Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 4:1     Alignment score: 0.332 → 0.346
Once again I thought about all the oppression that is done under the sun . And behold , the tears of oppressed people , and they had no one to comfort them ! Power was in the hand of their oppressors
, and there was no one to comfort them !
Nandinika indray mandeha momban ' ny fahoriana rehetra izay vita teo ambany masoandro aho . Ary indro , ny ranomason ' ny olona nampahoriana , ary izy ireo dia tsy nanana na iza na iza mba hampionona azy ! Teo an - tanan ' ny mpampahory azy ireo ny hery , ary tsy nisy na iray aza hampionona azy ireo !


ECC 4:2     Alignment score: 0.218
So I considered those who are already dead more fortunate than the living , who are still alive
.
Noho izany dia miarahaba ny olona maty aho , ireo izay efa maty , fa tsy ny miaina , ireo izay mbola velona .
ECC 4:3     Alignment score: 0.263
However , more fortunate than both of them is the one who has not yet lived , the one who has not seen any of the evil acts that are done under the sun .
Kanefa , sambatra noho izy roa tonta ny olona izay tsy mbola nohariana , izay tsy mbola nahita ny asa ratsy rehetra izay vita teo ambany masoandro .
ECC 4:4     Alignment score: 0.217 → 0.223
Then I saw that every act of labor and every skillful work became
the envy of one 's neighbor . This also is meaningless like chasing the wind .
Ary itako fa ny asa tsirairay sy ny fahaiza - manao tsirairay dia lasa fitsiriritan ' ny mpiara - monina hafa . Izany ihany koa dia entona sy fikasana hanohitra ny rivotra .
ECC 4:5     Alignment score: 0.325
The fool folds his hands and does not work , so his food is his own flesh .
Ny adala mamoritra ny tanany ary tsy miasa , ka dia ny nofony
ihany no sakafony .
ECC 4:6     Alignment score: 0.349
But better is a handful of profit with quiet work than two handfuls with the labor that tries to shepherd the wind .
Fa tsara kokoa ny tombony iray tanana amin ' ny asa mangina noho ny roa tanana amin ' ny asa izay miezaka ny manohitra rivotra .
ECC 4:7     Alignment score: 0.205 → 0.21
I returned and I saw something meaningless under the sun .
Avy eo dia nandinika momban ' ny zava - poana maro indray aho , fifanjavoana zavona maro teo ambany masoandro .
ECC 4:8     Alignment score: 0.21 → 0.211
There is the kind of man who is alone . He does not have a companion , no son or brother , and yet there is no end to all his work , and his eyes are not satisfied with gaining wealth . He wonders , " For whom am I toiling and depriving myself of pleasure ? " This also is meaningless a bad situation .
Misy ny karazan
- dehilahy izay mitoetra irery . Tsy manana na iza na iza izy , na zanaka lahy na rahalahy . Tsy misy fiafarana ny asany , ary ny masony tsy mba afa - po amin ' ny harena azo . Nanontany tena izy hoe : " Ho amin'iza no hiasako mafy ary handàvan ' ny tenako ny fifaliana ? " Zava - poana ihany koa izany , toe - javatra ratsy .
ECC 4:9     Alignment score: 0.274 → 0.279
Two people work better than one ; together they can earn a good wage for their labor .
Tsara kokoa ny olona roa miasa noho ny iray ; raha miaraka izy ireo dia afaka mahazo karama tsara ho an ' ny asany
.
ECC 4:10     Alignment score: 0.29 → 0.3
For if one falls , the other can lift up his friend . However , woe to the one who is alone when he falls if there is no one to lift him up .
Fa raha lavo ny iray , dia afaka manarina ny namany ilay iray hafa . Kanefa , ny alahelo dia manaraka ilay iray izay irery rehefa lavo izy ka tsy misy na iray aza manarina azy .
ECC 4:11     Alignment score: 0.337 → 0.337
If two lie down together , they can be warm , but how can one be warm alone ?
Raha roa no miara - mandry , dia mety hafana izy ireo , saingy ahoana no hampafana irery ny iray ?
ECC 4:12     Alignment score: 0.25 → 0.264
One man alone can be overpowered , but two can withstand an attack , and a three - strand rope is not quickly broken .
Ny lehilahy irery no mety resy , fa ny roa mety afaka manohitra fanafihana , ary ny kofehy telo tsy ho mora tapahina .
ECC 4:13     Alignment score: 0.411 → 0.435
It is better to be a poor but wise youth than an old and foolish king who no longer knows how to listen to warnings .
Tsara kokoa ny mahantra fa tanora hendry toy izay mpanjaka antitra adala izay tsy mahafantatra intsony ny fomba ihainoana fampitandremana .
ECC 4:14     Alignment score: 0.352
This is true even if the young man becomes king from prison , or even if he was born poor in his kingdom .
Marina izany na dia lasa mpanjaka aza ny tovolahy iray avy any am - ponja , na dia mbola nateraka
hahantra ao amin ' ny fanjakany aza izy .
ECC 4:15     Alignment score: 0.234 → 0.238
I saw everyone who was alive
and was walking around under the sun , along with a youth who was to rise up to take his place .
Kanefa , izaho dia nahita ny olona rehetra izay velona sy mandeha ambanin ' ny masoandro mandefa ny tenan'izy ireo mankany amin ' ny tovolahy hafa izay nitsangana tahaka ny mpanjaka .
ECC 4:16     Alignment score: 0.366 → 0.394
There is no end to all the people who want to obey the new king , but later many of them will no longer praise him . Surely this also is meaningless like chasing the wind .
Tsy misy fiafarana ho an ' ny olona rehetra izay maniry ny hankatò ny mpanjaka vaovao , fa aoriana kely dia maro amin'izy ireo no tsy hidera azy intsony . Entona tokoa izany toe - javatra izany ary fikasana hanohitra ny rivotra .
ECC 4:17     Alignment score: 0.234 → 0.238
Guard your steps when you go to the house of God . Go near to listen rather than to offer the sacrifice of fools , who do not understand that they are doing what is wrong .
Tandremo ny fitondran - tenanao rehefa mankany an - tranon'Andriamanitra ianao . Mandehana any mba hihaino . Ny mihaino
dia tsara noho ny adala manolotra sorona nefa tsy mahalala fa ratsy ny ataon'izy ireo eo amin ' ny fiainana .
ECC 4     Average alignment score: 0.291 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12