Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 8:1     Alignment score: 0.528 → 0.55
In the third year of the reign of King Belshazzar , I , Daniel , had a vision appear to me ( after the one that appeared to me at first ) .
Tamin ' ny taona fahatelo nanjakan'i Belsazara Mpanjaka , izaho , Daniela , dia nisy fahitana niseho tamiko ( tao aorinan'ilay iray izay niseho tamiko tamin ' ny voalohany ) .


DAN 8:2     Alignment score: 0.361 → 0.386
I saw in the vision , as I was looking , that I was in the fortress of Susa in the province of Elam . I saw in the vision that I was beside the Ulai Canal .
Hitako tamin'ilay fahitana , raha nijery aho , dia tao anatin
' ny fiarovana mafin ' ny Sosana tany amin ' ny faritanin'i Elama aho . Hitako tao amin'ilay fahitana fa nanatrika ny Lakandranon ' ny Olay aho .
DAN 8:3     Alignment score: 0.263 → 0.274
I looked up and saw before me a ram with two horns , standing beside the canal . One horn was longer than the other , but the longer one grew more slowly than the shorter and was passed up in length by it .
Nijery ambony aho ary nahita ondrilahy niaraka tamin ' ny tandroka roa teo anoloako aho , nitsangana teo akaikin ' ny lakan - drano . Ny tandroka iray dia lava noho ny ilany , fa ilay lavalava iray nitombo tsimoramora noho ilay fohifohy ary nihoatra ny halavan'izany .
DAN 8:4     Alignment score: 0.237 → 0.254
I saw the ram pushing west , then north , and then south ; no other animal could stand before him . None of them was able to rescue anyone out of his hand . He did whatever he wanted , and he became
great .
Nahita ilay ondrilahy nirifatra niankandrefana , avy eo nianavaratra , ary avy eo nianatsimo aho ; tsy nisy biby hafa afaka nitsangana nanoloana azy . Tsy nisy tamin'izy ireo afaka namonjy izay hiala tao an - tanany . Nanao izay tiany rehetra izy , ary tonga lehibe tokoa .
DAN 8:5     Alignment score: 0.295 → 0.297
As I was thinking about this , I saw a male goat come
from the west , who went across the surface of the whole earth , running fast , not seeming to touch the ground . The goat had a large horn between his eyes .
Raha nisaintsaina momba izany aho , dia nahita osy lahy tonga avy any andrefana , izay nandeha nanerana ny velaran - tany manontolo , nihazakazaka mafy , toa tsy mitehi - tany . Nanan - tandroka lava teo anelanelan ' ny masony ilay osy .
DAN 8:6     Alignment score: 0.252 → 0.259
He came to the ram who had two horns I had seen the ram standing on the bank of the canal and the goat rushed toward the ram in a powerful rage .
Nankeo amin'ilay ondrilahy izay nanana tandroka roa izy nahita ny ondrilahy nitsangana teo amin ' ny sisin
' ny lakan - drano aho ary ny osy nihazakazaka ho eny amin ' ny ondrilahy tamim - pahatezerana mahery vaika .
DAN 8:7     Alignment score: 0.29 → 0.299
I saw the goat come
close to the ram . He was very angry at the ram , and he hit the ram and broke off its two horns . The ram was powerless to stand before him . The goat knocked him down to the ground and trampled on him . There was no one who could rescue the ram from his power .
Nahita ilay osy nanakaiky ilay ondrilahy aho . Tezitra mafy tamin'ilay ondrilahy izy , ary namely ilay ondrilahy ka namotika ireo tandrony roa . Tsy ampy hery ilay ondrilahy mba hijoro manatrika azy . Ilay osy nanongana azy tamin ' ny tany ka nanitsakitsaka azy . Tsy nisy afaka namonjy ilay ondrilahy tamin ' ny heriny .
DAN 8:8     Alignment score: 0.312
Then the goat became very large . But when he became strong , the large horn was broken , and in its place four other large horns grew up that pointed toward the four winds of the heavens .
Niha - goavana ilay osy avy eo . Fa rehefa niha - nahery izy , dia vaky ilay tandroka lava , ary tamin ' ny toeran'iny dia nisy tandroka lava efatra hafa nitombo izay nanondro manandrify ny rivotra efatry
ny lanitra .
DAN 8:9     Alignment score: 0.275 → 0.29
Out of one of them grew another horn , little at first , but which grew exceedingly large toward the south , toward the east , and toward the Beautiful Land .
Nisy tandroka hafa nitsiry , kely tamin ' ny voalohany , fa tonga lehibe tokoa tany
atsimo , tany atsinanana , ary tany amin ' ny tanin ' ny hatsarana .
DAN 8:10     Alignment score: 0.348
It became
so large as to engage in war with the army of heaven . Some of that army and some of the stars were thrown down to the earth , and it trampled on them .
Tonga lehibe tokoa izany tahaka ny hirotsaka an'ady miaraka amin ' ny tafiky ny lanitra . Ny sasany tamin'izany tafika izany sy ny sasany tamin'ireo kintana dia nazera tamin ' ny tany , ary nanitsakitsaka azy ireo izany .
DAN 8:11     Alignment score: 0.295 → 0.301
It made itself to be as great as the commander of the army . It took away from him the regular burnt offering , and the place of his sanctuary was polluted .
Nanao ny tenany ho lehibe tahaka ny mpifehy ny tafika izy , ary nanaisotra taminy ny sorona dorana tsy tapaka izany , ary ny fitoerana masiny
dia voaloto .
DAN 8:12     Alignment score: 0.345 → 0.401
Because of rebellion , the army will be given over to the goat 's horn , and the burnt offering will be stopped . The horn will throw truth down to the ground , and it will succeed in what it does .
Noho ny fikomiana , dia homena ny tandroky
ny osy ny tafika , ary hatsahatra ny fanatitra dorana . Harian ' ny tandroka amin ' ny tany ambany ny fahamarinana , ary hahomby amin'izay ataony izany .
DAN 8:13     Alignment score: 0.455 → 0.459
Then I heard a holy one speaking and another holy one answering him , " How long will these things last , this vision about the burnt offering , the sin that brings destruction , the handing over of the sanctuary , and heaven 's army being trampled on ? "
Ary naheno masina niteny aho ary iray masina hafa namaly azy : " Hafiriana no haharetan'ireo zavatra ireo , io fahitana momba ny fanatitra dorana io , ny fahotana izay mitondra faharavana , ny fanjakazakana eo amin ' ny fitoerana masina , ary ny tafiky
ny lanitra izay voahitsakitsaka ? "
DAN 8:14     Alignment score: 0.284
He said to me , " It will last for 2,300 evenings and mornings . After that the sanctuary will be restored . "
Hoy izy tamiko : " Haharitra 2 . 300 hariva sy maraina izany . Aorian'izany dia hapetraka tsara ny fitoerana masina . "
DAN 8:15     Alignment score: 0.411 → 0.414
When I , Daniel , had seen the vision , I tried to understand it . Then there stood before me one who looked like a man .
Rehefa nahita ny fahitana , izaho , Daniela , dia niezaka nahatakatra izany aho . Ary nisy iray toa miendrika ho olona nitsangana nanoloana ahy .
DAN 8:16     Alignment score: 0.402 → 0.437
I heard a man 's voice calling between the banks of the Ulai Canal . He said , " Gabriel , help this man understand the vision . "
Naheno feon
- dehilahy niantso teo anelanelan ' ny sisin ' ny Lakan - drano Olay aho . Hoy Izy : " Ry Gabriela , ampio io lehilahy io hahatakatra ny fahitana . "
DAN 8:17     Alignment score: 0.306 → 0.314
So he came
near where I stood . When he came , I was frightened and fell on my face . But he said to me , " Understand , son of man , that the vision is for the time of the end . "
Ka nanakaiky teo amin'izay nitsanganako izy . Rehefa tonga izy , natahotra aho ary nanodrika ny tenako tamin ' ny tany . Hoy izy tamiko : " Mahatakara , ry zanak'olona , fa ny fahitana dia ho amin ' ny fotoana farany . "
DAN 8:18     Alignment score: 0.41 → 0.439
When he spoke to me , I fell
into a deep sleep with my face to the ground . Then he touched me and made me stand up .
Rehefa niresaka tamiko izy , dia lavo tao anaty torimaso lalina aho miaraka amin ' ny tavako amin ' ny tany . Ary nikasika ahy izy ary nampitsangana ahy .
DAN 8:19     Alignment score: 0.382 → 0.396
He said , " See , I will make known to you what will happen later in the time of wrath , because the vision concerns the appointed time for the end .
Hoy izy : " Indro , hasehoko anao izay hitranga aty aoriana amin ' ny fotoan
' ny fahatezerana , satria ny fahitana dia mikasika ny fotoana voatondro ho amin ' ny farany .
DAN 8:20     Alignment score: 0.433
As for the ram you saw , the one that had two horns they are the kings of Media and Persia .
Fa ny rameva izay hitanao
, ilay nanana tandroka roa ireo no mpanjakan'i Media sy Persia .
DAN 8:21     Alignment score: 0.434
The male goat is the king of Greece . The large horn between his eyes is the first king .
Ilay ondry lahy dia ny mpanjakan'i Grisia
. Ny tandroka lava teo anelanelan'ireo masony no ilay mpanjaka voalohany .
DAN 8:22     Alignment score: 0.317 → 0.349
As for the horn that was broken , in the place of which four others arose
four kingdoms will arise from his nation , but not with his great power .
Raha ny amin'ilay tandroka izay tapaka , teo amin ' ny toerana izay nipoiran'ireo efatra hafa hisy fanjakana efatra hipoitra amin ' ny fireneny , fa tsy amin ' ny heriny lehibe .
DAN 8:23     Alignment score: 0.301 → 0.319
At the latter time of those kingdoms , when the transgressors
have reached their limit , a grim - faced king , one who is very intelligent , will arise .
Amin ' ny fotoana farany an'ireo fanjakana ireo , rehefa hahatratra ny fetrany ireo mpamadika , dia hisy mpanjaka masia - tarehy , izay tena manan - tsaina , hitsangana .
DAN 8:24     Alignment score: 0.287 → 0.293
His power will be mighty but not by his own power . He will be amazing in what he destroys ; he will act and succeed . He will destroy mighty ones and the holy people .
Ho lehibe tokoa ny heriny fa tsy tamin ' ny heriny manokana . Ho gaga amin'izay ho ravàny izy ; hiasa izy ary hahomby . Handrava vahoaka mahery izy , vahoaka eo amin'ireo izay masina .
DAN 8:25     Alignment score: 0.253 → 0.254
By his craftiness he will make deceit prosper under his hand . He will become great in his own mind . He will unexpectedly destroy many people . He will even rise up against the Prince of princes , and he will be broken , but not by any human hand .
Amin ' ny alalan ' ny hafetsifetseny no hanaovany fitaka mahomby ambanin ' ny tanany . Ho tonga lehibe amin ' ny eritreriny ihany izy . Handrava olona maro tsy ampoizina izy . Hitsangana izy na dia hanohitra ny Mpanjakan'ireo mpanjaka aza , ary ho potika izy , fa tsy mba amin ' ny alalan ' ny tanan'olombelona .
DAN 8:26     Alignment score: 0.366 → 0.374
The vision about the evenings and mornings that has been told is true . But seal up the vision , for it refers to many days in the future . "
Ny fahitana momba ireo hariva sy ireo maraina izay efa voalaza dia marina . Fa asio tombokase ny fahitana , fa manondro andro maro amin ' ny hoavy izany . "
DAN 8:27     Alignment score: 0.329
Then I , Daniel , was overcome and lay weak for several days . Then I got up , and went about the king 's business . But I was astounded by the vision , and there was no one who understood it .
Koa izaho , Daniela , dia reraka ary dia nandry nalemy nandritra
ny andro maromaro . Ary nifoha aho , ka nandeha tamin ' ny raharahan ' ny mpanjaka . Fa rikoriko tamin ' ny fahitana aho , ary tsy nisy iray ka nahatakatra izany .
DAN 8     Average alignment score: 0.345 for 27 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12