Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 12:1     Alignment score: 0.255 → 0.282
Also call to mind your Creator in the days of your youth , before the days of difficulty come
, and before the years arrive when you say , " I have no pleasure in them " ;
Tsarovy ihany koa ny Mpahary anao amin ' ny andron ' ny fahatanoranao , mialohan ' ny hiavian ' ny andro sarotra , ary mialohan ' ny hiavian ' ny taona izay hitenenanao hoe : " tsy manana fankasitrahana ho azy ireo aho , "


ECC 12:2     Alignment score: 0.332 → 0.338
do this before the light of the sun and the moon and the stars grows dark , and dark clouds return after the rain .
ataovy izany dieny mbola tsy hody aizina ny hazavan
' ny masoandro sy ny volana ary ireo kintana , ary dieny mbola tsy miverina ny raho - mainty aorian ' ny orana .
ECC 12:3     Alignment score: 0.233 → 0.244
That will be the time when the palace guards will tremble , and strong men are bent over , and the women
who grind cease because they are few , and those who look through windows become dim .
Amin'izany fotoana izany dia mangovitra ny mpiambina ny lapa , sy manjoko ny lehilahy mahery , ary mitsahatra ny vehivavy izay mitoto satria vitsy izy ireo , ary ireo izay mitazana eo am - baravaran - kely dia tsy mahita tsara intsony .
ECC 12:4     Alignment score: 0.153 → 0.177
That will be the time when the doors are shut in the street , and the sound of grinding stops , when men are startled at the voice of a bird , and the singing of girls ' voices fades away .
Amin'izany fotoana izany dia mirindrina ny varavaram - be eny amin ' ny lalana , ary mijanona ny feon ' ny fikosoham - bary
, ho taitran ' ny feom - borona ny lehilahy , ary malazo ny fihiran ' ny feon ' ny tovovavy .
ECC 12:5     Alignment score: 0.243 → 0.265
That will be the time when men become
afraid of heights and of terrors along the road , and when the almond tree blossoms , and when grasshoppers drag themselves along , and when natural desires fail . Then the man goes to his eternal home and the mourners go around in the streets .
Amin'izany fotoana izany dia manomboka matahotra ny hahavo sy ireo loza eny an - dalana ny lehilahy , ary mamelana ny hazo amygdala , sy miaraka mifampitarika ireo valala , ary tsy mandaitra ireo faniriana voajanahary . Mandeha any amin ' ny tranony mandrakizay ny lehilahy ary midina an - dalambe ireo mpisaona .
ECC 12:6     Alignment score: 0.242 → 0.251
Call to mind your Creator before the silver cord is cut , or the golden bowl is crushed , or the pitcher is shattered at the spring , or the water wheel is broken at the cistern ,
Tsarovy ny Mpahary anao mialohan ' ny hahatapahan ' ny kofehy volafotsy , na hahavaky ny lovia volamena , na hahatorotoro ny siny amin ' ny lohataona , na hahatapaka ny kodian - drano eo amin ' ny lava - drano ,
ECC 12:7     Alignment score: 0.396
before the dust returns to the earth where it came
from , and the spirit returns to God who gave it .
dieny mbola tsy miverina amin ' ny tany izay nihaviany ny vovoka , ary ny fanahy miverina amin'Andiamanitra izay nanome izany .
ECC 12:8     Alignment score: 0.244 → 0.24
" Meaningless ! Meaningless ! " says the Teacher . " Everything is meaningless ! "
" Ny enton
- javona , " hoy ny Mpitoriteny : " zava - poana dia zava - poana ny zavatra rehetra . "
ECC 12:9     Alignment score: 0.373
The Teacher was wise and he taught the people knowledge . He studied and searched out and set in order many proverbs .
Ny Mpitoriteny dia hendry ary nampianatra fahalalana ny olona izy . Nianatra sy nandinika ary nandrindra ohabolana maro izy .
ECC 12:10     Alignment score: 0.352
The Teacher sought to write using vivid , upright words of truth .
Ny Mpitoriteny dia nitady ny hanoratra fampiasana mazava tsara , teny mahitsin ' ny fahamarinana .
ECC 12:11     Alignment score: 0.297 → 0.309
The words of wise people are like goads . Like nails driven deeply are the words of the masters in collections
of their proverbs , which are taught by one shepherd .
Ireo tenin ' ny olon - kendry dia tahaka ny tsindrona . Tahaka ireo fantsika tsara lentika ireo tenin'ireo tompo ao amin ' ny fanangonan ' ohabolan'izy ireo , izay nampianarin ' ny mpiandry ondry iray .
ECC 12:12     Alignment score: 0.258 → 0.26
My son , be warned about something more . The making of many books has no end , and much study brings weariness to the body .
Anaka , mahafantara zavatra bebe kokoa : ny fanamboarana boky maro , izay tsy misy fiafarany ary ny fianarana be dia mitondra faharerahana ho an ' ny vatana .
ECC 12:13     Alignment score: 0.289 → 0.322
The end of the matter after everything has been heard , is that you must fear God and keep his commandments , for this is the whole duty of mankind .
Efa re ny fiafaran ' ny raharaha aorian ' ny zava - drehetra , dia tsy maintsy matahotra an'Andriamanitra ianao ary mitandrina ireo didiny
, fa izany no andraikitra manontolon ' ny olombelona .
ECC 12:14     Alignment score: 0.295 → 0.297
For God will bring every deed into judgment , along with every hidden thing , whether it is good or evil .
Fa Andriamanitra hitondra ny asa rehetra ho amin ' ny fitsarana , hatramin ' ny zava - miafina rehetra , na tsara izany na ratsy .
ECC 12     Average alignment score: 0.282 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12