Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 10:1     Alignment score: 0.521 → 0.531
In the third year of Cyrus king of Persia , a message was revealed to Daniel , whose name was called Belteshazzar . This message was true . It was about a great conflict . Daniel understood the message when he had insight from the vision .
Tamin ' ny taona fahatelo nanjakan'i Kyrosy mpanjakan'i Persia , dia nisy hafatra nambara tamin'i Daniela , izay nantsoina ihany koa hoe Beltesazara . Marina izany hafatra izany . Izany dia momban ' ny ady lehibe . Nahatakatra ilay hafatra i Daniela rehefa nahazo faharanitan - tsaina avy amin ' ny fahitana izy .


DAN 10:2     Alignment score: 0.451
In those days I , Daniel , was in mourning for three weeks .
Tamin'izany andro izany , izaho Daniela , dia nisaona nandritra
ny telo herinandro .
DAN 10:3     Alignment score: 0.444 → 0.458
I ate no delicacies , I ate no meat , I drank
no wine , and I did not anoint myself with oil until the completion of three entire weeks .
Tsy nihinana hanim - py aho , tsy nihinana hena mihitsy , tsy nisotro divay mihitsy , ary tsy mba nanosotra diloilo tamin ' ny tavako mandra - pahavitan ' ny telo herinandro manontolo .
DAN 10:4     Alignment score: 0.521 → 0.524
On the twenty - fourth day of the first month , as I was beside the great river ( that is , the Tigris ) ,
Tamin ' ny andro fahefatra amby roapolon ' ny tamin ' ny voalohan
' ny volana , raha teo akaikin ' ny ony lehibe aho ( izany hoe , Hedekela ) ,
DAN 10:5     Alignment score: 0.341
I looked up and saw a man dressed in linen , with a belt around his waist made of pure gold from Uphaz .
niandrandra aho ary nahita lehilahy nitafy lamban - drongony , miaraka amin ' ny fehikibo vita amin ' ny volamena tsy mifangaro avy any Ofaza manodidina ny valahany
.
DAN 10:6     Alignment score: 0.344 → 0.375
His body was like topaz , and his face was like lightning . His eyes were like flaming torches , and his arms and his feet were like polished bronze . The sound of his words was like the sound of a great crowd .
Ny vatany
dia toy ny topaza , ary ny tarehiny toy ny hazavana . Ireo masony tahaka ny fanilo mirehatra , ary ireo sandriny sy ny tongony toy ny varahina manganohano . Ny feony toy ny feon'olona maro be .
DAN 10:7     Alignment score: 0.43
I , Daniel , alone saw the vision , for the men who were with me did not see the vision . However , a great terror came on them , and they ran away to hide themselves .
Izaho , Daniela , irery no nahita fahitana , fa ny olona izay teo amiko dia tsy nahita ny fahitana . Na izany aza , tonga teo amin'izy ireo ny horohoro lehibe , ary nandositra nanafina ny tenany izy ireo .
DAN 10:8     Alignment score: 0.246 → 0.265
So I was left alone and saw this great vision . No strength remained in me ; my bright appearance was turned into a ruined look , and no strength remained in me .
Koa izaho irery no sisa teo ary nahita ilay fahitana lehibe . Tsisy hery nitoetra tao amiko ; nihasimba nivaloarika ny endriko namiratra , ary tsisy hery nitoetra tao amiko .
DAN 10:9     Alignment score: 0.342
Then I heard his words and as I heard them , I fell
on my face in deep sleep with my face to the ground .
Dia naheno ireo teniny aho ary raha naheno azy ireo aho , latsaka tanaty torimaso lalina aho ary ny tarehiko teo amin ' ny tany .
DAN 10:10     Alignment score: 0.383
A hand touched me , and it made me tremble in my knees and the palms of my hands .
Nisy tanana
nikasika ahy , ary nampangovitra ny lohaliko sy ny felan ' ny tanako .
DAN 10:11     Alignment score: 0.354 → 0.358
The angel said to me , " Daniel , precious man , understand the words that I am speaking to you . Stand upright , for I have been sent to you . " When he had spoken this message to me , I stood up trembling .
Niteny tamiko ny anjely hoe : " Ry Daniela , lehilahy nohindrahindraina fatratra , fantaro ireo teny izay lazaiko aminao . Mijoroa
mahitsy , satria nirahina ho aty aminao aho . " Rehefa avy niteny izany hafatra izany tamiko izy , dia nijoro am - pangovitana aho .
DAN 10:12     Alignment score: 0.322 → 0.324
Then he said to me , " Do not be afraid , Daniel . Since the first day you set your mind to understand and to humble yourself before your God , your words were heard , and I have come
because of your words .
Dia hoy izy tamiko : " Aza matahotra , ry Daniela . Nanomboka tamin ' ny andro voalohany nahafantaranao izany tao an - tsainao ary nanetrenao tena teo alohan ' ny Andriamanitrao , dia efa re ny teninao , ary tonga aho noho ny teninao .
DAN 10:13     Alignment score: 0.437 → 0.453
The prince of the kingdom of Persia resisted me , and I was kept there with the kings of Persia for twenty - one days . But Michael , one of the chief princes , came to help me .
Ny andriandahy ao amin ' ny fanjakan'i
Persia nanohitra ahy , ary niandry ny mpanjakan ' ny Persia aho nandritran ' ny iraika amby roapolo andro . Fa i Mikaela , anankiray amin'ireo andriana lehibe , no tonga nanampy ahy .
DAN 10:14     Alignment score: 0.398 → 0.398
Now I have come
to help you understand what will happen to your people in the last days . For the vision is for days yet to come . "
Ankehitriny tonga aho hanampy anao hahatakatra izay hanjo ny vahoakanao amin ' ny andro farany . Fa ny fahitana dia ho an'ireo andro mbola ho avy . "
DAN 10:15     Alignment score: 0.241
While he was speaking to me using these
words , I turned my face toward the ground and was unable to speak .
Rehefa nilaza tamiko tamin ' ny fampiasana ireo teny ireo izy , natodiko tamin ' ny tany ny tavako ary tsy afaka niteny aho .
DAN 10:16     Alignment score: 0.374
One who was like the sons of man touched my lips , and I opened my mouth and spoke to him who stood before me : " My master , I am in agony because of the vision ; I have no strength left .
Nikasika ny molotro
ny olona iray izay tahaka ny zanak'olona , ary nanokatra ny vavako aho ka niteny taminy nitsangana teo anoloako hoe : " Ry Tompoko , nohon ' ny fahitana dia ao anaty fahoriana aho ; tsy misy hery tavela ato amiko .
DAN 10:17     Alignment score: 0.337
I am your servant . How can I talk with my master ? For I now have no strength , and there is no breath left in me . "
Mpanomponao aho . Ahoana no hahafahako miresaka amin ' ny tompoko ? Fa ankehitriny tsy manan
- kery aho , ary tsy misy fofon'aina tavela ato anatiko . "
DAN 10:18     Alignment score: 0.153 → 0.29
Again the one with an appearance of a man touched me and strengthened me .
Nikasika ahy indray ilay naka endrik'olona ary nankahery ahy .
DAN 10:19     Alignment score: 0.349
He said , " Do not be afraid , precious man . May peace be to you ! Be strong now , be strong ! " While he was speaking to me , I was strengthened . I said , " Let my master speak , for you have strengthened me . "
Hoy izy hoe : " Aza matahotra , ry lehilahy nahindrahindra fatratra . Fiadanana anie ho anao ! Matanjaha izao , matanjaha ! " Raha mbola niresaka tamiko izy , dia nahery aho . Hoy aho hoe : " Aoka ny tompoko no hiteny , fa nankahery ahy ianao . "
DAN 10:20     Alignment score: 0.481
He said , " Do you know why I have come
to you ? I will soon return to fight against the prince of Persia . When I go , the prince of Greece will come .
Dia hoy izy hoe : " Fantatrao ve nahoana aho no tonga eto aminao ? Mbola hiverina hiady amin ' ny andriandahin'i Persia aho . Rehefa mandeha aho , dia ho avy koa ny andriandahin'i Grisia .
DAN 10:21     Alignment score: 0.347 → 0.363
But I will tell you what is written in the Book of Truth . There is no one who shows himself to be strong with me against them , except Michael your prince .
Nefa ho lazaiko aminao izay voasoratra ao amin ' Ny Bokin ' ny Marina . Tsy misy olona mampiseho ny tanjaky ny tenany amiko mba hanohitra azy ireo , afa - tsy Mikaela andriandahinareo .
DAN 10     Average alignment score: 0.39 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12