Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 6:1     Alignment score: 0.429 → 0.376
and Darius the Mede
received the kingdom when he was about sixty - two years old .
ary i Dariosy ilay Mediana no nandray ny fanjakana raha teo ho eo amin ' ny roa amby enipolo taona izy .


DAN 6:2     Alignment score: 0.329 → 0.382
It seemed good to Darius to appoint over the kingdom 120 provincial governors
who would rule over all the kingdom .
Nahafaly an'i Dariosa ny nanendry governora 120 isam - paritany nanerana ny fanjakana izay hanapaka manerana ny fanjakana rehetra .
DAN 6:3     Alignment score: 0.336 → 0.33
Over them there were three chief administrators , and Daniel was one of them . These
chief administrators were appointed so that they might supervise the provincial governors , so that the king should suffer no loss .
Nisy komandy lehibe telo teo amin'izy ireo , ary iray tamin'ireo i Daniela . Ireo komandy lehibe ireo dia voatendry mba hanara - maso ireo governora isam - paritra , mba tsy ho faty antoka ny mpanjaka .
DAN 6:4     Alignment score: 0.378 → 0.37
Daniel was distinguished above the other chief administrators and the provincial governors
because he had an extraordinary spirit . The king was planning to put him over the whole kingdom .
Niavaka ambonin'ireo komandy lehibe hafa sy ireo governora isam - paritra i Daniela satria nanana fanahy miavaka izy . Nanao drafitra ny hametraka azy manerana ny fanjakana rehetra ny mpanjaka .
DAN 6:5     Alignment score: 0.194
Then the other chief administrators and the provincial governors
looked for mistakes in the work Daniel did for the kingdom , but they could find no corruption or failure in his duty because he was faithful . No mistakes or negligence was found in him .
Avy eo ireo mpitan - draharaha lehibe hafa sy ireo governora isam - paritany nitady hadisoana tamin ' ny asa nataon'i Davida ho an ' ny fanjakana , saingy tsy nahita kolikoly na tsy fahombiazana tamin ' ny asany izy ireo satria nahatoky izy . Tsy nisy fahadisoana na tsirambina hita taminy .
DAN 6:6     Alignment score: 0.258 → 0.267
Then these
men said , " We can not find any reason to complain against this Daniel unless we find something against him regarding the law of his God . "
Dia hoy ireo lehilahy ireo hoe : " Tsy mahita antony tokony hitarainana ity Daniela ity izahay raha tsy hoe mahita zavatra manohitra azy araka ny lalàn ' ny Andriamaniny izahay . "
DAN 6:7     Alignment score: 0.419 → 0.419
Then these
administrators and governors brought a plan before the king . They said to him , " King Darius , may you live forever !
Dia nitondra tetika teo anoloan ' ny mpanjaka ireo mpitan - draharaha sy governora . Hoy izy ireo taminy hoe : " Ry Dariosa mpanjaka , ho velona mandrakizay anie ianao !
DAN 6:8     Alignment score: 0.292 → 0.305
All the chief administrators of the kingdom , the regional governors
, and the provincial governors , the advisors , and the governors have consulted together and decided that you , the king , should issue a decree and enforce a prohibition , so that whoever makes a petition to any god or man for thirty days , except to you , king , that person must be thrown into the den of lions .
Ireo mpitan - draharaha lehibe rehetra tao amin ' ny fanjakana , ireo governora isam - paritra , sy ireo governora isam - paritany , ireo mpanolotsaina , ary ireo governora dia niara - nifampidinika ary nanapa - kevitra fa ianao , mpanjaka , dia tokony hamoaka didy ary hanamafy izany , ka na iza na iza manao fanangonan - tsonia amin ' ny andriamanitra rehetra na olombelona mandritra ny telopolo andro , ankoatra anao , ry mpanjaka , dia tsy maintsy hatsipy ao an - davaky ny liona izany olona izany .
DAN 6:9     Alignment score: 0.403
Now , king , issue the prohibition and sign the document so that it may not be changed , as directed by the law of the Medes and Persians , so it can not be repealed . "
Ankehitriny , ry mpanjaka , mamoaha didy ary soniavo ny taratasy mba tsy hanovàna izany , araka ny voatondron ' ny lalàn ' ny Mediana sy Persiana , ka tsy afaka foanana izany . "
DAN 6:10     Alignment score: 0.376
So king Darius signed the document , the prohibition .
Koa dia nosoniavin'i Dariosa
mpanjaka ny taratasy namadihana ilay didy ho lalàna .
DAN 6:11     Alignment score: 0.39 → 0.399
When Daniel learned that the document had been signed into law , he went into his house ( now his windows were open in his upper room toward Jerusalem ) , and he got down on his knees , as he did three times a day , and prayed and gave thanks before his God , as he had done before .
Rehefa fantatr'i
Daniela fa voasonia ho lalàna ilay taratasy , dia nandeha tany an - tranony izy ( ary nisokatra ireo varavarakeliny tany amin ' ny efitra ambony nifanandrify tamin'i Jerosalema ) , ary nandohalika izy , toy ny fanaony in - telo anatin ' ny iray andro , ary nivavaka sy nisaotra nanoloana ny Andriamaniny izy , toy ny efa nataony tany aloha .
DAN 6:12     Alignment score: 0.327 → 0.327
Then these
men who had formed the plot together saw Daniel make requests and seek favor from God .
Avy eo ireo lehilahy izay niara - nanao teti - dratsy ireo nahita an'i Daniela nanao fangatahana sy nitady fanampiana avy amin'Andriamanitra .
DAN 6:13     Alignment score: 0.369
Then they approached the king and spoke with him about his prohibition : " Did you not make a prohibition that everyone who makes a petition to any god or human being during the next thirty days , except to you , king , must be thrown into the den of lions ? " The king answered , " The matter is settled , as directed by the law of the Medes and Persians ; it can not be repealed . "
Avy eo izy ireo nanatona ny mpanjaka ary niresaka taminy momban ' ny didiny
hoe : " Moa tsy nanao didy ve ianao fa izay rehetra manao sonia amin ' ny andriamanitra rehetra na olombelona mandritra ny telopolo andro manaraka , ankoatra anao , ry mpanjaka , dia tsy maintsy atsipy ao an - davaky ny liona ? " Namaly ny mpanjaka hoe : " Voapetraka ny raharaha , araky ny voatondron ' ny lalàn ' ny Mediana sy Persiana ; tsy afaka foanana izany . "
DAN 6:14     Alignment score: 0.403 → 0.418
Then they replied to the king , " That person Daniel , who is one of the people of the exile from Judah , pays no attention to you , king , or to the prohibition that you have signed . He prays to his God three times a day . "
Dia namaly ny mpanjaka izy ireo hoe : " Izany Daniela izany , izay iray amin'ireo olona avy an - tsesi - tany
tany Joda , dia tsy miraharaha anao , ry mpanjaka , na ny didy izay nosoniavinao . Mivavaka amin ' ny Andriamaniny in - telo izy ao anatin ' ny iray andro . "
DAN 6:15     Alignment score: 0.402 → 0.418
When the king heard this , he was terribly distressed , and he applied his mind to rescue Daniel from this ruling . He labored until sunset to try to save Daniel .
Rehefa nandre izany ny mpanjaka , dia nalahelo mafy izy , ary nandefa fisainana ny hanavotra an'i Daniela amin ' ny fanapahany
. Niasa mandra - podin ' ny masoandro izy mba hiezaka hanavotra an'i Daniela .
DAN 6:16     Alignment score: 0.354 → 0.359
Then these
men who had formed the plot gathered together with the king and said to him , " Know , king , that it is a law of the Medes and Persians , that no prohibition or statute that the king issues can be changed . "
Avy eo ireo lehilahy izay nanao teti - dratsy ireo niangona niaraka tamin ' ny mpanjaka ary nanao taminy hoe : " Fantaro , ry mpanjaka , fa lalàn ' ny Midiana sy Persiana izany , ary tsy afaka ovaina ny lalàna na didy izay nataon ' ny mpanjaka . "
DAN 6:17     Alignment score: 0.456 → 0.456
Then the king gave an order , and they brought in Daniel , and they threw him into the lions ' den . The king said to Daniel , " May your God , whom you serve continually , rescue you . "
Dia nanome baiko ny mpanjaka , ary nentin'izy ireo niditra Daniela , ka natsipin'izy ireo tao an - davaky ny liona izy . Hoy ny mpanjaka tamin'i Daniela hoe : " Hanavotra anao anie , ny Andriamanitrao , izay tompoinao mandrakariva . "
DAN 6:18     Alignment score: 0.312 → 0.31
A stone was brought over the entrance to the den , and the king sealed it with his own signet ring and with the signet rings of his nobles so that nothing might be changed concerning Daniel .
Nisy vato nentina teo amin ' ny fidirana mankany amin'ilay lavaka , ary nanisy tombo - kase izany tamin ' ny perany ny mpanjaka sy tamin'ireo peratra fanombohan - kasen'ireo manan - kajany
mba tsy hisy hiova ny mahakasika an'i Daniela izy .
DAN 6:19     Alignment score: 0.309
Then the king went to his palace and he went through the night fasting . No entertainment was brought before him , and sleep fled from him .
Avy eo nandeha tany amin ' ny lapany
ny mpanjaka ary nandia ny alina nifady hanina . Tsy nisy fialam - boly nentina teo anoloany , ary lasa ny torimasony .
DAN 6:20     Alignment score: 0.381
Then at daybreak the king got up and he quickly went to the lions ' den .
Avy eo vao mangiran - dratsy dia nitsangana ny mpanjaka ary nandeha faingana tany an - davaky ny liona .
DAN 6:21     Alignment score: 0.377 → 0.389
As he came
near to the den , the king called out to Daniel in a sad voice , saying to Daniel , " Daniel , servant of the living God , has your God , whom you serve continually , been able to deliver you from the lions ? "
Raha nanakaiky ny lavaka izy , dia niantso an'i Daniela tamin ' ny feo malahelo , nanao tamin'i Daniela hoe : " Ry Daniela , mpanompon'ilay Andriamanitra velona , moa tsy afaka nanavotra anao tamin'ireo liona ny Andriamanitrao , izay tompoinao mandrakariva ? "
DAN 6:22     Alignment score: 0.426
Then said Daniel to the king , " King , live
forever !
Dia hoy Daniela tamin ' ny mpanjaka hoe :
DAN 6:23     Alignment score: 0.301
My God has sent his messenger
and has shut the lions ' mouths , and they have not hurt me . For I was found blameless before him and also before you , king , and I have done you no harm . "
" Ry mpanjaka , ho velona mandrakizay anie ianao ! Efa nandefa ny mpitondra hafany Andriamanitra ary nanakatona ny vavan ' ny liona , ary tsy nandratra ahy izy ireo . Fa tsy misy tsiny teo anatrehany aho sy teo anoloanao ihany koa , ry mpanjaka , ary tsy nanao ratsy anao aho . "
DAN 6:24     Alignment score: 0.235 → 0.278
Then the king was very happy . He gave an order that they should take Daniel up out of the den . So Daniel was lifted up out of the den . No harm was found on him , because he had trusted in his God .
Avy eo dia faly tanteraka ny mpanjaka . Nanome baiko ny hampakaran'izy ireo an'i Daniela avy ao an - davaka izy . Noho izany dia nampiakarina avy tao an - davaka Daniela . Tsy nisy ratra hita taminy , satria nahatoky ny Andriamaniny izy .
DAN 6:25     Alignment score: 0.339 → 0.353
The king gave an order , and they brought those men who had accused Daniel and threw them into the den of lions them , their children , and their wives . Before they reached the floor , the lions overpowered them and broke all their bones to pieces .
Nanome baiko ny mpanjaka , ary nentiny ireo lehilahy izay niampanga an'i Daniela ireo ary natsipin'izy ireo tao an - davaky ny liona izy ireo sy ny zanak'izy ireo , ary ny vadin'izy ireo . Mialohan ' ny nahatongavan'izy ireo tamin ' ny tany
, dia nandresy azy ireo ny liona ary namotika ny taolana rehetran'izy ireo .
DAN 6:26     Alignment score: 0.442
Then King Darius wrote to all the peoples , nations , and languages
that live in all the earth : " May peace increase for you .
Avy eo Dariosa mpanjaka nanoratra tamin ' ny olona rehetra , ireo firenena , ary ireo fiteny izay misy eto an - tany rehetra hoe : " Hampitomboina aminao anie ny fiadanana .
DAN 6:27     Alignment score: 0.343 → 0.342
I hereby make a decree that in all the dominion of my kingdom men tremble and fear before the God of Daniel , for he is the living God and lives forever , and his kingdom will not be destroyed ; his dominion will last to the end .
Izao aho dia manao didy fa amin ' ny fanapahana rehetra amin ' ny fanjakako dia mangovitra sy matahotra eo anatrehan'i Andriamanitr'i
Daniela ny olona , satria Izy no Andriamanitra velona sy miaina mandrakizay , ary ny fanjakany dia tokony tsy ho ravaina ; ny fanapahany dia tokony ho hatramin ' ny farany .
DAN 6:28     Alignment score: 0.333 → 0.336
He makes us safe and rescues us , and he does signs and wonders in heaven and in earth ; he has kept Daniel safe from the strength of the lions . "
Miaro antsika sy manavotra antsika Izy , ary manao famantarana sy fahagagana any an - danitra sy eto an - tany Izy ; niaro an'i Daniela ho avotra tamin ' ny herin'ireo liona Izy . "
DAN 6:29     Alignment score: 0.386 → 0.496
So Daniel prospered during the reign of Darius and during the reign of Cyrus the Persian .
Noho izany dia nambinina nandritra ny fitondran'i Dariosa
sy nandritra ny fitondran'i Kyrosy ilay Persiana i Daniela .
DAN 6     Average alignment score: 0.354 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12