Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 9:1     Alignment score: 0.199 → 0.221
So all of this I laid to my heart , to make it clear , and I concluded that the righteous and the wise , and all that they do , are in the hand of God , but no one knows whether love or hate awaits him .
Fa nieritreritra ny momba izany rehetra izany tato an - tsaiko aho mba hahatakarako momban ' ny olo - marina sy ny olon
- kendry ary ireo asan'izy ireo . Eo am - pelatanan'Andriamanitra avokoa izy rehetra . Tsy misy na iza na iza mahalala na ho fitiavana na ho fankahalana no ho avy amin ' ny olona iray .


ECC 9:2     Alignment score: 0.365 → 0.37
Everyone has the same fate . The same fate awaits righteous people and wicked , the good , the clean and the unclean , and the one who sacrifices
and the one who does not sacrifice . As good people will die , so also will the sinner . As the one who swears will die , so also will the man who fears to make an oath .
Mitovy ny lahatry ny tsirairay . Mitovy ny lahatra miandry ny olo - marina sy ny olona ratsy fanahy , ny tsara , ny madio sy ny maloto , ary izay manao sorona sy izay tsy manao sorona . Ho faty ny olo - marina , dia ho tahaka izany ihany koa ny mpanota . Ho faty izay mianiana , dia ho tahaka izany ihany koa ny olona izay matahotra manao fianianana .
ECC 9:3     Alignment score: 0.321 → 0.313
There is an evil fate for everything that is done under the sun , the same event happens to them all . The hearts of human beings are full of evil , and madness is in their hearts while they live . So after that they go to the dead .
Misy lahatra ratsy ho an ' ny zavatra rehetra izay atao eto ambany masoandro , lahatra iray ho an ' ny tsirairay . Feno ratsy ny fon'olombelona , ary ao am - pon'izy ireo ny fahadalana raha mbola velona koa izy ireo . Koa aorian'izany dia mankany amin ' ny maty izy ireo .
ECC 9:4     Alignment score: 0.327 → 0.329
Whoever is joined with all the living has hope even a live dog is better than a dead lion .
Fa na iza na iza miombona amin ' ny velona rehetra , dia misy fanantenana , tahaka ny mahatsara kokoa ny amboa velona noho ny liona maty .
ECC 9:5     Alignment score: 0.372 → 0.392
For those
who are alive know they will die , but the dead do not know anything . They no longer have any reward because their memory is forgotten .
Fa ny olombelona dia mahafantatra fa ho faty izy ireo , fa ny maty tsy mahafantatra na inona na inona . Tsy manana valisoa intsony izy ireo , satria efa adino ny fahatsiarovana azy ireo .
ECC 9:6     Alignment score: 0.347
Their love , hatred , and envy have vanished long ago . They will never have a place again in anything done under the sun .
Ny fitiavana , ny fankahalana , ary ny fanirian'izy ireo dia efa nanjavona hatry ny ela . Tsy hanana toerana amin ' ny zavatra rehetra izay atao ety ambany masoandro intsony izy ireo .
ECC 9:7     Alignment score: 0.291
Go your way , eat your bread with joy , and drink
your wine with a happy heart , for God approves of your deeds .
Mandehana amin ' ny lalanao , hano am - pifaliana ny mofonao , ary sotroy amin ' ny fo faly ny divainao , satria Andriamanitra dia manaiky ny fankalazana ireo asa tsara .
ECC 9:8     Alignment score: 0.471 → 0.467
Let your clothes be always white and your head anointed with oil .
Aoka ho fotsy mandrakariva ny akanjonao
ary aoka ho voahosotra amin ' ny diloilo ny lohanao .
ECC 9:9     Alignment score: 0.244 → 0.26
Enjoy life
with the wife whom you love all the days of this meaningless life that God has given you under the sun all your meaningless days . For this is your reward in life for your difficult work that you labored in under the sun .
Miainà am - pifaliana miaraka amin ' ny vady tianao amin ' ny androm - piainanao rehetra mandalo foana , dia ireo andro izay nomen'Andriamanitra anao teny ambany masoandro mandritr'ireo andronao mandalo foana . Izany no valisoanao amin ' ny fiainana noho ireo asanao teny ambany masoandro .
ECC 9:10     Alignment score: 0.378
Whatever your hand finds to do , work at it with your strength , because there is no work or explanation or knowledge or wisdom in Sheol , where you are going .
Na inona na inona hitan
' ny tananao atao , dia hiasao amin ' ny herinao izany satria tsy misy asa na fanazavana na fahalalana na fahendrena any amin ' ny Fiainan - tsy hita , izay handehananao .
ECC 9:11     Alignment score: 0.313 → 0.314
Again I saw under the sun : the race is not to the swift , nor is the battle to the strong , nor does food come
to the wise , nor riches to the intelligent , nor favor to those with knowledge , but time and chance happen to them all .
Efa nahita zavatra sasantsasany mahaliana teo ambany masoandro aho : Ny hazakazaka dia tsy an ' ny olona haingam - pandeha . Ny ady dia tsy an ' ny olona matanjaka . Ny mofo dia tsy an ' ny olon - kendry . Ny harena dia tsy an ' ny olon ' ny fahazavan - tsaina . Ny sitraka dia tsy an ' ny olon ' ny fahalalana . Fa kosa , ny fotoana sy ny vintana dia miantraika amin'izy rehetra .
ECC 9:12     Alignment score: 0.208 → 0.219
Surely , no one knows when his time will come
. As fish are caught in a deadly net , or birds are caught in a snare , the children of human beings are ensnared by evil times that suddenly fall upon them .
Fa tsy misy na iza na iza mahafantatra ny fotoana hahafatesany , tahaka ny hazan - drano izay tratra ao amin ' ny haraton ' ny fahafatesana , na tahaka ny vorona izay azon ' ny fandrika . Tahaka ireo biby , ny olombelona dia gadra ao amin ' ny fotoan - dratsy izay tonga tampoka amin'izy ireo .
ECC 9:13     Alignment score: 0.452 → 0.452
I have also seen wisdom under the sun in a way that seemed great to me .
Efa nahita fahendrena teo ambany masoandro ihany koa aho toy ny hoe lehibe tamiko izany .
ECC 9:14     Alignment score: 0.337 → 0.369
There was a small city with only a few men in it , and a great king came against it , he surrounded it and built great siege ramps against it .
Nisy tanàna kely iray izay vitsy olona tao aminy , ary nisy mpanjaka lehibe tonga nanao fahirano izany ary nanorina toerana fiakarana lehibe teo anilan'izany .
ECC 9:15     Alignment score: 0.399 → 0.4
Now in the city was found a poor , wise man , who by his wisdom saved the city . Yet later , no one remembered that same poor man .
Ary nisy mahantra iray , lehilahy hendry hita tao amin'ilay tanàna , izay nanavotra ilay tanàna tamin ' ny fahendreny
. Nefa taty aoriana kely , dia tsy nisy nahatadidy io lehilahy mahantra io intsony .
ECC 9:16     Alignment score: 0.327 → 0.372
So I concluded , " Wisdom is better than strength , but the poor man 's wisdom is despised , and his words are not heard . "
Ka feheziko amin ' ny hoe : " Tsara kokoa ny fahendrena noho ny tanjaka , kanefa natao tsinontsinona ny fahendren'ilay olo - mahantra , ary tsy re ireo teniny
. "
ECC 9:17     Alignment score: 0.294
The words of wise people spoken quietly are heard better than the shouts of any ruler among fools .
Ny teny malefaky ny hendry dia re tsara kokoa noho ny fitreron'izay mpanapaka eo amin ' ny adala .
ECC 9:18     Alignment score: 0.365 → 0.375
Wisdom is better than weapons of war , but one sinner can ruin much good .
Ny fahendrena dia tsara kokoa noho ireo fitaovam - piadiana amin ' ny ady , kanefa ny mpanota iray dia mety handrava tsara maro .
ECC 9     Average alignment score: 0.329 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12