Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 10:1     Alignment score: 0.223 → 0.23
As dead flies cause
perfume to stink , so a little folly can outweigh wisdom and honor .
Toy ireo fatin - dalitra izay mahamaimbo ny zava - manitra , dia toy izany koa no ahafahan ' ny fahadalana kely mandresy ny fahendrena sy ny fankatoavana .


ECC 10:2     Alignment score: 0.408 → 0.409
The heart of a wise person tends to the right , but the heart of a fool tends to the left .
Ny fon ' ny olon - kendry dia mirona miankavanana , fa ny fon ' ny adala mirona miankavia .
ECC 10:3     Alignment score: 0.32
When a fool walks down a road , his thinking is deficient , proving to everyone he is a fool .
Rehefa mandeha midina eny an - dalana ny adala , dia tsy ampy saina izy , manamarina amin ' ny olona rehetra fa adala izy .
ECC 10:4     Alignment score: 0.26 → 0.275
If the emotions of a ruler rise
up against you , do not leave your work . Calm can quiet down great outrage .
Raha miakatra manohitra anao ny fihetseham - pon ' ny mpanapaka , aza mandao ny asanao . Ny fitoniana dia afaka mampangina fahatezerana lehibe .
ECC 10:5     Alignment score: 0.368
There is an evil that I have seen under the sun , a kind of error that comes from a ruler :
Fa misy ny ratsy izay hitako teo ambany masoandro , karazana hadisoana avy amin ' ny mpanapaka :
ECC 10:6     Alignment score: 0.228
Fools are given leadership positions , while wealthy
men are given low positions .
Ireo adala dia nomena toeram - pitarihana , raha ireo olona mahomby nomena toerana ambany .
ECC 10:7     Alignment score: 0.218 → 0.232
I have seen slaves riding horses , and princes walking on the ground like slaves .
Nahita andevo nitaingin - tsovaly
aho , ary ireo olona mahomby nandeha an - tongotra teny amin ' ny tany tahaka ny andevo .
ECC 10:8     Alignment score: 0.306 → 0.311
The one who digs a pit will fall into it , and whoever breaks through a wall may be bitten by a snake .
Izay rehetra mihady lavaka dia mety hianjera ao amin'izany , ary na oviana na oviana misy olona
mandrodana manda dia mety ho kaikerin ' ny bibilava izy .
ECC 10:9     Alignment score: 0.219 → 0.219
Whoever cuts out stones can be hurt by them , and the man who chops wood is endangered by it .
Izay rehetra manapaka vato dia mety ho voaratran'izany , ary ny olona izay manapaka hazo dia tandindonin'izany izy .
ECC 10:10     Alignment score: 0.338 → 0.339
If an iron blade is dull , and a man does not sharpen it , then he must use more strength , but wisdom provides an advantage for success .
Raha dombo ny lelan
' ny vy , ary ny olona tsy mandranitra izany , dia tsy maintsy mampiasa ny heriny bebe kokoa izy , fa ny fahendrena dia manome tombony ho amin ' ny fahombiazana .
ECC 10:11     Alignment score: 0.206
If a snake bites before it is charmed , then there is no advantage for the charmer .
Raha manaikitra mialohan ' ny nanasina ody ny bibilava , dia tsy misy tombony
ho an ' ny mpanao ody .
ECC 10:12     Alignment score: 0.301 → 0.306
The words of a wise man 's mouth are gracious , but the lips of a fool consume him .
Ireo tenin ' ny vavan
' ny olon - kendry dia hatsaram - panahy , fa ny molotry ny adala dia mitelina azy ihany .
ECC 10:13     Alignment score: 0.31 → 0.323
As words begin to flow from a fool 's mouth , foolishness comes out , and at the end his mouth flows with wicked madness .
Tahaka ny teny manomboka mikoriana avy eo am - bavan
' ny adala , no hivoahan ' ny fahadalana , ary amin ' ny farany ny vavany dia hikoriana fahaverezan - tsaina ratsy .
ECC 10:14     Alignment score: 0.272
A fool multiplies words , but no one knows what is coming . Who knows what is coming after him ?
Ny adala mampitombo teny , fa tsy misy mahafantatra izay ho avy . Iza no mahalala izay tamy avy ao aoriany
?
ECC 10:15     Alignment score: 0.18
The toil of fools wearies them , so that they do not even know the road to town .
Ny fisasaran
' ny adala dia manavesatra azy ireo , ka tsy fantany akory na dia ny lalana makany an - tanan - dehibe aza .
ECC 10:16     Alignment score: 0.406
Woe to you , land , if your king is a young boy , and if your leaders begin feasting in the morning !
Loza ho anao , ry tany , raha tovolahy no mpanjakanao
, ary raha manomboka manao firavoravoana amin ' ny maraina ireo mpitarika anao !
ECC 10:17     Alignment score: 0.366
But blessed are you , land , if your king is the son of nobles , and if your leaders eat at the right time , for strength , and not for drunkenness !
Fa sambatra ianao , ry tany , raha ny zanaka lahin'ireo mendri - kaja no mpanjakanao
, ary mihinana amin ' ny fotoany ireo mpitarika anao , ho tanjaka , fa tsy ho amin ' ny hamamoana !
ECC 10:18     Alignment score: 0.228 → 0.231
Because of laziness the roof sinks in , and because of idle hands the house leaks .
Fa nohon ' ny hakamoana no mampilatsaka ny tafo , ary nohon ' ny fahalainan ' ny tanana
no mampitete ny trano .
ECC 10:19     Alignment score: 0.395 → 0.395
People prepare food for laughter , wine brings enjoyment to life , and money fills the need for everything .
Manomana sakafo ho amin ' ny fihomehezana ny olona
, ny divay mitondra fankafizana fiainana , ary ny vola mameno ny filan - javatra rehetra .
ECC 10:20     Alignment score: 0.284 → 0.301
Do not curse the king , not even in your mind , and do not curse rich people in your bedroom . For a bird of the sky might carry your words ; whatever has wings can spread the matter .
Aza manozona ny mpanjaka , na dia ao an - tsainao
aza , ary aza manozona ny olona manan - karena ao amin ' ny efitra fandrianao . Fa ny voron ' ny lanitra mety hitondra ireo teninao ; izay rehetra manan'elatra dia afaka manaparitaka ny raharaha .
ECC 10     Average alignment score: 0.301 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12