Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:22
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


DAN 5:1     Alignment score: 0.538 → 0.538
Belshazzar the king made a great feast for a thousand of his noblemen , and he drank
wine in front of all one thousand of them .
Nanao fanasana lehibe ho an'ireo tandapa arivo lahy i Belsazara mpanjaka , ary nisotro divay teo anoloan'ireo arivo lahy rehetra izy .


DAN 5:2     Alignment score: 0.425
While Belshazzar tasted the wine , he gave orders to bring the containers made of gold or silver that Nebuchadnezzar his father had taken out of the temple in Jerusalem , from which the king , his noblemen , and his wives and concubines
could drink .
Raha nanandrana ilay divay i Belsazara , dia nanome baiko mba hitondrana ny tavoara vita amin ' ny volamena na volafotsy izay nalain'i Nebokadnezara rainy tao an - tempoly tao Jerosalema , izay tamin'izany izy , ireo tandapany , ary ireo vadiny sy ny vaditsindranony no nisotro .
DAN 5:3     Alignment score: 0.367 → 0.371
The servants brought the gold containers that had been taken out of the temple , the house of God , in Jerusalem . The king , his noblemen , and his wives and concubines
drank from them .
Naka ireo tavoara volamena izay efa navoaka avy tao an - tempoly , tranon'Andriamanitra , tao Jerosalema ireo mpanompo . Ary tamin'ireo no nisotroan ' ny mpanjaka , ireo tandapany , ary ireo vadiny sy ireo vaditsindranony .
DAN 5:4     Alignment score: 0.638
They drank
the wine and praised their idols made of gold and silver , bronze , iron , wood , and stone .
Nisotro divay izy ireo ary nidera ireo sampin'izy ireo izay vita tamin ' ny volamena sy volafotsy , varahina , vy , hazo , ary vato .
DAN 5:5     Alignment score: 0.34 → 0.34
At that moment the fingers of a human hand appeared in front of the lampstand and wrote on the plaster wall in the king 's palace . The king could see part of the hand as it wrote .
Tamin'izany fotoana izany dia nisy rantsan - tanan'olona niseho teo anoloan ' ny fitoeran - jiro ary nanoratra teo amin ' ny rindrina voalalotra tao an - dapan
' ny mpanjaka . Nahita ny ampahan'ilay tanana ny mpanjaka raha nanoratra izany .
DAN 5:6     Alignment score: 0.3
Then the king 's face changed and his thoughts frightened him ; his limbs could not support him , and his knees were knocking together .
Dia niova ny endriky ny mpanjaka ary nampatahotra azy ny eritreriny ; tsy nahazaka azy ny tongony , ary niady ny lohaliny .
DAN 5:7     Alignment score: 0.345 → 0.354
The king shouted a command to bring in those
who claimed to speak with the dead , the educated men , and the astrologers . The king said to the wise men of Babylon , " Whoever reads this writing and makes known its interpretation to me will be clothed with purple and will have a gold chain around his neck . He will have the authority of the third highest ruler in the kingdom . "
Niantso mafy ny komandiny ny mpanjaka mba hampiditra ireo izay nilaza fa miresaka amin ' ny maty , olona marani - tsaina , ary ireo mpanandro . Niteny tamin'ireo fantatra tamin ' ny fahendreny tao Babylona ny mpanjaka hoe : " Na iza na iza manazava io soratra io sy ny dikany dia hampitafiana volomparasy izay ary hanana rojo volamena eo am - bozony . Hanana ny fahefan ' ny mpanapaka fahatelo ambony indrindra ao amin ' ny fanjakana izy . "
DAN 5:8     Alignment score: 0.242 → 0.243
Then all the king 's wise men came in , but they could not read the writing or make known its interpretation to the king .
Ary dia niditra ireo lehilahin ' ny mpanjaka izay fantatra noho ny fahendreny
, kanefa tsy nahavita namaky ilay soratra na nanazava ny dikany tamin ' ny mpanjaka izy ireo .
DAN 5:9     Alignment score: 0.352 → 0.36
Then King Belshazzar was greatly alarmed and the look on his face changed . His noblemen were perplexed .
Taitra mafy i Belsazara mpanjaka ary niova ny endriky
ny tavany . Very hevitra ireo tandapany .
DAN 5:10     Alignment score: 0.27 → 0.275
Now the queen came into the banquet house because of what the king and his nobles had said . The queen said , " King , live forever ! Do not let your thoughts trouble you . Do not let the look on your face change .
Ary niditra tao amin ' ny trano fanasana ny mpanjaka vavy nohon ' ny zavatra notenenin ' ny mpanjaka sy ireo tandapany . Dia hoy ny mpanjaka vavy hoe : " Ho ela velona anie ny mpanjaka ! Aza avela hanakorontana anao ny eritreritrao . Aza avela hiova ny endriky ny tavanao
.
DAN 5:11     Alignment score: 0.412
There is a man in your kingdom who has the spirit of the holy gods . In the days of your father , light and understanding and wisdom like the wisdom of the gods was found in him . King Nebuchadnezzar , your father the king , made him chief of the magicians , as well as chief of those who speak with the dead , of the educated men , and of the astrologers .
Misy lehilahy izay manana ny fanahin'ireo andriamanitra masina eto amin ' ny fanjakanao
. Tamin ' ny andron ' ny rainao , dia hita tao aminy ny fahazavana sy ny fahazavan - tsaina ary fahendrena tahaka ny fahendren'ireo andriamanitra . Nebokadnezara mpanjaka , mpanjaka rainao , nanao azy ho lehiben'ireo ombiasy , ary lehiben'ireo miresaka amin ' ny maty , sy an'ireo olona marani - tsaina , ary an'ireo mpanandro .
DAN 5:12     Alignment score: 0.336 → 0.354
An excellent spirit , knowledge , understanding , interpreting of dreams , explaining of riddles and solving of problems these
qualities were found in this man Daniel , whom the king named Belteshazzar . Now call for Daniel and he will tell you the interpretation . "
Fanahy tsara dia tsara , fahalalana , fahazavan - tsaina , fandikana nofy , fanazavana teny sarotra ary famahana olana_ireo hatsarana ireo dia hita tao amin'izany lehilahy Daniela izany , izay nantsoin ' ny mpanjaka hoe Beltesazara . Koa ankehitriny mampiantsoa an'i Daniela dia holazainy aminao ny dikan'izay voasoratra . "
DAN 5:13     Alignment score: 0.455 → 0.458
Then Daniel was brought before the king . The king said to him , " You are that Daniel , one of the people of the exiles of Judah , whom my father the king brought out of Judah .
Ary dia nentina teo anatrehan
' ny mpanjaka i Daniela . Hoy ny mpanjaka taminy hoe : " Ianao izany Daniela izany , iray amin'ireo vahoaka sesin - tanin'i Joda , izay nentin ' ny raiko niala tao Joda .
DAN 5:14     Alignment score: 0.407
I have heard about you , that the spirit of the gods is in you , and that light and understanding and excellent wisdom are found in you .
Efa reko ny momba anao , fa ao aminao ny fanahin'ireo andriamanitra , ary ny hazavana sy fahazavan - tsaina ary fahendrena tsara dia tsara dia hita ao aminao .
DAN 5:15     Alignment score: 0.202 → 0.203
Now the wise men and those
who claim to speak with the dead have been brought in before me to read this writing and make known to me its interpretation , but they could not make known to me the interpretation of the message .
Efa nampidirina teo anoloako mba hamaky io soratra io sy hampahafantatra ahy ny dikany ireo lehilahy fantatra amin ' ny fahendrena sy ireo izay miresaka amin ' ny maty , kanefa tsy nahavita nampahafantatra ny dikan'izany izy ireo .
DAN 5:16     Alignment score: 0.341 → 0.355
I have heard that you can give interpretations and solve problems . Now if you can read the writing and make known to me its interpretation , you will be clothed with purple and have a gold chain placed around your neck , and you will have the authority of the third highest ruler in the kingdom . "
Efa nahare aho fa afaka manome fandikana sy mamaha olana ianao . Koa raha hainao ny mamaky ilay soratra ary milaza amiko ny dikany , dia hampitafiana volomparasy ianao ary hasiana rojo volamena eo am - bozonanao , ary hahazo ny fahefana mpanapaka fahatelo avo indrindra eto amin ' ny fanjakana ianao . "
DAN 5:17     Alignment score: 0.315 → 0.348
Then Daniel answered before the king , " Let your gifts be for yourself , and give your rewards to another person . Nevertheless , I will read the writing to you , king , and will tell you the interpretation .
Dia namaly teo anoloan ' ny mpanjaka i Daniela hoe : " Aoka ho anao ihany ny fanomezanao , ary omeo olon
- kafa ny valisoanao . Na dia izany aza , dia hovakiko aminao ny soratra , ry mpanjaka , ary holazaiko aminao ny heviny .
DAN 5:18     Alignment score: 0.382
As for you , king , the Most High God gave Nebuchadnezzar your father the kingdom , greatness , honor , and majesty .
Ny aminao , ry mpanjaka , ny Andriamanitra Avo Indrindra nanome an'i Nebokadnezara rainao
ny fanjakana , ny fahalehibiazana , haja , sy voninahitra .
DAN 5:19     Alignment score: 0.28 → 0.284
Because of the greatness God gave him , all peoples , nations , and languages
trembled and feared him . He killed those he wanted to die , and he kept alive those he wished to live . He raised up those he wanted , and he humbled those he wished .
Nohon ' ny fahalehibeazana nomen'Andriamanitra azy , dia nangovitra sy natahotra azy ny vahoaka rehetra , ny firenena , ary ny fiteny samihafa . Namono izay tiany hovonoina izy , ary namela ho velona izay tiany ho velona . Nasandrany izay tiany , ary naetriny izay niriany haetry .
DAN 5:20     Alignment score: 0.283 → 0.285
But when his heart was arrogant and his spirit was hardened so that he acted presumptuously , he was brought down from his royal throne , and they took away his glory .
Fa rehefa niavonavona ny fony ary nihamafy ny fanahiny
mba hanaovany zavatra sahisahy , dia nesorina teo amin ' ny seza fiandrianana maha mpanjaka azy izy , ary nesorin'izy ireo ny voninahiny .
DAN 5:21     Alignment score: 0.287 → 0.309
He was driven away from humanity , he had the mind of an animal , and he lived with the wild donkeys . He ate grass like cattle . His body was wet with the dew from the heavens until he learned that the Most High God rules over the kingdoms of people and that he sets over them anyone he wishes .
Noroahina tamin ' ny olombelona izy , nanana saim - biby izy , ary niara - niaina tamin'ireo borikidia izy . Nihinan'ahitra tahaka ny omby izy . Kotsan ' ny andon ' ny lanitra ny vatany
mandra - pahafantarany fa ny Andriamanitra Avo Indrindra no manapaka eo amin ' ny fanjakan ' ny vahoaka ary manendry izay tiany hapetraka eo amin'izany Izy .
DAN 5:22     Alignment score: 0.45 → 0.449
You his son , Belshazzar , have not humbled your heart , even though you knew
all this .
Ianao zanany lahy , ry Belsazara , dia tsy nanetry ny fonao , na dia nahafantatra izany rehetra izany aza ianao .
DAN 5:23     Alignment score: 0.315 → 0.341
You have lifted yourself up against the Lord of heaven . From his house they brought you the containers that you , your nobles , your wives and your concubines
drank wine from , and you praised the idols made of silver and gold , bronze , iron , wood , and stone idols that do not see , hear , or know anything . You have not honored the God who holds your breath in his hand and who knows all your ways .
Efa nanandra - tena hanohitra ny Tompon ' ny lanitra ianao . Avy tao an - tranony no nitondranao ireo tavoara izay nisotroanao , ireo tandapanao , ireo vady sy ireo vaditsindranonao , ary nanompo ireo sampy vita tamin ' ny volafotsy sy volamena , varahina , vy , hazo , ary vato sampy izay tsy mahita , mandre , na mahalala na inona na inona ianao . Tsy nanome voninahitra an'Andriamanitra izay mitazona ny fofon'ainao eo am - pelatanany sy mahalala ny lalanao rehetra ianao .
DAN 5:24     Alignment score: 0.339 → 0.342
Then God sent out a hand from his presence and this inscription was written .
Ary Andriamanitra nandefa tanana
avy amin ' ny fanatrehany ka vita izao soratra izao .
DAN 5:25     Alignment score: 0.549
This is the writing that was done : ' Mene , Mene , Tekel , and Pharsin . '
Ny teny
voasoratra dia izao : ' Mene , Mene , Tekela , ary Oparesina . '
DAN 5:26     Alignment score: 0.315 → 0.404
This is the interpretation of the message : ' Mene , ' ' God has numbered your kingdom and brought it to an end . '
Izao no heviny : ' Mene , ' ' Voaisan'Andriamanitra ny nanjakanao ary nitondra izany ho amin ' ny fiafarana Izy . '
DAN 5:27     Alignment score: 0.352 → 0.414
' Tekel , ' ' you are weighed in the scales and are found lacking . '
' Tekela , ' ' Lanjaina eo amin ' ny mizàna ianao ary hita fa latsa - danja . '
DAN 5:28     Alignment score: 0.396 → 0.464
' Peres , ' ' your kingdom is divided and is given to the Medes and Persians . ' "
' Peresa , ' ' Zaraina sy omena ho an'ireo Mediana sy ireo Persiana ny fanjakanao
. ' "
DAN 5:29     Alignment score: 0.474 → 0.493
Then Belshazzar gave a command , and they clothed Daniel with purple . A chain of gold was put around his neck , and the king made a proclamation about him that he would have the authority of the third highest ruler in the kingdom .
Dia nanome baiko i Belsazara , ary nampiakanjo volomparasy an'i Daniela izy ireo . Natao teo am - bozony ny rojo volamena , ary nanao fanambarana momba azy ny hahazoany ny fahefana mpanapaka fahatelo avo indrindra teo amin ' ny fanjakana ny mpanjaka .
DAN 5:30     Alignment score: 0.18 → 0.489
That night Belshazzar , the Babylonian king , was killed ,
Tamin'iny alina iny , dia maty i Belsazara , mpanjakan
' ny Babyloniana ,
DAN 5     Average alignment score: 0.37 for 30 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of DAN:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12