Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 5:1     Alignment score: 0.354
Do not be too quick to speak with your mouth , and do not let your heart be too quick to bring any matter up before God . God is in heaven , but you are on earth , so let your words be few .
Aza malaky
loatra miteny amin ' ny vavanao , ary aoka ny fonao tsy halaky loatra hampiakatra izay raharaha rehetra eo anoloan'Andriamanitra . Any an - danitra Andriamanitra , fa ianao ety an - tany , koa aoka ho vitsy ireo teninao .


ECC 5:2     Alignment score: 0.219 → 0.237
If you have too many things to do and worry about , you will probably have bad dreams . The more words you speak , the more foolish things you will probably say .
Raha be loatra ny zavatra ataonao
sy mampiahiahy anao , dia hanofy ratsy tokoa ianao . Ny habetsak'ireo teny lazainao , no habetsaky ny fahadalana mety ho lazainao .
ECC 5:3     Alignment score: 0.336
When you make a vow to God , do not delay to do it , for God has no pleasure in fools . Do what you vow you will do .
Rehefa mivoady amin'Andriamanitra ianao , dia aza mitaredretra amin ' ny fanaovana izany , fa tsy sitrak'Andriamanitra ireo adala . Ataovy izay nanaovanao voady fa ho ataonao
.
ECC 5:4     Alignment score: 0.221
It is better not to make a vow than to make one that you do not carry out .
Aleo tsy mivoady toy izay manao voady izay tsy tanterakao akory .
ECC 5:5     Alignment score: 0.299 → 0.324
Do not allow your mouth to cause
your flesh to sin . Do not say to the priest 's messenger , " That vow was a mistake . " Why make God angry by vowing falsely , provoking God to destroy the work of your hands ?
Aza avela hampanota ny nofonao ny vavanao . Aza miteny amin ' ny iraky ny mpisorona hoe : " Fahadisoana iny voady iny . " Nahoana no mampatezitra an'Andriamanitra amin ' ny fanaovana voady tsy izy , mihantsy an'Andriamanitra hanimba ny asan ' ny tananao ?
ECC 5:6     Alignment score: 0.241 → 0.26
For when there are many dreams and many words , they are meaningless . Instead , fear God !
Fa ao amin ' ny nofy maro , tahaka ny ao amin ' ny teny maro , dia misy entona tsy misy dikany . Koa matahora an'Andriamanitra .
ECC 5:7     Alignment score: 0.237 → 0.269
When you see the poor being oppressed and robbed of just and right treatment in your province
, do not be astonished as if no one knows , because there are people in power who watch those under them , and there are even higher ones over them .
Raha hitanao ampahoriana sy robaina amin ' ny fitondrana marina sy mahitsy ao amin ' ny faritaninao ny mahantra , dia aza gaga raha tsy misy olona mahalala , satria misy olona mahery izay miambina ireo eo ambany fahefan'izy ireo , ary misy olona ambony kokoa aza manapaka azy ireo .
ECC 5:8     Alignment score: 0.255
In addition , the produce of the land is for everyone , and the king himself takes produce from the fields .
Fanampin'izany , an ' ny olon
- drehetra ny vokatry ny tany , ary ny mpanjaka mihitsy no maka ny vokatra amin'ireo saha .
ECC 5:9     Alignment score: 0.359
Whoever loves silver will not be satisfied with silver , nor will he who loves wealth be satisfied with his income . This , too , is meaningless .
Ny olona
rehetra izay tia volafotsy dia tsy ho afa - po amin ' ny volafotsy , ary ny olona rehetra izay tia harena dia mitady mihoatra lalandava . Izany , ihany koa , dia entona .
ECC 5:10     Alignment score: 0.259 → 0.277
As prosperity increases , so also do the people who consume it . What advantage in wealth is there to the owner except to watch it with his eyes ?
Tahaka ny hitomboan ' ny fanambinana , dia tahaka izany ihany koa ny olona izay mihinana izany . Inona no tombon
- tsoa an ' ny tompony amin ' ny harena afa - tsy ny mijery izany amin ' ny masony ?
ECC 5:11     Alignment score: 0.271 → 0.308
The sleep of a laborer is sweet , whether he eats little or a lot , but the wealth of a rich person does not allow him to sleep well .
Mamy ny torimason ' ny olona
miasa , na mihinana kely na betsaka izy , fa ny haren ' ny olona mpanan - karena dia tsy mamela azy hatory tsara .
ECC 5:12     Alignment score: 0.252
There is an evil that I have seen under the sun : riches hoarded by the owner , resulting in his own misery .
Misy ratsy mahory izay efa hitako tety
ambany masoandro : dia harena angonin ' ny tompony , fa miafara amin ' ny fahoriany ihany .
ECC 5:13     Alignment score: 0.155 → 0.162
When the rich man loses his wealth through bad luck , his own son , one whom he has fathered , is left with nothing in his hands .
Raha very amin ' ny vintan - dratsy ny haren
' ny olona mpanan - karena , ny zanany lahy , ilay naterany , dia tavela tsy manana na inona na inona eo an - tanany .
ECC 5:14     Alignment score: 0.214 → 0.214
As a man comes from his mother 's womb , so also he will leave naked . He can take none of the fruits of his labor in his hand .
Tahaka ny olona teraka nitanjaka avy ao an - kibon - dreniny , dia mitanjaka toy izany ihany koa no hialany amin'ity fiainana ity . Tsy afaka hitondra na inona na inona eny an - tanany avy amin ' ny asany
izy .
ECC 5:15     Alignment score: 0.189 → 0.212
Another evil is that as a person comes , so he goes away . So what profit is there for him who labors for the wind ?
Ny ratsy mahory hafa dia tahaka ny olona tonga tokoa , koa toy izany koa no tsy maintsy handehanany . Koa inona ny tombony azon ' ny olona
amin ' ny fiasana ho an ' ny rivotra ?
ECC 5:16     Alignment score: 0.347
During his days he eats with darkness and is greatly distressed with sickness and anger .
Mandritry
ny androny dia mihinana amin ' ny aizina izy ary ory fatratra amin ' ny aretina sy hatezerana .
ECC 5:17     Alignment score: 0.279 → 0.278
Look , what I have seen to be good and suitable is for a person to eat and drink and to find
enjoyment in his labor as he labors under the sun during the days of this life that God has given him . For this is man 's assignment .
Indro , izay efa hitako ho tsara sy mety dia ny mihinana sy misotro ary mankafy ny tombony avy amin ' ny asantsika rehetra , raha miasa ambanin ' ny masoandro mandritry ity androm - piainana izay efa nomen'Andriamanitra antsika ity . Fa izany no anjaran ' ny olona .
ECC 5:18     Alignment score: 0.251 → 0.26
Every person to whom God has given riches and wealth and the ability to receive his share and rejoice in his labor this is a gift from God .
Ny olona izay nomen'Andriamanitra fananana
sy harena ary fahaizana mba handray ny anjarany ka hifaly amin ' ny asany fanomezana avy amin'Andriamanitra izany .
ECC 5:19     Alignment score: 0.223 → 0.231
For he does not call to mind very often the days of his life , because God makes him keep busy with the things that he enjoys doing .
Fa tsy mahatsiaro matetika ireo androm - piainany izy , satria ataon'Andriamanitra sasatra amin'ireo zavatra izay tiany
atao .
ECC 5     Average alignment score: 0.276 for 19 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12