Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 11:1     Alignment score: 0.306
Send out your bread on the waters , for you will find
it again after many days .
Alefaso eny ambonin ' ny rano ny mofonao , fa ho hitanao indray izany afaka andro maromaro .


ECC 11:2     Alignment score: 0.346 → 0.366
Share it with seven , even eight people , for you do not know what disasters
are coming on the earth .
Zarao amin ' ny olona fito izany , na dia olona valo aza , fa tsy fantatrareo izay hahatongavan'ireo loza amin ' ny tany .
ECC 11:3     Alignment score: 0.34
If the clouds are full of rain , they empty themselves on the earth , and if a tree falls toward the south or toward the north , wherever the tree falls , there it will remain .
Raha feno ranon'orana ireo rahona , dia manafoana izany eny amin ' ny tany ireny , ary raha mianjera mankany atsimo ny hazo iray na mankany avaratra , na aiza na aiza hianjeran'izany , dia eo no hitoeran'izany .
ECC 11:4     Alignment score: 0.332 → 0.35
He who watches the wind might not plant , and he who watches the clouds might not harvest .
Mety tsy hamboly ny olona
izay mijery ny rivotra , ary mety tsy hijinja ny olona izay mijery ireo rahona .
ECC 11:5     Alignment score: 0.286 → 0.295
As you do not know the path of the wind , nor how a baby 's bones grow
in the pregnant womb , so also you can not comprehend the work of God , who created everything .
Toa anao izay tsy mahalala akory ny lalan ' ny rivotra , na ny nitomboan ' ny taolan ' ny zaza tao an - kibon ' ny bevohoka , toy izany koa ianao tsy afaka mahatakatra ny asan'Andriamanitra , izay namorona ny zava - drehetra .
ECC 11:6     Alignment score: 0.311 → 0.32
In the morning plant your seed ; until the evening , work with your hands as needed , for you do not know which will prosper , whether morning or evening , or this or that , or whether they will both alike
be good .
Amboleo amin ' ny maraina ireo voanao ; hatramin ' ny hariva , miasà amin'ireo tananao araka izay ilaina , fa tsy fantatrao izay mety hanambina , na maraina na hariva , na ity na iry , na samy ho tsara avokoa ny roa tonta .
ECC 11:7     Alignment score: 0.367
Truly the light is sweet , and it is a pleasant thing for the eyes to see the sun .
Mamy tokoa ny mazava , ary zavatra mahafinaritra ny maso ny mahita ny masoandro .
ECC 11:8     Alignment score: 0.272 → 0.276
If someone lives many years , let him rejoice in all of them , but let him think about the coming days of darkness , for they will be many . Everything to come
is meaningless .
Raha misy olona miaina an - taonany maro , aoka izy ho faly amin'ireny rehetra ireny , nefa aoka izy hisaina ny momban'ireo andron ' ny aizina ho avy , fa ho maro ireny . Ny zava - drehetra hitranga dia entona manjavona .
ECC 11:9     Alignment score: 0.32 → 0.323
Take joy , young man , in your youth , and let your heart be joyful in the days of your youth . Pursue the good desires of your heart , and whatever is within the sight of your eyes . However , know that God will bring you into judgment for all these
things .
Mifalia , ry zatovo , amin ' ny fahatanoranao , ary aoka ny fonao ho faly amin ' ny andron ' ny fahatanoranao . Manaraha ny faniriana tsaran ' ny fonao , sy izay rehetra eo amin ' ny hitan ' ny masonao . Kanefa , fantaro fa Andriamanitra hitondra anao eo amin ' ny fitsarana ny amin'ireo zavatra rehetra ireo .
ECC 11:10     Alignment score: 0.281
Drive
anger away from your heart , and ignore any pain in your body , because youth and its strength are meaningless .
Alaviro amin ' ny fonao ny hatezerana , ary aza miraharaha akory ny fanaintainana eo amin ' ny vatanao , satria ny hatanorana sy ny heriny dia zava - poana .
ECC 11     Average alignment score: 0.317 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12