Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 9:1     Alignment score: 0.364 → 0.393
In the first year of Darius the son of Ahasuerus a descendant
of the Medes , who had been made king over the kingdom of the Chaldeans
Dariosy dia zanaka lahin'i Ahasoerosy , taranaky ny Mediana . Ahasoerosy no efa natao mpanjaka teo amin ' ny faritr'ireo Babiloniana .


DAN 9:2     Alignment score: 0.444 → 0.447
in the first year of Darius ' reign , I , Daniel , was studying the books containing Yahweh 's word , the word that had come
to Jeremiah the prophet . I observed that there would be seventy years until Jerusalem 's desolations would end .
Ary tamin ' ny taona voalohany nanjakan'i Dariosy , izaho Daniela , nianatra ireo boky mirakitra ny tenin'i Yaveh , teny izay efa tonga tamin'i Jeremia mpaminany . Nandinika aho fa tokony nisy fitopolo taona hatramin ' ny nandaozana an'i Jerosalema .
DAN 9:3     Alignment score: 0.39 → 0.41
I turned my face to the Lord God , to seek him with prayer and humble requests , with fasting , wearing sackcloth , and sitting in ashes .
Natodiko
tamin ' ny Tompo Andriamanitro ny tavako , mba hitady Azy amin ' ny fivavahana sy fangatahana , amin ' ny fifadian - kanina , fiakanjoana lamba fisaonana , ary fipetrahana amin ' ny lavenona .
DAN 9:4     Alignment score: 0.364 → 0.364
I prayed to Yahweh my God , and I made confession of our sins . I said , " I beg you , Lord you are the great and awesome God you are the one who keeps the covenant and is faithful to love those
who love you and keep your commandments .
Nivavaka tamin'i Yaveh Andriamanitro aho , ary nanao fiaiken - keloka tamin'ireo fahotantsika . Hoy aho hoe : " Tompo o Ianao no lehibe sady Andriamintra mahatalanjona Ianao ilay tokana mitandrina ny fanekena ary mahatoky amin ' ny fitiavana ireo izay tia anao sy mitandrina ireo didinao .
DAN 9:5     Alignment score: 0.261 → 0.252
We have sinned and have done what is wrong . We have acted wickedly and we have rebelled , turning aside from your commands and decrees .
Efa nanota izahay ary efa nanao ny tsy mety . Efa nanao fitondra - tena ratsy sy nikomy izahay , niala tamin ' ny didinao
sy ireo fitsipikao .
DAN 9:6     Alignment score: 0.327 → 0.367
We have not listened to your servants the prophets who spoke in your name to our kings , our leaders , our ancestors , and to all the people of the land .
Tsy nihaino ireo mpaminany mpanomponao izay niteny tamin ' ny anaranao
tamin ' ny mpanjakanay izahay , ireo mpitarika anay , ireo razambeanay , ary ireo vahoakan ' ny tany rehetra .
DAN 9:7     Alignment score: 0.338 → 0.35
To you , Lord , belongs righteousness . To us today , however , belongs shame on our faces for the people of Judah and those
who live in Jerusalem , and to all Israel . This includes those who are near and those who are far away in all the lands where you scattered them . This is because of the faithless deeds that we committed against you .
Anao , ry Tompo , ny fahamarinana . Kanefa , ho anay anio , ny henatra eo amin ' ny tavanay ho an ' ny vahoakan ' ny Joda sy ireo izay monina any Jerosalema , ary ho an ' ny Israely rehetra . Anisan'izany ireo izay akaiky sy ireo izay lavitra indrindra any amin ' ny tany rehetra izay nandefasanao azy ireo . Izany dia noho ny fitaka lehibe izay nataonay hanohitra Anao .
DAN 9:8     Alignment score: 0.374 → 0.374
To us , Yahweh , belongs shame on our faces to our kings , to our leaders , and to our ancestors because we have sinned against you .
Ho anay , ry Yaveh , eo amin ' ny tavanay
ny henatra ho an'ireo mpanjakanay , ho an'ireo lehibenay , ary ho an'ireo razambenay satria efa nanota taminao izahay .
DAN 9:9     Alignment score: 0.427 → 0.427
To the Lord our God belong compassion and forgiveness , for we have rebelled against him .
An ' ny Tompo Andriamanitray ny fangoram - po sy ny famelan
- keloka , fa efa nikomy hanohitra Azy izahay .
DAN 9:10     Alignment score: 0.367 → 0.365
We have not obeyed the voice of Yahweh our God by walking in his laws he gave us through his servants the prophets .
Izahay dia tsy nankatò ny feon'i
Yaveh Andriamanitray tamin ' ny fandehanana araka ny lalàny izay nomeny anay tamin ' ny alalan'ireo mpaminany mpanompony .
DAN 9:11     Alignment score: 0.397 → 0.41
All Israel has transgressed your law and turned aside , refusing to obey your voice . The curse and oath that are written in the law of Moses , the servant of God , have been poured out on us , for we have sinned against him .
Ny Israely rehetra dia efa nandika ny lalànao ka niala , nandà tsy hankatò ny feonao
. Ny ozona sy ny fianianana izay voasoratra ao amin ' ny lalàn'i Mosesy , ny mpanompon'Andriamanitra , efa naidina taminay , satria efa nanota taminy izahay .
DAN 9:12     Alignment score: 0.287 → 0.292
Yahweh has confirmed the words that he spoke against us and against our rulers over us , by bringing on us a great disaster . For under the whole of heaven there has not been done anything that could compare with what has been done to Jerusalem .
Yaveh efa nanamafy ny teny izay nolazainy
manohitra antsika sy manohitra ny fitsipika teo amintsika , tamin ' ny fitondrana loza teo amintsika . Fa tsy nisy zava - bita azo ampitahaina amin ' ny natao tamin'i Jerosalema teo amin ' ny ambany lanitra manontolo .
DAN 9:13     Alignment score: 0.362 → 0.365
As it is written in the law of Moses , all this disaster has come
on us , yet we have not begged for mercy from Yahweh our God by turning away from our iniquities and paying attention to your truth .
Araka ny voasoratra ao amin ' ny lalàn'i Mosesy , no hiavian'izany loza rehetra izany amintsika , fa mbola tsy nitalaho ny famindram - po avy tamin'i Yaveh Andriamanitray tamin ' ny fialàna tamin'ireo helokay sy hahitanay ny fahamarinanao izahay .
DAN 9:14     Alignment score: 0.418 → 0.419
Therefore Yahweh has kept the disaster ready and has brought it on us , for Yahweh our God is righteous in all the deeds he does , yet we have not obeyed his voice .
Ka noho izany dia notehirizin'i Yaveh ho vonona ny loza ary efa nentiny teo aminay izany , satria Yaveh Andriamanitray dia marina amin ' ny asa rehetra izay ataony , kanefa mbola tsy nankatò ny feony ihany izahay .
DAN 9:15     Alignment score: 0.342 → 0.343
Now , Lord our God , you brought out your people from the land of Egypt with a mighty hand , and you have made a famous name for yourself , as in this present day . But still we sinned ; we have done wicked things .
Koa , ry Tompo Andriamanitray , nentinao
nivoaka avy tany amin ' ny tany Egypta ny vahoakanao tamin ' ny tanana mahery , ary efa nanao anarana fanta - daza ho an ' ny tenanao Ianao , toy izao andro anio izao . Fa mbola nanota ihany izahay ; efa nanao ireo zava - dratsy .
DAN 9:16     Alignment score: 0.349 → 0.363
Lord , because of all your righteous deeds , let your anger and your wrath turn away from your city Jerusalem , your holy mountain
. Because of our sins , and because of the iniquities of our ancestors , Jerusalem and your people have become an object of mockery to all those around us .
Ry Tompo , noho ireo asa marinao , dia aoka ny hatezeranao sy ny fahaviniranao hiala amin'i Jerosalema tanànanao , ilay tendrombohitrao masina . Fa noho ireo fahotanay , sy noho ny helok'ireo razambenay , dia lasa antom - pahafam - baraka ho an'izay manodidina anay i Jerosalema sy ireo vahoakanao .
DAN 9:17     Alignment score: 0.372 → 0.374
Now , our God , listen to the prayer of your servant and to his humble requests ; for your sake , Lord , make your face shine on your sanctuary that is desolate .
Ankehitriny , ry Andriamanitray , mihainoa ny vavaky
ny mpanomponao sy ny fitalahoany famindram - po ; fa noho ny aminao , Tompo o , dia ampamirapirato eo amin ' ny fitoeranao masina izay rava ny tavanao .
DAN 9:18     Alignment score: 0.261 → 0.265
My God , incline your ears and listen ; open your eyes and see . We have been devastated ; look at the city that is called by your name . We do not bring our humble requests to you because of our righteousness , but because of your great mercy .
Andriamanitro o , sokafy ny sofinao ka mihanoa ; sokafy ny masonao
ka mijere . Efa simba rava izahay ; jereo ny tanàna izay nantsoina avy amin ' ny anaranao . Tsy mitalaho ho an ' ny fanampianao izahay noho ny fahamarinanay , fa noho ny famindram - ponao lehibe .
DAN 9:19     Alignment score: 0.312 → 0.324
Lord , listen ! Lord , forgive ! Lord , pay attention and take action ! For your own sake , do not delay , my God , for your city and your people are called by your name . "
Tompo o , mihainoa ! Tompo o , mamelà heloka ! Tompo o , mihainoa
ka mihetseha ! Noho ny Aminao manokana , aza ela , ry Andriamanitro , fa ny tanànanao sy ny vahoakanao dia antsoina amin ' ny anaranao . "
DAN 9:20     Alignment score: 0.341
While I was speaking praying and confessing my sin and the sin of my people Israel , and presenting my humble request before Yahweh my God on behalf of God 's holy mountain

Raha mbola niteny aho nivavaka sy niaiky ny fahotako sy ny fahotan'Israely vahoakako , ary naneho ny fangatahako teo anatrehan'i Yaveh Andrimanitro ho an ' ny tendrombohitra masin'Andriamanitra
DAN 9:21     Alignment score: 0.396
while I was praying , the man Gabriel , whom I had seen in the vision at the first , flew down to me in rapid flight , at the time of the evening sacrifice .
raha mbola nivavaka , ilay lehilahy Gabriela , izay hitako tao amin ' ny fahitana voalohany , nanidina teo amiko tamin ' ny fanidinana haingam - pandeha , tamin ' ny fotoan
' ny fanatitra hariva .
DAN 9:22     Alignment score: 0.455 → 0.455
He gave me understanding and said to me , " Daniel , I have now come
out to give you insight and understanding .
Nanome fahazavan - tsaina ahy Izy ary nanao hoe : " Ry Daniela , tonga hanome halalin - tsaina sy fahazavan - tsaina ho anao aho izao .
DAN 9:23     Alignment score: 0.28 → 0.283
When you began presenting your humble requests , the order was given and I have come
to tell you the answer , for you are precious . Therefore consider this word and understand the revelation .
Rehefa nanomboka nitalaho famindram - po ianao , dia nomena ny baiko ary tonga aho hilaza aminao ny valiny , fa ianao dia tiana tokoa . Noho izany dia tsarovy izao teny izao ary takaro ny fanambarana .
DAN 9:24     Alignment score: 0.316 → 0.322
Seventy sevens are decreed for your people and your holy city to end the guilt and put an end to sin , to atone for wickedness , to bring everlasting righteousness , to carry out the vision and the prophecy , and to consecrate the most holy place .
Fito amby fitopolo amin ' ny taona no voadidy ho an ' ny vahoakanao
sy ny tanànanao masina mba hampitsaharana ny heloka sy hampitsaharana ny fahotana , hanoherana ny faharatsiana , ary hitondrana ny fahamarinana mandrakizay , mba hanatanterahana ny fahitana sy ny faminaniana , ary hanamasinana ny fitoerana masina indrindra .
DAN 9:25     Alignment score: 0.392 → 0.403
Know and understand that from the issuing of the order to restore and rebuild
Jerusalem to the coming of the anointed one ( who will be a leader ) , there will be seven sevens and sixty - two sevens . Jerusalem will be rebuilt with streets and a moat , despite the times of distress .
Fantaro ary takaro fa avy amin ' ny fivoahan ' ny baiko no hamerenana amin ' ny laoniny sy hanorenana indray an'i Jerosalema ho an ' ny fahatongavan'ilay voahosotra ( izay ho mpitarika ) , hisy fito impito sy roa amby enimpolo impito . Haorina amin ' ny lalana sy hady indray i Jerosalema , na dia eo aza ireo fotoam - pahoriana .
DAN 9:26     Alignment score: 0.323 → 0.329
After the sixty - two sevens , the anointed one will be destroyed and will have nothing . The army of a coming ruler will destroy the city and the holy place . Its end will come
with a flood , and there will be war even to the end . Desolations have been decreed .
Afaka roa amby enim - polo impito amin ' ny taona , ilay voahosotra dia ho rava ary tsy hanana na inona na inona . Ny tafiky ny mpanapaka izay ho avy dia handringana ny tanàna sy ny fitoerana masina . Ny fiafaran'izany dia ho tonga miaraka amin ' ny tondra - drano , ary hisy ady , eny fa na dia any amin ' ny farany aza . Efa voadidy ny fandravana .
DAN 9:27     Alignment score: 0.287 → 0.301
He will confirm a covenant with many for one seven . In the middle of the seven he will put an end to the sacrifice and the offering . On the wing of abominations will come
someone who makes desolate until the complete destruction that has been decreed is poured out on the one who has made the desolation . "
Hanamafy ny fanekena amin ' ny maro anatin ' ny fito iray izy . Amin ' ny fisasahan ' ny fito dia hampitsahatra ny sorona sy fanatitra Izy . Amin ' ny elatry ny fahavetavetana no ho tonga ny olona izay hanao fandravana . Ny fiafarana tanteraka sy ny fahapotehana dia nambara fa haidina amin'izay mpandrava . "
DAN 9     Average alignment score: 0.356 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12