Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 4:1     Alignment score: 0.216 → 0.216
I , Nebuchadnezzar , was living happily in my house , and I was enjoying prosperity in my palace .
Izaho , Nebokadnezara , dia nonina tamin - kafaliana tao an - tranoko , ary nankafy fahombiazana aho tao amin ' ny lapako .


DAN 4:2     Alignment score: 0.188 → 0.188
But a dream I had made me afraid . As I lay there , the images I saw and the visions in my mind troubled me .
Saingy nampatahotra ahy ny nofiko iray . Raha nandry iny aho , dia nampikorontana ahy ireo kisarisary sy ireo fahitàna izay tato an - tsaiko .
DAN 4:3     Alignment score: 0.301 → 0.395
So I gave a decree to bring before me all the wise men of Babylon so they could interpret the dream for me .
Koa dia nanome didy aho ny hitondràna teo amiko ireo lehilahin'i Babylona rehetra izay nanam - pahendrena raha afaka ny handika ny nofy ho ahy izy ireo .
DAN 4:4     Alignment score: 0.32 → 0.324
Then came the magicians , those
who claimed to speak with the dead , the educated men , and the astrologers . I told them the dream , but they could not make known the interpretation to me .
Ary dia tonga ireo ombiasy , ireo izay milaza fa miresaka amin ' ny maty , ireo olon - kendry , ary ireo mpanandro . Nanambara ilay nofiko tamin'izy ireo aho , fa tsy afaka ny handika izany tamiko izy ireo .
DAN 4:5     Alignment score: 0.308 → 0.349
But at last Daniel came in the one who is named Belteshazzar after the name of my god , and in whom is the spirit of the holy gods and I told him the dream .
Nefa niditra i Daniela nony farany _ ilay iray izay nantsoina hoe Beltesazara araka ny anaran'andriamanitro , misy fanahin'ireo andriamanitra koa ao anatiny
_ ary nilaza taminy ilay nofiko aho .
DAN 4:6     Alignment score: 0.307 → 0.309
" Belteshazzar , chief of the magicians , I know that the spirit of the holy gods is in you and that no mystery is too difficult for you . Tell me the appearance of my dream and its interpretation .
" Ry Beltesazara , ombiasibe , fantatro fa ao aminao ny fanahin'ireo andriamanitra masina ary tsy misy zava - miafina izay sarotra aminao ihany koa . Lazao ahy izay hitako tao anaty nofiko ary inona ny dikan'izany .
DAN 4:7     Alignment score: 0.273 → 0.294
These were the sights that I saw in my mind as I lay upon my bed : I looked , and there was a tree in the middle of the earth , and its height was very great .
Ireto avy ireo fahitana izay hitako tao an - tsaiko raha nandry tao am - pandriako aho : nandinika aho , ary nisy hazo iray teo afovoan ' ny tany , ary lehibe tokoa ny haavon'izany .
DAN 4:8     Alignment score: 0.225 → 0.235
The tree grew and became
strong . Its top reached to the heavens , and it could be seen to the ends of the whole earth .
Nihanitombo ilay hazo ka tonga nahery . Nananika ny lanitra ny tendrony , ary afaka mahita izany hatrany amin'ireo vazan - tany manontolo .
DAN 4:9     Alignment score: 0.333 → 0.339
Its leaves were beautiful , its fruit was abundant , and on it was food for all . The animals of the field found shade under it , and the birds of the heavens lived in its branches . All living creatures were fed from it .
Tsara tarehy ny raviny , marobe aok'izany ny voany , ary nisy sakafo ho an ' ny rehetra teo amboniny . Nahita fialofana tao ambaniny
ny bibidia , ary ny voron ' ny habakabaka nonina teo amin'ireo rantsany . Voafahana avy tamin'izany avokoa ireo zava - manan'aina rehetra .
DAN 4:10     Alignment score: 0.378
I saw in my mind as I lay on my bed , and a watcher , a holy one came down from the heavens .
Nahita tao an - tsaiko aho tamin'izaho nandry teo am - pandriako , ary nisy iraka masina iray nidina avy teny
amin ' ny habakabaka .
DAN 4:11     Alignment score: 0.37 → 0.376
He shouted and said , ' Chop down the tree and cut off its branches , strip off its leaves , and scatter its fruit . Let the animals flee from under it and the birds fly away from its branches .
Nihiaka mafy izy ka nanao hoe : ' Kapao ilay hazo ary tapaho ireo ratsany , esory ireo raviny , ary aparitaho ny voany . Aoka ireo biby handositra avy eo ambanin'izany ary ireo vorona hanidina lavitr'ireo rantsany
.
DAN 4:12     Alignment score: 0.331 → 0.347
Leave the stump of its roots in the earth , bound
with a band of iron and bronze , in the middle of the tender grass of the field . Let it be wet with the dew from the heavens . Let it live with the animals among the plants on the ground .
Avelao ny fototry ny fakany ho ao anaty tany , fatory amin ' ny fehim - by sy varahina , eo afovoan ' ny ahitry ny saha . Aoka izany ho kotsan ' ny andon ' ny habakabaka . Aoka izany hivelona miaraka amin'ireo biby eo amin'ireo voninkazo eny amin ' ny tany .
DAN 4:13     Alignment score: 0.312 → 0.33
Let his mind be changed from a man 's mind , and let an animal 's mind be given to him until seven years pass
by .
Aoka ny fisainany hiova fisainan'olona , ary aoka ny fisainam - biby no homena azy hatramin ' ny fahalasan ' ny fito taona .
DAN 4:14     Alignment score: 0.202 → 0.23
This sentence is by the decree of the watchers , a decision made by the holy ones , so that those
who are alive may know that the Most High rules over the kingdoms of people and gives them to anyone he wishes to place over them , even to the most humble men . '
Izany fanapahan - kevitra izany dia avy tamin ' ny didy notaterin'ilay iraka . Izany fanapahan - kevitra izany no nataon'ireo masina mba ahafahan'ireo velona mahafantatra fa manapaka manerana ireo fanjakanan ' ny vahoaka ny Avo Indrindra ary manome azy ireo ho an ' ny olona izay tiany hapetraka eo amin'izy ireo , na dia ny lehilahy faran'izay manetry tena aza . '
DAN 4:15     Alignment score: 0.402 → 0.422
I , King Nebuchadnezzar , had this dream . Now you , Belteshazzar , tell me the interpretation , because none of the wise men in my kingdom can interpret it for me . But you are able to do so , because the spirit of the holy gods is in you . "
Izaho , Nebokadnezara , no nanana izany nofy izany . Ankehitriny ianao , ry Beltesazara , Lazao ahy ny dikany , satria tsy misy amin'ireo lehilahy hendrin ' ny fanjakako afaka ny handika izany ho ahy . Fa ianao no afaka manao izany , satria ao aminao ny fanahin'ireo andriamanitra masina . "
DAN 4:16     Alignment score: 0.425 → 0.418
Then Daniel , who was also named Belteshazzar , was greatly upset for a brief time , and his thoughts alarmed him . The king said , " Belteshazzar , do not let the dream or its interpretation alarm you . " Belteshazzar replied , " My master , may the dream be for those who hate you ; may its interpretation be for your enemies .
Ary Daniela , izay natsoina
ihany koa hoe Beltesazara , dia tohina mafy nandritra ny fotoana vitsy , ka nanaitra azy ny fisainany . Dia hoy ny mpanjaka hoe : " Ry Beltesazara , aza avela hanaitra anao akory ny nofy na ny dikan'izany . " Namaly Beltesazara hoe : " Ry Tompoko , aoka ho amin'ireo izay mankahala anao anie ny nofy ; ho an'ireo fahavalonao anie ny dikan'izany .
DAN 4:17     Alignment score: 0.212 → 0.212
The tree that you saw which grew and became
strong , and whose top reached up to the heavens , and which could be seen to the ends of the whole earth
Ilay hazo izay hitanao izay nitombo ka tonga nahery , ary izay nipaka tany an - danitra ny tendrony , ka azo nojerena tany amin ' ny ireo faran ' ny tany rehetra
DAN 4:18     Alignment score: 0.274 → 0.295
whose leaves were beautiful , and whose fruit was abundant , so that in it was food for all , and under it the animals of the field found
shade , and in which the birds of the heavens lived
izay tsara tarehy tokoa ireo raviny , ary maro dia maro tokoa ny voany , mba hisian ' ny sakafo ho an ' ny rehetra ao amin'izany , ary ao ambaniny no ahitan'ireo bibin ' ny saha fialofana , ary nonenan'ireo voron ' ny habakabaka tao aminy
DAN 4:19     Alignment score: 0.253 → 0.256
this tree is you , king , you who have grown so strong . Your greatness has grown and reaches to the heavens , and your dominion reaches to the ends of the earth .
izany hazo izany dia ianao , ry mpanjaka , ianao izay nitombo ho tena mahery . Nihanitombo ny fahalehibeazanao ka nanakatra ny lanitra , ary ny fanapahanao
nipaka tany amin'ireo faran ' ny tany .
DAN 4:20     Alignment score: 0.39 → 0.401
You , king , saw a watcher , a holy one coming down from heaven and saying , ' Chop down the tree and destroy it , but leave the stump of its roots in the earth , bound
with a band of iron and bronze , in the middle of the tender grass of the field . Let it be wet with the dew from the heavens . Let it live with the animals in the field until seven years pass by . '
Ianao , ry mpanjaka , no nahita ny iraka masina nidina avy tany an - danitra ka niteny hoe : " Kapaho ilay hazo ary poteho izany , nefa avelao ny fakan'izany ho ao amin ' ny tany , fatory amin ' ny fehim - by sy varahina , eo afovoan ' ny ahitra malemin ' ny saha . Avelao ho kotsan ' ny ando avy any an - danitra izany . Aoka izany hivelona hiaraka amin'ireo bibidia eny amin'ireo saha mandra - paha lasan ' ny fito taona . '
DAN 4:21     Alignment score: 0.373
This is the interpretation , king . It is a decree of the Most High that has reached you , my master the king .
Izany no dikany , ry mpanjaka . Izany no didin ' ny Avo Indrindra izay nipaka taminao , ry tompoko mpanjaka .
DAN 4:22     Alignment score: 0.351 → 0.365
You will be driven from among men , and you will live with the animals in the field . You will be made to eat grass like cattle , and you will be wet with the dew from the heavens , and seven years will pass by until you acknowledge that the Most High rules over the kingdoms of people and that he gives them to anyone he wishes .
Hesorina amin ' ny olona ianao , ary hitoetra miaraka amin'ireo bibidia any amin'ireo saha . Hampihinanana ahitra tahaka ny omby ianao , ary ho kotsan ' ny ando avy any an - danitra , ka fito taona no handalo mandra - pihaikinao fa ny Avo Indrindra no manapaka eo amin'ireo fanjakan'olona ary Izy no manome azy ireo ho amin ' ny olona izay iriany .
DAN 4:23     Alignment score: 0.255 → 0.265
As it was commanded to leave the stump of the roots of the tree , in this way your kingdom will be returned to you from the time you learn that heaven rules .
Araka ny nandidiana
ny hamelàna ny fakan ' ny hazo , dia amin'izany fomba izany no hamerenana ny fanjakanao ho aminao amin ' ny fotoana hahalalanao fa manjaka ny lanitra .
DAN 4:24     Alignment score: 0.258 → 0.257
Therefore , king , let my advice be pleasing to you . Stop sinning and do what is right . Turn away from your iniquities by showing mercy to the oppressed , and it may be that your prosperity will be extended . "
Noho izany , ry mpanjaka , aoka ny torohevitro
ho azo ekena aminao . Ajanony ny fanotàna ka manaova izay marina . Mivilia amin'ireo helokao amin ' ny fanehoana famindram - po amin'ireo nampahoriana , ary izany dia mba ho afaka hihitatra ny fahombiazanao . "
DAN 4:27     Alignment score: 0.346 → 0.367
and he said , " Is this not the great Babylon , which I have built for my royal residence , by the might of my power and for the glory of my majesty ? "
ary hoy izy hoe : " Tsy ity ve ilay Babylona lehibe , izay natsangako ho an ' ny toeram - ponenam - panjakako , ho amin ' ny voninahitry
ny fahalehibeazako ? "
DAN 4:28     Alignment score: 0.38 → 0.397
While the words were still on the lips of the king , a voice came from heaven : " King Nebuchadnezzar , it is announced to you that this kingdom has been taken away from you .
Raha mbola teo am - bavan
' ny mpanjaka ireo teny , dia nisy feo avy any an - danitra hoe : " Ry Nebokadnezara mpanjaka , nambara taminao fa efa nesorina taminao izao fanjakana izao .
DAN 4:29     Alignment score: 0.308 → 0.313
You will be driven away from people , and your home will be with the animals in the field . You will be made to eat grass like cattle . Seven years will pass until you acknowledge that the Most High rules over the kingdoms of people and he gives them to anyone he wishes . "
Ho roahina tsy ho eo amin ' ny vahoaka ianao , ary ny toeram - ponenanao dia hiaraka amin'ireo bibidia eny amin'ireo saha . Hampihinanana ahitra tahaka ny omby ianao . Fito taona no handalo mandra - pahatonga anao hiaiky fa ny Avo Indrindra no manapaka eran'ireo fanjakan
' ny olona ary Izy no manome azy ireo ho an ' ny olona iriany . "
DAN 4:30     Alignment score: 0.373 → 0.4
This decree against Nebuchadnezzar was carried out immediately . He was driven away from people . He ate grass like cattle , and his body was wet with the dew from the heavens . His hair grew as long as eagles ' feathers , and his nails became
like birds ' claws .
Izany didy nanohitra an'i Nebokadnezara izany dia notanterahina tsy nisy atak'andro . Noroahina tsy ho eo amin ' ny vahoaka izy . Nihinana ahitra tahaka ny omby izy , ary kotsan ' ny andon ' ny lanitra ny vatany . Nihalava tahaka ny volon ' ny rain ' ny voromahery ny volony , ary tonga tahaka ny an ' ny vorona ireo hohony .
DAN 4:31     Alignment score: 0.271 → 0.28
At the end of the days I , Nebuchadnezzar , raised my eyes toward heaven , and my sanity was given back to me . " I praised the Most High , and I honored and glorified the one who lives forever . For his dominion is an everlasting dominion , and his kingdom endures from all generations
to all generations .
Tamin ' ny fiafaran ' ny andro , izaho , Nebokadnezara , nanandratra ny masoko any amin ' ny lanitra , ary naverina tamiko indray ny adalàko . " Midera ny Avo Indrindra aho , ary manome voninahitra an'ilay Iray izay mitoetra mandrakizay aho . Fa tsy manam - pahataperana ny fanapahany , ary maharitra hatramin ' ny taranaka fara - mandimby ny fanjakany .
DAN 4:32     Alignment score: 0.274 → 0.284
All the earth 's inhabitants are considered by him to be as nothing ; he does among the army of heaven and the inhabitants of the earth whatever suits his will . No one can stop him or challenge him . No one can say to him , ' Why have you done this ? ' "
Tsinotsinona taminy ny mponin
' ny tany rehetra ; manao izay rehetra mety amin ' ny sitra - pony amin ' ny tafiky ny lanitra sy ny mponin ' ny tany Izy . Tsy misy afaka hampijanona Azy na hifaninana aminy . Tsy misy afaka ny hiteny Azy hoe : ' Nahoana no nanao izao Ianao ? ' "
DAN 4:33     Alignment score: 0.28
At the same time that my sanity returned to me , my majesty and splendor returned to me for the glory of my kingdom . My counselors and my noblemen sought my favor . I was brought back to my throne , and even more greatness was given to me .
Tamin'io fotoana niverenan ' ny adalako tamiko io ihany , dia niverina tamiko ny voninahitro
sy ny fahalehibeazako ho an ' ny voninahitry ny fanjakako . Nahita ny sitrako ireo mpanolotsaiko sy ireo lehilahiko mendri - kaja . Nentina niverina teo amin ' ny seza fiandrianako indray aho , ary ambonin'izany dia nomena fahalehibeazana bebe kokoa aho .
DAN 4:34     Alignment score: 0.337 → 0.341
Now I , Nebuchadnezzar , praise , extol , and honor the King of heaven , for all his deeds are true , and his ways are just . He can humble those
who walk in their own pride .
Izaho , Nebokadnezara , dia midera , manandratra , ary manome voninahitra ilay Mpanjakan ' ny lanitra ankehitriny , fa marina ireo asany , ary mahitsy ny lalany . Afaka mampietry ireo izay mandeha amin ' ny fiavonavonany Izy .
DAN 4     Average alignment score: 0.327 for 32 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12