Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 7:1     Alignment score: 0.396 → 0.398
In the first year of Belshazzar king of Babylonia
, Daniel had a dream and visions in his mind while lying on his bed . Then he wrote down what he had seen in the dream . He wrote down the most important events :
Tamin ' ny voalohan - taonan'i Belsazara mpanjakan'i Babylonia , dia nanofy sy nahazo fahitana tao an - tsainy i Daniela raha nandry teo amin ' ny fandriany izy . Avy eo dia nanoratra izay hitany tao amin ' ny nofiny izy . Nanoratra ireo tranga manan - danja indrindra izy :


DAN 7:2     Alignment score: 0.399 → 0.401
Daniel explained , " In my vision at night I saw that the four winds of heaven were stirring up the great sea .
Nanazava i Daniela hoe : " Tao anatin'ilay fahitako tamin ' ny alina dia nahita ireo rivotra efatry
ny lanitra aho ka nampihetsika ny ranomasim - be .
DAN 7:3     Alignment score: 0.275 → 0.313
Four large animals , each one different from the other , came up out of the sea .
Biby lehibe efatra , samihafa karazana
avy , no niakatra avy tao amin ' ny ranomasina .
DAN 7:4     Alignment score: 0.383 → 0.388
The first was like a lion but had eagle 's wings . As I was looking , its wings were torn off and it was lifted from the ground and made to stand on two feet
, like a man . The mind of a man was given to it .
Ilay voalohany dia tahaka ny liona fa manana elatra voromahery . Raha nijery aho , rovitra ireo elany ary miainga amin ' ny tany izany ka mitsangana amin ' ny tongotra roa , tahaka ny olona . Nomena izany ny fisainan ' ny olona .
DAN 7:5     Alignment score: 0.403
Then there was a second animal , like a bear , and it was bending over ; it had three ribs between its teeth in its mouth . It was told , ' Get up and devour many people . '
Avy eo dia nisy biby faharoa , tahaka ny bera , ary niondrika izany ; nanana taolan
- tehezana telo eo anelanelan ' ny nifiny sy ny vavany izany . Notenenina izany hoe : ' Mifohaza ary mandrapaha olona maro . '
DAN 7:6     Alignment score: 0.47
After this I looked again . There was another animal , one that looked like a leopard . On its back it had four wings like bird wings , and it had four heads . It was given authority to rule .
Taorian'izany dia nijery indray aho . Nisy biby iray hafa , iray izay miendrika tahaka ny leoparda . Teo an - damosin'izany dia nisy elatra efatra tahaka ny elatry
ny vorona , ary nanana loha efatra izany . Nomena fahefana hanapaka izany .
DAN 7:7     Alignment score: 0.311 → 0.329
After this I saw in the visions of the night a fourth animal , terrifying , frightening , and very strong . It had large iron teeth ; it devoured , broke in pieces , and trampled underfoot what was left . It was different from the other animals , and it had ten horns .
Taorian'izay dia nahita biby fahefatra tao anatin'ilay nofiko tamin ' ny alina aho , nampihorohoro , nampitahotra , ary tena natanjaka . Nanana nify vy lehibe izy ; nandrapaka izany , namotipotika , ary nanitsakitsaka izay tavela amin ' ny tongotra
. Izany dia tsy nitovy amin'ireo biby hafa , ary nanana tandroka folo izy .
DAN 7:8     Alignment score: 0.345 → 0.36
While I was considering the horns , I looked and saw another horn grow
up among them , a little horn . Three of the first horns were wrenched out by the roots . I saw in this horn eyes like the eyes of a man and a mouth that was boasting about great things .
Raha nandinika ireo tandroka aho , dia nijery ary nahita tandroka hafa maniry eo amin'izany , tandroka kely iray . Ny telo amin'ireo tandroka voalohany dia nivoaka tamin ' ny fakany . Nahita maso tahaka ny mason'olona tao anatin'io tandroka io aho ary vava izay nirehareha momba ireo zavatra lehibe .
DAN 7:9     Alignment score: 0.39 → 0.399
As I looked , thrones were set in place , and the Ancient of Days took his seat . His clothing was as white as snow , and the hair of his head was like pure wool . His throne was flames of fire , and its wheels were burning fire .
Raha nijery aho , dia nipetraka tamin ' ny toerany
ireo seza fiandrianana , ary ireo Andro Fahagola no naka ny fitoerany . Fotsy tahaka ny oram - panala ny akanjony , ary ny volon - dohany dia tahaka ny volon'ondry tsy mifangaro . Lelan'afo no seza fiandrianany , ary ireo kodiany dia afo mirehitra .
DAN 7:10     Alignment score: 0.327 → 0.327
A river of fire
flowed out from before him ; millions served him , and one hundred million were standing before him . The court was in session , and the books were opened .
Nikoriana nivoaka avy teo anoloany ny loharanon'afo ; an - tapitrisany no nanompo azy , ary zato tapitrisa no nitsangana eo anatrehany . Nivory ny fitsarana , ary nisokatra ireo boky .
DAN 7:11     Alignment score: 0.22 → 0.245
I continued to look because of the sound of the boastful words spoken by the horn . I watched while the animal was killed , and its body was destroyed , and it was given over to be burned up .
Mbola nijery hatrany aho nohon ' ny fireharehan'ireo teny nolazain'ireo tandroka . Nijery aho raha iny mbola novonoina iny ilay biby , ary nosimbaina ny vatany
, ka natolotra mba ho dorana izany .
DAN 7:12     Alignment score: 0.239 → 0.256
As for the rest of the four animals , their authority to rule was taken away , but their lives were prolonged for a period of time .
Ary ny sisa tamin'ireo biby efatra , dia nalàna ny fahefan'izy ireo hanapaka , kanefa nalavaina ny fehim - potoana
hiainan'izy ireo .
DAN 7:13     Alignment score: 0.249 → 0.256
In my visions that night , I saw one coming with the clouds of heaven like a son of man ; he came to the Ancient of Days and was presented before him .
Tao anatin'ilay fahitako io alina io , dia nahita olona iray tonga niaraka tamin'ireo rahon
' ny lanitra tahaka ny zanak'olona aho ; tonga teo amin'ireo Andro Fahagola izy ary naseho teo anatrehany .
DAN 7:14     Alignment score: 0.344 → 0.372
Authority to rule and glory and royal power were given to him so that all the peoples , nations , and languages
should serve him . His authority to rule is an everlasting authority that will not pass away , and his kingdom is one that will never be destroyed .
Nomena azy ny fahefana hanapaka sy voninahitra ary hery fiandrianana mba hanompo azy ireo olona rehetra , ireo firenena , ary ireo fiteny isan - karazany . Ny fahefany hanapaka dia fahefana mandrakizay izay tsy ho levona , ary ny fanjakany dia ilay tsy ho rava mandrakizay .
DAN 7:15     Alignment score: 0.312
As for me , Daniel , my spirit was grieved inside of me , and the visions I saw in my mind troubled me .
Raha ny amiko , Daniela , dia malahelo ato anatiko ny fanahiko , ary ireo fahitana izay hitako tao an - tsaiko dia mampangovitra ahy .
DAN 7:16     Alignment score: 0.307
I approached one of them standing there and asked him to show me the interpretation of these
things .
Nanatona ny iray tamin'ireo nitsangana tany aho ary nangataka taminy mba hampisehoany ahy ny dikan'ireo zavatra ireo .
DAN 7:17     Alignment score: 0.373
' These
large animals , four in number , are four kings that will arise from the earth .
Ireo biby lehibe ireo , efatra raha isaina , dia mpanjaka efatra izay hisandratra avy amin ' ny tany .
DAN 7:18     Alignment score: 0.381 → 0.378
But the holy people of the Most High will receive the kingdom , and they will possess it forever and ever . '
Fa ireo olomasin'ilay Avo Indrindra dia handray fanjakana , ary hanana izany ho fananana mandrakizay doria izy ireo . '
DAN 7:19     Alignment score: 0.291 → 0.296
Then I wanted to know more about the fourth animal it was so different from the others and very horrifying with its iron teeth and bronze claws ; it devoured , broke into pieces , and trampled on what was left with its feet .
Ary te hahafantatra bebe kokoa momba ilay biby fahefatra aho tena hafa tokoa amin'ireo hafa izany ary tena mampiori - koditra tokoa amin'ilay nifiny
vy sy ireo hoho varahina ; mandrapaka izany , mamotipotika , ary manitsakitsaka amin ' ny tongony izay tavela .
DAN 7:20     Alignment score: 0.31 → 0.316
I wanted to know about the ten horns on its head , and about the other horn that grew up , and before which the three horns fell
down . I wanted to know about the horn that had eyes and about the mouth that boasted about great things and that seemed greater than its companions .
Te - hahafantatra momba ireo tandroka folo eo an - dohany aho , ary momba ilay tandroka hafa izay nitombo , ary nisy tandroka telo potraka teo alohany . Te - hahafantatra momba ilay tandroka izay mana - maso ary momba ilay vava izay mirehareha momba ireo zavatra lehibe aho ary toa lehibe mihoatra noho ireo namany izany .
DAN 7:21     Alignment score: 0.253
As I looked , this horn waged war against the holy people and was defeating them
Raha nijery aho , io tandroka io dia mikarama an'ady manohitra ireo olomasina ary naharesy azy ireo
DAN 7:22     Alignment score: 0.334 → 0.334
until the Ancient of Days came
, and justice was given to the holy people of the Most High . Then the time came when the holy people took possession of the kingdom .
mandra - pihavian'ireo Andro Fahagola , ary ny fahamarinana dia nomena ireo olomasin'ilay Avo Indrindra . Avy eo dia tonga ny fotoana rehefa nandray ny fanjakana ireo olomasina .
DAN 7:23     Alignment score: 0.385
This is what that person said , ' As for the fourth animal , it will be a fourth kingdom on earth that will be different from all the other kingdoms . It will devour the whole earth , and it will trample it down and break it into pieces .
Izao no nolazain'ilay olona : ' Raha ny amin'ilay biby fahefatra , ho fanjakana fahefatra amin ' ny tany izay ho hafa amin'ireo fanjakana hafa rehetra izany . Handrapaka ny tany iray manontolo izany , hanitsaka sy handrava azy ho potipotiny .
DAN 7:24     Alignment score: 0.312
As for the ten horns , out of this kingdom ten kings will arise
, and another will arise after them . He will be different from the previous ones , and he will subdue the three kings .
Raha ny amin'ireo tandroka folo , mpanjaka folo no hisandratra avy amin'io fanjakana io , ary iray hafa no hisandratra aorian'izy ireo . Ho hafa amin'ireo teo aloha izany , ary handresy ireo mpanjaka telo izy .
DAN 7:25     Alignment score: 0.273 → 0.294
He will speak words against the Most High and will oppress the holy people of the Most High God . He will try to change the festivals and the law . These
things will be given into his hand for one year , two years , and half a year .
Hilaza teny manohitra an'ilay Avo Indrindra izy ary hampahory ireo olomasin'Andriamanitra Avo Indrindra . Hiezaka hanova ireo fankalazana sy ireo lalàna izy . Ireo zavatra ireo dia homena eo an - tanany mandritra herin - taona , roa taona , ary tapa - taona .
DAN 7:26     Alignment score: 0.213 → 0.196
But the court will be in session , and they will take his royal power away to be consumed and destroyed at the end .
Fa hivory ny fitsarana , ka haka ny herin
' ny fiandrianana mba ho simba sy ho rava any amin ' ny farany izy ireo .
DAN 7:27     Alignment score: 0.366
The kingdom and the dominion , and the greatness of the kingdoms under the whole heaven , will be given to the people who belong to the holy people of the Most High . His kingdom is an everlasting kingdom , and all other kingdoms will serve and obey him . '
Ny fanjakana sy ny fanapahana , ary ny halehibiazan ' ny fanjakana eo ambanin ' ny lanitra manontolo , dia homena ireo olona izay an'ireo olomasin'ilay Avo Indrindra . Ny fanjakany
dia fanjakana maharitra mandrakizay , ary ireo fanjakana hafa rehetra dia hanompo sy hankato azy . '
DAN 7:28     Alignment score: 0.344
Here is the end of the matter . As for me , Daniel , my thoughts greatly alarmed me and my face changed in appearance . But I kept these
things to myself . "
Inty no faran ' ny tranga . Raha ny amiko , Daniela , nanaitra ahy tanteraka ireo eritreritro ary niova endrika ny tavako . Fa notazomiko ho ahy irery ireo zavatra ireo . "
DAN 7     Average alignment score: 0.342 for 28 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12