Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 7:1     Alignment score: 0.378 → 0.423
A good name is better than costly perfume , and the day of death is better than the day of birth .
Ny laza tsara dia tsara kokoa noho ny ranomanitra lafo vidy , ary ny andro hahafatesana dia tsara kokoa noho ny andro hahaterahana .


ECC 7:2     Alignment score: 0.292
It is better to go to a house of mourning than to a house of feasting , for mourning comes to all people at the end of life , so living people must take this to heart .
Tsara kokoa ny mandeha any amin ' ny trano fisaonana noho ny any amin ' ny trano firavoravoana , satria ny fisaonana dia tonga amin ' ny olona rehetra amin ' ny faran ' ny fiainana , ka tokony raisin ' ny olona velona am - po izany .
ECC 7:3     Alignment score: 0.225 → 0.225
Grief is better than laughter , for after sadness of face comes gladness of heart .
Ny alahelo dia tsara kokoa noho ny tsiky , fa aorian ' ny endrika
malahelo no hiavian ' ny hafalian ' ny fo .
ECC 7:4     Alignment score: 0.408
The heart of the wise is in the house of mourning , but the heart of fools is in the house of feasting .
Ny fon ' ny hendry dia ao an - trano fisaonana , fa ny fon ' ny adala kosa ao an - trano firavoravoana .
ECC 7:5     Alignment score: 0.397
It is better to listen to the rebuke of the wise than to listen to the song of fools .
Tsara kokoa ny mihaino
ny teny mafin ' ny hendry noho ny mihaino ny hiran'ireo adala .
ECC 7:6     Alignment score: 0.284 → 0.295
For like the crackling of thorns burning under a pot , so also is the laughter of fools . This too is meaningless .
Fa tahaka ny fikarepok'ireo tandroka
mirehitra ambany vilany , dia toy izany koa ny fihomehin'ireo adala . Izany , ihany koa , dia zava - poana .
ECC 7:7     Alignment score: 0.241 → 0.258
Extortion certainly makes a wise man foolish , and a bribe corrupts the heart .
Ny fangalana an - keriny dia azo antoka fa mahalasa adala ny hendry , ary ny kolikoly manimba ny fo .
ECC 7:8     Alignment score: 0.29
Better is the end of a matter than the beginning ; and the people patient in spirit are better than the proud in spirit .
Tsara kokoa ny fiafaran ' ny raharaha iray noho ny fiandohany
; ary ny olona maharitra am - panahy dia tsara kokoa noho ny mirehareha am - panahy .
ECC 7:9     Alignment score: 0.254 → 0.254
Do not be quick to anger in your spirit , for anger resides in the hearts of fools .
Aza mora tezitra ny fanahinao
, satria ny hatezerena dia mitoetra ao am - pon'ireo adala .
ECC 7:10     Alignment score: 0.387 → 0.387
Do not say , " Why were the days of old better than these ? " For it is not because of wisdom that you ask this question
.
Aza miteny hoe : " Nahoana ireo andro fahiny no tsara kokoa noho ireto ? " Fa izany dia tsy noho ny fahendrena raha manontany io fanontaniana io ianao .
ECC 7:11     Alignment score: 0.254 → 0.254
Wisdom , like an inheritance , is good . It benefits those who see the sun .
Ny fahendrena dia tsara noho ireo zavatra manan
- danja izay nolovaintsika avy tamin'ireo razambetsika . Izany dia mitondra tombon - tsoa ho an'ireo izay mahita ny masoandro .
ECC 7:12     Alignment score: 0.357 → 0.357
For wisdom provides protection as money can provide protection , but the advantage of knowledge is that wisdom gives life to whoever has it .
Fa ny fahendrena dia mitondra fiarovana toy ny vola izay afaka mitondra fiarovana , saingy ny tombon
- tsoan ' ny fahalalana dia ny hoe manome fiainana ho an'izay manana azy ny fahendrena .
ECC 7:13     Alignment score: 0.144
Consider the deeds of God : Who can straighten out anything he has made crooked ?
Saino ireo asan'Andriamanitra : Iza no afaka hanitsy ny zavatra rehetra nomelohany ?
ECC 7:14     Alignment score: 0.205 → 0.226
When times are good , live
happily in that good , but when times are bad , consider this : God has allowed both to exist side by side . For this reason , no one will find out anything that is coming after him .
Rehefa tsara ny andro , dia miainà amim - pifaliana amin'izany hatsarana izany , fa rehefa ratsy ny andro , dia saino ny momba ity : Andriamanitra dia efa namela azy roa hiaraka . Noho izany antony izany , dia tsy misy mahita ny zavatra rehetra izay mitranga aoriany .
ECC 7:15     Alignment score: 0.269 → 0.249
In my meaningless life
I have seen everything . There is a righteous person who perishes in spite of his righteousness , and there is a wicked person who lives a long life in spite of his evil deeds .
Efa nahita zavatra maro aho nandritr'ireo andro keliko . Misy ireo olo - marina izay levona na dia eo aza ny fahamarinan'izy ireo , ary misy ireo olona ratsy fanahy izay ela velona na dia eo aza ny haratsian'izy ireo .
ECC 7:16     Alignment score: 0.392
Do not be self-righteous , wise in your own eyes . Why should you destroy yourself ?
Aza manamarin - tena , hendry eo imasonao
. Nahoana no tokony hanimba ny tenanao ianao ?
ECC 7:17     Alignment score: 0.479
Do not be too wicked or foolish . Why should you die before your time ?
Aza dia ratsy fanahy na miadaladala loatra . Nahoana ianao no tokony ho faty mialohan ' ny fotoanao
?
ECC 7:18     Alignment score: 0.316
It is good that you should take hold of this wisdom , and that you should not let go of righteousness . For the person who fears God will meet all his obligations .
Tsara raha mihazona io fahendrena io ianao , ary tsy tokony hamela ny fahamarinana handeha . Fa ny olona izay matahotra an'Andriamanitra dia hahita ireo adidiny
rehetra .
ECC 7:19     Alignment score: 0.35 → 0.351
Wisdom is powerful in the wise man , more than ten rulers in a city .
Mahery ny fahendrena ao amin ' ny olo - kendry , mihoatra noho ny mpanapaka folo ao amin ' ny tanàna iray .
ECC 7:20     Alignment score: 0.247 → 0.248
There is not a righteous man on earth who does good and never sins .
Tsy misy olo - marina manao soa sy tsy mbola nanota izany mihitsy eto an - tany
.
ECC 7:21     Alignment score: 0.365
Do not listen to every word that is spoken , because you might hear your servant curse you .
Aza mihaino
ny teny rehetra izay voalaza , satria mety handre ny mpanomponao hanozona anao ianao .
ECC 7:22     Alignment score: 0.169 → 0.174
For very many times , your heart knows , even you have cursed others .
Toy izany koa , ianao dia mahafantatra fa efa nanozona matetika ny hafa tao am - ponao manokana ianao .
ECC 7:23     Alignment score: 0.356
All this have I proven by wisdom . I said , " I will be wise , " but it was more than I could be .
Ireo rehetra ireo dia efa voaporofoko tamin ' ny fahendrena . Hoy aho hoe : " Ho hendry aho , " saingy nihoatra ny tokony ho izy izany .
ECC 7:24     Alignment score: 0.406 → 0.411
Wisdom is far off and very deep . Who can find it ?
Ny fahendrena dia lavitra sy lalina . Iza no afaka hahita izany ?
ECC 7:25     Alignment score: 0.359 → 0.363
I turned my heart to learn and examine and seek wisdom and the explanations
of reality , and to understand that evil is stupid and that folly is madness .
Nanova ny foko mba hianatra sy handinika ary hitady ny fahendrena sy ireo fanazavana ny zava - misy aho , ary hahatakatra fa adala ny ratsy ary ny hadalana dia fahaverezan - tsaina .
ECC 7:26     Alignment score: 0.299 → 0.307
I found that more bitter than death is any woman whose heart is full of snares and nets , and whose hands are chains . Whoever pleases God will escape from her , but the sinner will be caught by her .
Hitako fa mangidy kokoa noho ny fahafatesana ny vehivavy izay feno fandrika sy harato ny fony , ary misy rojo vy ny tanany . Na iza na iza mankasitraka an'Andriamanitra dia ho afaka aminy , fa ireo mpanota kosa ho lasany .
ECC 7:27     Alignment score: 0.242 → 0.245
" Consider what I have discovered , " says the Teacher . " I have been adding one discovery to another in order to find an explanation of reality .
" Saino izay efa hitako , " hoy ny Mpitoriteny . " Nanampy vokam - pikarohana iray tamin ' ny hafa aho mba hahita fanazavana ny zava - misy .
ECC 7:28     Alignment score: 0.341 → 0.343
This is what I am still looking for , but I have not found it . I did find
one righteous man among a thousand , but a woman among all those I did not find .
Izany no mbola karohiko , saingy tsy hitako izany . Tsy nahita olo - marina iray teo amin ' ny arivo aho , ary tsy nahita vehivavy iray teo amin'ireo rehetra ireo aho .
ECC 7:29     Alignment score: 0.259
I have discovered only this : God created humanity upright , but they have gone away looking for many difficulties . "
Ity ihany no efa hitako : fa Andriamanitra dia namorona ny olombelona ho mahitsy , saingy nandeha nitady fahasahiranana maro izy ireo . "
ECC 7     Average alignment score: 0.31 for 29 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12