Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 6:1     Alignment score: 0.342 → 0.35
There is an evil that I have seen under the sun , and it weighs heavy on men .
Misy ratsy izay efa hitako teo ambany masoandro , ary mafy ho an ' ny olona izany .


ECC 6:2     Alignment score: 0.168 → 0.193
God gives riches , wealth , and honor to a man so that he lacks nothing that he desires for himself , but then God gives him no ability to enjoy them . Instead , a stranger enjoys them . This is meaningless and a terrible affliction .
Mety hanome fananana
, harena , ary voninahitra amin ' ny olona iray Andriamanitra mba tsy ho ory na inona na inona amin'izay iriany ho an ' ny tenany izy , saingy Andriamanitra tsy hanome fahefana azy mba hankafizana izany . Fa kosa , misy olon - kafa mampiasa ireo zavany . Zava - poana izany , fampahoriana ratsy .
ECC 6:3     Alignment score: 0.302 → 0.322
If a man fathers a hundred children and lives many years , so that the days of his years are many , but if his heart is not satisfied with good and he is not buried , then I say that a baby that is born
dead is better off than he is .
Raha misy lehilahy manana zanaka an - jatony sy miaina taona maro , mba ho maro ny andron'ireo taonany , fa raha tsy afa - po amin ' ny tsara ny fony ary tsy alevina am - boninahitra izy , dia hoy aho hoe ny zaza maty teo am - pahaterahana dia tsara kokoa noho izy .
ECC 6:4     Alignment score: 0.18 → 0.18
Such a baby is born without meaning and passes
away in darkness , and its name is covered in darkness .
Na dia teraka amin ' ny zava - poana aza ny zaza tahaka izany ary maty ao amin ' ny haizina , ary mitoetra ho fanafina ny anarany .
ECC 6:5     Alignment score: 0.299
Although this child does not see the sun or know anything , it has rest even though that man did not .
Na dia tsy mahita ny masoandro aza io zaza io na tsy mahafantatra na inona na inona , dia manana fitsaharana mihoatra noho izany lehilahy izany izy .
ECC 6:6     Alignment score: 0.386 → 0.393
Even if a man should live for two thousand years but does not learn to enjoy good things , he goes to the same place as everyone else .
Na dia tokony hiaina roa arivo taona aza ny olona nefa tsy mianatra mankafy ireo zavatra tsara , dia mandeha any amin ' ny toerana mitovy toy ny olona hafa rehetra izy .
ECC 6:7     Alignment score: 0.214
All a man 's labor is for his mouth , yet his appetite is not satisfied .
Ny asan
' ny olona rehetra dia amin ' ny vavany , nefa tsy mbola afa - po amin ' ny homany .
ECC 6:8     Alignment score: 0.291 → 0.291
Indeed , what advantage has the wise person over the fool ? What advantage does the poor man have even if he knows how to act in front of other people ?
Eny tokoa , inona no tombon
- tsoa ananan ' ny olon - kendry amin ' ny adala ? Inona no tombon - tsoa ananan ' ny mahantra na dia mahafantatra ny fomba fihetsika manoloana ny olona hafa aza izy ?
ECC 6:9     Alignment score: 0.193 → 0.196
What the eye sees is better than what the soul wanders after . This also is meaningless like chasing the wind .
Tsara kokoa ny afa - po amin'izay hitan
' ny maso noho ny maniry izay tadiavin ' ny homana mandehandeha , izay entona sy andrana hanoherana rivotra ihany koa .
ECC 6:10     Alignment score: 0.207 → 0.218
Whatever has existed has already been given its name , and what mankind is like has already been known . So it has become
useless for a man to dispute with the one who is stronger than he is .
Izay rehetra nisy dia efa nomena ny anarany , ary efa fantatra hoe toy ny inona ny olombelona . Noho izany dia lasa tsy misy dikany ny mifamaly amin'izay mpitsara maherin ' ny rehetra .
ECC 6:11     Alignment score: 0.135 → 0.136
The more words there are , the more meaningless they become
. What advantage is that to a man ?
Arakaraky ny habetsaky ny teny voalaza , no hitomboan ' ny zava - poana , koa inona no tombon - tsoan'izany amin ' ny olona ?
ECC 6:12     Alignment score: 0.252 → 0.26
For who knows what is good for a person in life , during the few and meaningless days he passes
through like a shadow ? Who can tell a person what will happen under the sun after he is gone ?
Fa iza no mahafantatra izay tsara ho an ' ny olona eo amin ' ny fiainany mandalo , andro voaisa izay hiainany toy ny aloka ? Iza no afaka milaza amin ' ny olona ny amin'izay ho avy eny ambany masoandro rehefa avy mandalo izy ?
ECC 6     Average alignment score: 0.258 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12