:13     Alignment score: 0.272
You must go your way until the end , and you will rest . You will rise in the place assigned to you , at the end of days . "
Tsy maintsy mandeha amin ' ny lalanao hatramin ' ny farany ianao , ary hitsahatra ianao . Hitsangana eo amin ' ny toerana voatondro ho anao ianao , amin'ireo andro farany . "
DAN 12     Average alignment score: 0.353 for 13 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12