Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 3:1     Alignment score: 0.259 → 0.26
For everything there is an appointed time , and a season for every matter under heaven .
Fa ny zava - drehetra dia efa voatondro amin ' ny fotoany
, ary ny vanim - potoana ho amin ' ny tanjona tsirairay ambany lanitra .


ECC 3:3     Alignment score: 0.41
a time to kill and a time to heal , a time to tear down and a time to build up .
fotoana hamonoana ary fotoana hanasitranana , fotoana handravana ary fotoana hananganana .
ECC 3:4     Alignment score: 0.321
There is a time to weep and a time to laugh , a time to mourn and a time to dance ,
Misy fotoana hitomaniana ary fotoana hihomehezana , fotoana hisaonana ary fotoana handihizana ,
ECC 3:5     Alignment score: 0.2 → 0.234
a time to throw away stones and a time to gather stones , a time to embrace other people , and a time to refrain from embracing .
fotoana hanariam - bato ary fotoana hanangonam - bato
, fotoana hamihinana olon - kafa , ary fotoana handrarana ny famihinana .
ECC 3:6     Alignment score: 0.252 → 0.261
There is a time to look for things and a time to stop looking , a time to keep things and a time to throw away things ,
Misy fotoana hitadiavan - javatra ary fotoana hitsaharana mitady , fotoana hifikirana amin - javatra ary fotoana hanariana izany ,
ECC 3:8     Alignment score: 0.397 → 0.396
There is a time to love and a time to hate , a time for war and a time for peace .
Misy fotoana hitiavana ary fotoana hankahalana , fotoana hiadiana ary fotoana hihavanana .
ECC 3:9     Alignment score: 0.145 → 0.138
What profit does the worker gain in his labor ?
Inona no tombony azon ' ny mpiasa amin ' ny asany
?
ECC 3:10     Alignment score: 0.213 → 0.269
I have seen the work that God has given to human beings to complete .
Efa hitako ny asa izay nomen'Andriamanitra ho tanterahan ' ny olombelona .
ECC 3:11     Alignment score: 0.242 → 0.242
God has made everything suitable for its own time . He has also placed eternity in their hearts . But mankind can not understand the deeds that God has done , from their beginning all the way to their end .
Efa nanao ny zava - drehetra hifanaraka amin ' ny fotoany
Andriamanitra . Efa nampitoetra ny mandrakizay tao am - pon'ireo ihany koa Izy . Nefa tsy afaka hahatakatra ny asa lehibe izay nataon'Andriamanitra ny olombelona , hatramin ' ny fiatombohany ka hatramin ' ny fiafarany .
ECC 3:12     Alignment score: 0.207
I know that there is nothing better for a person than to rejoice and to do good so long as he lives
Fantatro fa tsy misy zavatra tsara ho an ' ny olona noho ny mifaly sy manao zava - tsoa hatrany raha mbola velona koa izy
ECC 3:13     Alignment score: 0.297 → 0.302
and that everyone should eat and drink , and should understand how to find
enjoyment in his labor . This is God 's gift to mankind .
ary ny olon - drehetra dia tokony hihinana sy hisotro , ary tokony hahay hifaly amin ' ny tsara izay avy amin ' ny asany rehetra . Fanomezana avy amin'Andriamanitra izany .
ECC 3:14     Alignment score: 0.278 → 0.277
I know that whatever God does lasts forever . Nothing can be added to it or taken away , because it is God who has done it so that people will approach him with honor .
Fantatro fa izay rehetra ataon'Andriamanitra dia maharitra mandrakizay . Tsy afaka ampiana izany na analana , satria Andriamanitra no efa nanao izany mba anatonan ' ny olona Azy amin ' ny voninahitra .
ECC 3:15     Alignment score: 0.173
Whatever exists has already existed ; whatever will exist has already existed . God makes human beings seek hidden things .
Izay rehetra misy dia efa nisy , izay rehetra hisy dia efa nisy . Andriamanitra dia nanao ny olombelona hitady ireo zava - miafina .
ECC 3:16     Alignment score: 0.456
I have seen the wickedness that is under the sun , where there should be justice , and in place of righteousness , wickedness was there .
Efa nahita ny faharatsiana izay ety ambany masoandro aho , izay tokony hisy ny rariny , ary eo amin ' ny toeran
' ny fahamarinana , dia ny faharatsiana no tao .
ECC 3:17     Alignment score: 0.303 → 0.325
I said in my heart , " God will judge the righteous and the wicked at the right time for every matter and every deed . "
Hoy aho anakampo hoe : " Ho tsarain'Andriamanitra amin ' ny fotoany
ny olo - marina sy ny ratsy fanahy ny amin ' ny raharaha sy ny asany rehetra . "
ECC 3:18     Alignment score: 0.306 → 0.305
I said in my heart , " God tests human beings to show them that they are like animals . "
Hoy aho anakampo hoe : " Mizaha toetra ny olombelona Andriamanitra mba hanehoana
azy ireo fa tahaka ny biby izy ireo . "
ECC 3:19     Alignment score: 0.299 → 0.299
For the fate of the children of mankind and the fate of animals is the same . The death of one is like the death of the other . The breath is the same for all of them . There is no advantage for mankind over the animals . Everything is meaningless .
Fa amin'izy ireo dia sahala ny manjo ny zanak'olombelona sy ny manjo ny biby . Ny fahafatesan
' ny iray dia tahaka ny fahafatesan ' ny iray hafa . Mitovy ny fofon'ain'izy rehetra . Tsy misy tombony ho an ' ny olombelona eo amin ' ny biby . Fa moa ve tsy fofon'aina fotsiny ihany ny zava - drehetra ?
ECC 3:20     Alignment score: 0.259 → 0.259
Everything is going to the same place . Everything comes from the dust , and everything returns to the dust .
Ny zava - drehetra dia samy mizotra amin ' ny toerana iray . Ny zava - drehetra dia avy amin ' ny vovoka , ary ny zava - drehetra dia hody vovoka .
ECC 3:21     Alignment score: 0.33
Who knows whether the spirit of mankind goes upward and the spirit of animals goes downward into the earth ?
Iza no mahalala na miakatra any ambony ny fanahin ' ny olombelona ary midina any amin ' ny tany ny fanahin ' ny biby ?
ECC 3:22     Alignment score: 0.237 → 0.241
So again I realized that there is nothing better for a person than to enjoy his work , for that is his assignment . Who can bring him back to see what happens after him ?
Ka dia tsapako indray fa tsy misy zavatra tsara ho an ' ny olona noho ny mifaly
amin ' ny asany , fa izany no asa nanendrena azy . Iza no afaka hitondra azy miverina mba hijery izay mitranga aoriany ?
ECC 3     Average alignment score: 0.285 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12