Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 2:1     Alignment score: 0.347 → 0.37
In the second year of the reign of Nebuchadnezzar , he had dreams . His mind was troubled , and he could not sleep .
Tamin ' ny taona faharoa nanjakan'i
Nebokadnezara , dia nanofy izy . Nihorohoro ny sainy , ary tsy afa - natory izy .


DAN 2:2     Alignment score: 0.351
Then the king summoned the magicians and those
who claimed to speak with the dead . He also called the sorcerers and educated men . He wanted them to tell him his dreams . So they came in and stood before the king .
Ary nampiantso ireo ombiasy sy ireo izay nilaza ho miresaka amin ' ny maty ny mpanjaka . Niantso ireo mpanao ody sy ireo olon - kendry ihany koa izy . Naniry azy ireo hilaza azy ny momba ny nofiny izy . Koa niditra izy ireo ary nijoro teo anolohan ' ny mpanjaka .
DAN 2:3     Alignment score: 0.412 → 0.418
The king said to them , " I have had a dream , and my mind is anxious to know what the dream means . "
Hoy ny mpanjaka tamin'izy ireo hoe : " Nanofy aho , ary ny saiko dia mitebiteby ny hahafantatra ny dikany ilay nofy . "
DAN 2:4     Alignment score: 0.384 → 0.407
Then the educated men spoke to the king in Aramaic , " King , live forever ! Tell the dream to us , your servants , and we will reveal the interpretation . "
Avy eo dia niresaka tamin ' ny mpanjaka tamin ' ny teny
Aramiana ireo olon - kendry : " Ry mpanjaka , ho velona mandrakizay ! Lazao aminay mpanomponao ilay nofy , ary izahay hanambara ny dikany . "
DAN 2:5     Alignment score: 0.248 → 0.27
The king replied to the educated men , " This matter has been settled . If you do not reveal to me the dream and its interpretation , your bodies will be torn apart and your houses made into rubbish heaps .
Namaly an'ireo olon
- kendry ny mpanjaka hoe : " Efa nilamina izany raharaha izany . Raha tsy ambaranareo sy hazavainareo ahy ilay nofy , dia ho potikapotika ny vatanareo ary ireo tranonareo hatao korotam - pako .
DAN 2:6     Alignment score: 0.409
But if you will tell me the dream and its interpretation , you will receive gifts from me , a reward , and great honor . So tell to me the dream and its interpretation . "
Fa raha lazainareo ahy ny nofy sy ny dikany , dia hahazo fanomezana avy amiko ianareo , valisoa iray , ary voninahitra lehibe . Koa lazao ahy ny nofy sy ny dikany . "
DAN 2:7     Alignment score: 0.421 → 0.434
They replied again and said , " Let the king tell us , his servants , the dream and we will tell you its interpretation . "
Dia namaly indray izy ireo hoe : " Aoka ny mpanjaka hilaza aminay mpanompony , ny nofy dia holazainay anao ny dikany . "
DAN 2:8     Alignment score: 0.358 → 0.36
The king answered , " I know for certain that you want more time because you see how firm my decision is about this .
Namaly ny mpanjaka hoe : " Fantatro tsara fa te hahazo fotoana mihoatra ianareo satria hitanareo fa tena entitra ny fanapaha - kevitro
momba izany .
DAN 2:9     Alignment score: 0.278 → 0.287
But if you do not tell me the dream , there is only one sentence for you . You have decided to prepare false and corrupt words that you agreed together to say to me until I change my mind . So then , tell me the dream , and then I will know that you can tell the interpretation . "
Fa raha tsy lazainareo amiko ilay nofy , dia iray ihany ny teniko ho anareo . Nanapa - kevitra ny hanomana teny diso sy fitaka izay nifanekenareo ho lazaina amiko ianareo mandra - piova ny hevitro
. Koa lazao ahy ary ilay nofy , dia ho fantatro fa afaka mandika izany amiko ianareo .
DAN 2:10     Alignment score: 0.276 → 0.285
The educated men replied to the king , " There is not a man on earth able to meet the king 's demand . There is no great king or ruler who has demanded such a thing from any magician , or from anyone who claims to speak with the dead , or from an educated man .
Namaly ireo olon
- kendry ilay mpanjaka hoe : " Tsy misy olona eto an - tany afaka hananteraka ny fangatahan ' ny mpanjaka . Tsy misy mpanjaka lehibe sy mahery mbola nangataka zavatra toy izany avy amin ' ny ombiasy , na avy amin'iza na iza milaza fa miresaka amin ' ny maty , na avy amin ' ny olon - kendry .
DAN 2:11     Alignment score: 0.338 → 0.37
What the king demands is difficult , and there is no one who can tell it to the king except the gods , and they do not live among humans . "
Sarotra ny zavatra angatahin ' ny mpanjaka , ary tsy misy na iza na iza afaka milaza izany amin ' ny mpanjaka afa - tsy ireo andriamanitra , ary tsy miaina eo amin ' ny olombelona izy ireo . "
DAN 2:12     Alignment score: 0.339 → 0.343
This made the king angry and very furious , and he gave an order to destroy all the wise men in Babylon .
Nahatezitra sy tena nahavinitra ny mpanjaka izany , ka nanome baiko handringana ireo rehetra any Babylona izay fantatra tamin ' ny fahendreny
izy .
DAN 2:13     Alignment score: 0.185 → 0.2
So the decree went out to put the wise men to death , and they sent to look for Daniel and his friends to put them to death .
Koa nivoaka ny lalàna fa ireo rehetra izay fantatra tamin ' ny fahendren'izy ireo dia hovonoina . Noho io lalàna io , dia nitady an'i Daniela sy ireo namany izy ireo mba hahafahana mamono azy ireo .
DAN 2:14     Alignment score: 0.484 → 0.496
Then Daniel replied with prudence and discretion to Arioch the commander of the king 's bodyguard , who had come
to kill all the wise men in Babylon .
Ary i Daniela namaly am - pahamalinana sy am - pisainana an'i Arioka mpifehy ny mpiambina ny mpanjaka , izay tonga hamono ireo rehetra tao Babylona izay fantatra tamin ' ny fahendren'izy ireo .
DAN 2:15     Alignment score: 0.497 → 0.564
Daniel asked the king 's commander
, " Why is the king 's decree so urgent ? " So Arioch told Daniel what had happened .
Nanontany ny mpifehin ' ny mpanjaka i Daniela hoe : " Nahoana no dia maika tahaka izany ny lalàn ' ny mpanjaka ? " Koa nolazain'i Arioka tamin'i Daniela izay niseho .
DAN 2:16     Alignment score: 0.338 → 0.346
Then Daniel went in and requested an appointment with the king so that he could present the interpretation to the king .
Avy eo Daniela niditra ary nangataka ny hihaona tamin ' ny mpanjaka mba hahafahany manao ny fandikana ho an ' ny mpanjaka .
DAN 2:17     Alignment score: 0.592
Then Daniel went to his house and explained to his companions Hananiah , Mishael , and Azariah what had happened .
Avy eo dia nankany an - tranony
ary nanazava izay niseho tamin'i Hanania , Misaela , sy Azaria i Daniela .
DAN 2:18     Alignment score: 0.297 → 0.296
He urged them to seek mercy from the God of heaven concerning this mystery so that Daniel and his friends might not be destroyed with the rest of the wise men of Babylon .
Namporisika azy ireo hitady famindram - po avy amin ' ny Andriamanitry ny lanitra izy mahakasika io zava - miafina io mba tsy hamonoana azy sy azy ireo miaraka amin'ireo olona tavela tao Babylona izay fantatra amin ' ny fahendren'izy ireo .
DAN 2:19     Alignment score: 0.372
That night the mystery was revealed to Daniel in a vision . Then Daniel praised the God of heaven
Tamin'io alina io dia nambara tamin'i Daniela tanaty fahitana ilay zava - miafina
. Dia nidera an'ilay Andriamanitry ny lanitra i Daniela
DAN 2:20     Alignment score: 0.465
and Daniel said , " Praise the name of God forever and ever , for wisdom and power belong to him .
ary niteny hoe : " Miderà ny anaran'Andriamanitra mandrakizay doria ; fa Azy ny fahendrena sy ny hery .
DAN 2:21     Alignment score: 0.364 → 0.371
He changes the times and seasons ; he removes kings and places kings on their thrones . He gives wisdom to wise men and knowledge to those who have understanding .
Manova ny fotoana sy ny vanim - potoana
Izy ; manala sy mametraka ny mpanjaka eo amin'ireo seza fiandrianany Izy . Manome fahendrena ho an ' ny hendry Izy ary fahalalana ho an'ireo izay manana fahazavan - tsaina .
DAN 2:22     Alignment score: 0.306
He reveals the deep and hidden things because he knows what is in the darkness , and the light lives with him .
Mampiseho ny lalina sy ireo zava - miafina Izy satria fantany ny ao anatin
' ny fahamaizinana , ary ny hazavana miaina ao aminy .
DAN 2:23     Alignment score: 0.372 → 0.393
God of my ancestors , I thank you and praise you for the wisdom and power you gave to me . Now you have made known to me what we asked of you ; you have made known to us the matter that concerns the king . "
Ry Andriamanitry ny razambeko , misaotra Anao aho ary midera anao noho ny fahendrena izay nomenao
ahy . Efa nampahafantarinao ahy ankehitriny izay nangatahanay taminao ; nampahafantarinao anay ny zavatra mampitebiteby ny mpanjaka . "
DAN 2:24     Alignment score: 0.466 → 0.48
Then Daniel went in to see Arioch ( the one the king appointed to kill everyone who was wise in Babylon ) . He went and said to him , " Do not destroy the wise men in Babylon . Take me to the king and I will show the king the interpretation of his dream . "
Avy eo dia niditra i Daniela hijery an'i Arioka ( ilay notendren ' ny mpanjaka hamono ny olona
hendry rehetra tany Babylona ) . Nandeha izy ary niteny taminy hoe : " Aza mamono ny olon - kendry any Babylona . Ento any amin ' ny mpanjaka aho ary dia hasehoko ny mpanjaka ny dikan ' ny nofiny . "
DAN 2:25     Alignment score: 0.424 → 0.433
Then Arioch quickly brought in Daniel before the king and said , " I have found among the exiles of Judah a man who will reveal the interpretation of the king 's dream . "
Dia nentin'i
Arioka faingana teo anatrehan ' ny mpanjaka i Daniela ary niteny hoe : " Nahita lehilahy iray teo amin'ireo olon'i Joda natao sesitany izay hanambara ny dikan ' ny nofin ' ny mpanjaka aho . "
DAN 2:26     Alignment score: 0.502 → 0.502
The king said to Daniel ( whose name was Belteshazzar ) , " Are you able to tell me the dream that I saw and its interpretation ? "
Hoy ny mpanjaka tamin'i Daniela ( izay atao hoe Beltesazara ) : " Moa ve ianao afaka ny hilaza amiko ny nofy izay hitako sy ny heviny ? "
DAN 2:27     Alignment score: 0.361 → 0.387
Daniel answered the king and said , " The mystery that the king has asked about can not be revealed by wise men , nor by those
who claim to speak with the dead , nor by magicians , and not by astrologers .
Daniela namaly ny mpanjaka ka nanao hoe : " Ny zava - miafina izay nanontanian ' ny mpanjaka dia tsy azon'ireo izay manana fahendrena aseho , na ireo izay milaza fa miresaka amin ' ny maty , na amin ' ny alalan'ireo ombiasy , ary tsy amin ' ny alalan'ireo mpanandro .
DAN 2:28     Alignment score: 0.333 → 0.354
Nevertheless , there is a God who lives in the heavens , who reveals mysteries , and he has made known to you , King Nebuchadnezzar , what will happen in the days to come
. These were your dream and the visions of your mind as you lay on your bed .
Na dia izany aza , misy Andriamanitra izay monina any an - danitra , izay manambara ny zava - miafina , ary efa nampahafantariny anao , ry Nebokadnezara mpanjaka , izay hitranga amin ' ny andro ho avy . Ireto ny nofinao sy ireo fahitan ' ny sainao raha nandry teo amin ' ny fandrianao ianao .
DAN 2:29     Alignment score: 0.256 → 0.257
As for you , king , your thoughts on your bed were about things to come
, and the one who reveals mysteries has made known to you what is about to happen .
Raha ny aminao , ry mpanjaka , ny fisainanao eo am - pandrianao dia momba ireo zavatra ho avy , ary izay manambara ireo zava - miafina dia efa nampahafantatra anao izay hiseho .
DAN 2:30     Alignment score: 0.23 → 0.24
As for me , this mystery was not revealed to me because of any wisdom that I have more than any other living person . This mystery was revealed to me so that you , king , may understand the interpretation , and so that you may know the thoughts of your mind .
Raha ny amiko , izany zava - miafina izany dia tsy nambara tamiko nohon ' ny fahendrena izay hananako bebe kokoa mihoatra ny olombelona hafa . Nambara tamiko izany zava - miafina izany mba hahatakaranao ny dikany , ry mpanjaka , ary mba hahafahanao mahafantatra ireo eritreritra
lalina ao anatinao .
DAN 2:31     Alignment score: 0.39 → 0.391
King , you looked up and you saw a great statue . This statue , which was large and had exceeding splendor , stood before you . Its brightness was terrifying .
Ry mpanjaka , nitraka ianao ary nahita sarivongana lehibe . Io sarivongana io , izay mahery tokoa sy mamirapiratra , dia nijoro teo anatrehanao
. Mampihorohoro ny famirapiratany .
DAN 2:32     Alignment score: 0.333 → 0.348
The head of the statue was made of fine gold . Its breast and arms were of silver . Its middle and its thighs were made of bronze ,
Ny lohan
' ny sarivongana dia natao tamin ' ny volamena tsara indrindra . Ny tratrany sy ny sandriny dia vita tamin ' ny volafotsy . Ny afovoany sy ny feny dia vita tamin ' ny varahina , ary ny ranjon'izany dia natao tamin ' ny vy .
DAN 2:33     Alignment score: 0.416 → 0.452
and its legs were made of iron . Its feet
were made partly of iron and partly of clay .
Ny tongotr'izany dia vita tamin ' ny vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany .
DAN 2:34     Alignment score: 0.401
You looked up , and a stone was cut out , although not by human hands , and it struck the statue on its feet of iron and clay , and it shattered them .
Nitraka ianao , ary nisy vato tapaka iray , na dia tsy tamin ' ny alalan ' ny tanan
' ny olona aza , ary namely ny sarivongana teo amin ' ny tongony vy sy tanimanga izany , ary nandrava azy ireo .
DAN 2:35     Alignment score: 0.448 → 0.463
Then the iron , clay , bronze , silver , and gold at the same time were broken into pieces and became
like the chaff of the threshing floors in the summer . The wind carried them away and there was no trace of them left . But the stone that struck the statue became a great mountain and filled the whole earth .
Avy eo ny vy , ny tanimanga , ny varahina , ny volafotsy ary ny volamena dia potipotika ka lasa toy ny akofam - bary eo amin ' ny famoloana amin ' ny fahavaratra . Notsofin ' ny rivotra ireo ary tsy nisy soritr'izy ireo tavela . Fa ilay vato izay namely ny sarivongana dia lasa tendromobohitra lehibe ary nameno ny tany rehetra .
DAN 2:36     Alignment score: 0.353 → 0.355
This was the dream . Now we will tell the king the interpretation .
Izany no nofinao . Ary andeha hilaza ny heviny amin ' ny mpanjaka izahay izao .
DAN 2:37     Alignment score: 0.368 → 0.409
You , king , are king of the kings to whom the God of heaven has given the kingdom , the power , the strength , and the honor .
Ianao , ry mpanjaka , no mpanjakan'ireo mpanjaka izay nomen'Andriamanitry ny lanitra ny fanjakana , ny fahefana , ny hery , ary ny voninahitra .
DAN 2:38     Alignment score: 0.322 → 0.331
He has given into your hand the place where the human beings live
. He has given over the animals of the field and the birds of the heavens into your hand , and he has made you rule over them all . You are the statue 's head of gold .
Efa nataony teo am - pelatananao ny toerana honenan ' ny olombelona . Ary efa nomeny teo am - pelatananao ireo bibin ' ny saha sy ny voron ' ny lanitra , ary efa nanao anao ho mpanapaka eo amin'ireo rehetra ireo Izy . Ianao no lohan ' ny sarivongana volamena .
DAN 2:39     Alignment score: 0.392 → 0.421
After you , another kingdom will arise
that is inferior to you , and yet a third kingdom of bronze will rule over all the earth .
Ao aorianao , dia hisy fanjakana hafa hitsangana izay ambany noho ianao , kanefa ny fanjakana varahina fahatelo dia hanapaka eo amin ' ny tany rehetra .
DAN 2:40     Alignment score: 0.382
There will be a fourth kingdom , strong as iron , because iron breaks other things into pieces and shatters everything . It will shatter all these
things and crush them .
Ary hisy fanjakana fahefatra , mafy tahaka ny vy , satria ny vy mamaky ireo zavatra hafa sy manorotoro ny zavatra rehetra . Manorotoro ireo zavatra rehetra ireo izany ary mamotika azy ireo .
DAN 2:41     Alignment score: 0.367 → 0.368
Just as you saw , the feet
and toes were partly made of baked clay and partly made of iron , so it will be a divided kingdom ; some of the strength of iron will be in it , just as you saw iron mixed with the soft clay .
Araka ny hitanao , ny tongotra sy ireo rantsany dia vita tamin ' ny tanimanga nandrahoana sy vy ny ampahany , koa dia ho fanjakana voazara izany ; ny sasany amin ' ny herin ' ny vy dia ho ao amin'izany , araka ny efa nahitanao ny vy nafangaro tamin ' ny tanimanga malefaka .
DAN 2:42     Alignment score: 0.353 → 0.361
As the toes of the feet were partly made of iron and partly made of clay , so the kingdom will be partly strong and partly brittle .
Satria ireo rantsan
- tongony dia natao tamin ' ny vy ny ampahany ary tanimanga ny ampahany , dia ho mafy ny fanjakana amin ' ny ampahany ary malemy amin ' ny ampahany .
DAN 2:43     Alignment score: 0.368 → 0.368
As you saw the iron mixed with soft clay , so the people will be a mixture ; they will not stay together , just as iron does not mix with clay .
Tahaka ny nahitanao ny vy nafangaro
tamin ' ny tanimanga malefaka , dia hifangaro ireo olona ; tsy hiara - hijanona izy ireo , tahaka ny vy tsy mifangaro amin ' ny tanimanga .
DAN 2:44     Alignment score: 0.272 → 0.28
In the days of those
kings , the God of heaven will set up a kingdom that will never be destroyed , nor will it be conquered by another people . It will break the other kingdoms into pieces and put an end to all of them , and it will remain forever .
Amin ' ny andron'ireo mpanjaka ireo , dia hametraka ny fanjakana izay tsy ho voarava mihitsy , na ho babon ' ny olon - kafa ilay Andriamanitry ny lanitra . Handravarava ireo fanjakana hafa izany ary hampitsahatra azy ireo rehetra , ary dia hitoetra mandrakizay izany .
DAN 2:45     Alignment score: 0.427 → 0.444
Just as you saw , a stone was cut out of the mountain
, but not by human hands . It broke the iron , bronze , clay , silver , and gold into pieces . The great God has made known to you , king , what will happen after this . The dream is true and this interpretation is reliable . "
Araka ny efa hitanao , nisy vatolampy iray nanapaka tendrombohitra , fa tsy mba tamin ' ny tanan'olombelona . Nanapatapaka ny vy , varahina , tanimanga , volafotsy , ary volamena izany . Efa nampahafantarin'ilay Andrimanitra lehibe anao , ry mpanjaka , izay hiseho aorin'izany . Marina ilay nofy ary azo antoka ity fandikana ity . "
DAN 2:46     Alignment score: 0.405 → 0.425
King Nebuchadnezzar fell
on his face before Daniel and honored him ; he commanded that an offering be made and that incense be offered up to him .
Nampiankohoka ny tavany teo anatrehan'i Daniela i Nebokadnezara ary nanaja azy ; nandidy ny hanaovana fanatitra iray izy ary ditin - kazo manitra hatolotra ho azy .
DAN 2:47     Alignment score: 0.294 → 0.3
The king said to Daniel , " Truly your God is the God of gods , the Lord of kings , and the one who reveals mysteries , for you have been able to reveal this mystery . "
Hoy ilay mpanjaka tamin'i Daniela hoe : " Tena ny Andriamanitrao no Andriamanitr'ireo andriamanitra , ilay Tompon'ireo mpanjaka , ary Ilay manambara ny zava - miafina , satria afaka manambara izany zava - miafina izany ianao . "
DAN 2:48     Alignment score: 0.385 → 0.424
Then the king made Daniel highly honored and gave him many wonderful gifts . He made him ruler over the whole province
of Babylon . Daniel became chief governor over all the wise men of Babylon .
Avy eo nataon ' ny mpanjaka nanana ny haja ambony i Daniela ary nomeny fanomezana mahafinaritra . Nanao azy ho mpanapaka teo amin ' ny ireo faritanin ' ny Babylona rehetra izy . Lasa lehiben ' ny governora teo amin'ireo olon - kendry indrindra an'i Babylona i Daniela .
DAN 2:49     Alignment score: 0.52 → 0.537
Daniel made a request of the king , and the king appointed Shadrach , Meshach , and Abednego to be administrators over the province of Babylon . But Daniel remained at the king 's court .
Nanao fangatahana iray tamin ' ny mpanjaka i Daniela , ary notendren ' ny mpanjaka i Sadraka , Mesaka , ary Abednego mba ho mpandrindra eo amin'ireo faritanin'i Babylona . Fa Daniela kosa nitoetra tao amin ' ny lapan
' ny mpanjaka .
DAN 2     Average alignment score: 0.38 for 49 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12