Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 8:1     Alignment score: 0.308 → 0.314
Who is a wise man ? Who knows what the events in life mean ? Wisdom in a man causes his face to shine , and the hardness of his face is changed .
Iza no olon - kendry ? Iza no mahalala ny dikan'ireo zava - miseho eo amin ' ny fiainana ? Ny fahendrena eo amin ' ny olona dia mahatonga ny tavany ho miramirana , ary miova ny hamafin ' ny tavany .


ECC 8:2     Alignment score: 0.327
I advise
you to obey the king 's command because of God 's oath to protect him .
Manoro hevitra anao aho mba hankatò ny didin ' ny mpanjaka nohon ' ny fianianan'Andriamanitra hiaro azy .
ECC 8:3     Alignment score: 0.237 → 0.265
Do not hurry out of his presence , and do not stand in support of something wrong , for the king does whatever he desires .
Aza malaina amin ' ny fanatrehana
azy , ary aza mifikitra amin ' ny fanaovan - dratsy , satria ny mpanjaka manao izay rehetra iriany .
ECC 8:4     Alignment score: 0.268
The king 's word rules , so who will say to him , " What are you doing ? "
Manjaka ny tenin
' ny mpanjaka , ka iza no hiteny aminy hoe : " Inona ity ataonao ? "
ECC 8:5     Alignment score: 0.187 → 0.194
Whoever keeps the king 's commands avoids harm . A wise man 's heart recognizes the proper course and time of action .
Na iza na iza mitandrina ireo didin
' ny mpanjaka dia misoroka hatezerana . Ny fon'olon - kendry dia manaiky ny lalana iombonana sy ny fotoanan ' ny fihetsehana .
ECC 8:6     Alignment score: 0.261 → 0.288
For every matter there is a correct response and a time to respond , because the troubles of man are great .
Misy valiny
marina sy fotoana hamaliana ny zavatra rehetra , satria lehibe ireo olan ' ny olona .
ECC 8:7     Alignment score: 0.254
No one knows what is coming next . Who can tell him what is coming ?
Tsy misy mahalala izay ho avy manaraka . Iza no afaka hilaza aminy izay ho avy ?
ECC 8:8     Alignment score: 0.255
No one has power over the wind to restrain it , and so , no one has power over the day of his death . No one is discharged from the army during a battle , and wickedness will not rescue those
who are its slaves .
Tsy misy mpanapaka amin ' ny fofon'ainy ka hampijanona ny fofon'aina , ary tsy misy manan - kery amin ' ny andron ' ny fahafatesany . Tsy misy afaka amin ' ny tafika mandritry ny ady , ary ny faharatsiana dia tsy hamonjy ireo izay andevon'izany .
ECC 8:9     Alignment score: 0.236 → 0.24
I have realized all this ; I have applied my heart to every kind of work that is done under the sun . There is a time when a person exercises authority over another person to that person 's hurt .
Nahafantatra izany rehetra izany aho ; nampihatra ny foko tamin ' ny asa tsara rehetra izay natao tety
ambany masoandro aho . Misy ny fotoana izay ampahorian ' ny olona ny hafa amin ' ny ratran'izany olona izany .
ECC 8:10     Alignment score: 0.345 → 0.365
So I saw the wicked buried publicly . They were taken from the holy area and buried and were praised by people in the city where they had done their wicked deeds . This also is meaningless .
Ka hitako ny ratsy fanahy nalevina am - pahibemaso . Nalaina tamin ' ny faritra masina izy ireo ka nalevina ary noderain'ireo mponina
tao amin ' ny tanàna izay nanaovan'izy ireo ny asa ratsiny . Izany koa dia tsy misy dikany .
ECC 8:11     Alignment score: 0.331
When a sentence against an evil crime is not executed quickly , it entices the hearts of human beings to do evil .
Raha tsy tanteraka faingana ny didim - pitsarana hanohitra ny heloka bevava ratsy , dia mitaona ireo fon'olombelona hanao ratsy izany .
ECC 8:12     Alignment score: 0.205
Even though a sinner does evil a hundred times and still lives a long time , yet I know that it will be better for those who respect God , for those who stand before him and show him respect .
Na dia manao ratsy in - jato aza ny mpanota ary mbola velona mandritry
ny fotoana maharitra , dia fantatro fa tsara ho an'ireo izay manaja an'Andriamanitra , izay manome voninahitra ny fanatrehany miaraka amin'izy ireo izany .
ECC 8:13     Alignment score: 0.376
But it will not go well for a wicked man ; his life will not be prolonged . His days are like a fleeting shadow because he does not honor God .
Fa tsy ho tsara ho an ' ny olona ratsy fanahy izany ; tsy haharitra ny fiainany
. Ireo androny dia toy ny aloka mihelina satria tsy manome voninahitra an'Andriamanitra izy .
ECC 8:14     Alignment score: 0.22 → 0.218
There is something else meaningless that is done on the earth : there are righteous people who get what the wicked deserve , and there are wicked people who get what the righteous deserve . I said this too is meaningless .
Mbola misy zava - poana hafa zavatra hafa vita tety
ambonin ' ny tany . Ireo zavatra mitranga amin ' ny olo - marina dia tahaka ny fitrangan'ireo amin ' ny olona ratsy fanahy , ary tahaka ny itrangan'ireo zavatra amin ' ny ratsy fanahy no itrangan'izany amin ' ny olo - marina . Hoy aho hoe zava - poana ihany koa izany .
ECC 8:15     Alignment score: 0.314 → 0.33
So I recommend enjoyment , because a man has no better thing under the sun than to eat and drink and to be merry . It is happiness that will accompany him in his labor for all the days of his life that God has given him under the sun .
Koa mitaky ny hafaliana
aho , satria tsy misy zavatra tsara azon ' ny olona eny ambany masoandro noho ny mihinana sy misotro ary mifaly . Dia ny hafaliana no hanaraka azy any amin ' ny asany amin ' ny androm - piainany rehetra izay nomen'Andriamanitra azy ambany masoandro .
ECC 8:16     Alignment score: 0.283
When I applied my heart to know wisdom and to understand the work that is done on the earth , work often done without sleep for the eyes at night or in the day ,
Raha nanefy ny foko hahalala ny fahendrena aho sy hahafantatra ny asa izay atao eto ambonin ' ny tany , dia vita tsy amin - torimaso amin ' ny alina na amin ' ny atoandro matetika ny asa ,
ECC 8:17     Alignment score: 0.271 → 0.282
then I considered all of God 's deeds , and that man can not understand the work that is done under the sun . No matter how much a man labors to find the answers , he will not find them . Even though a wise man might believe he knows , he really does not .
dia nandinika ireo asan'Andriamanitra rehetra aho , ary ny olona dia tsy afaka ny hahatakatra ny asa izay vita teto ambanin ' ny masoandro . Na ahoana na ahoana ny hamaroan ' ny asan
' ny olona mba hahita ireo valiny , dia tsy hahita izany izy ireo . Na izany aza ny olon - kendry dia mety hino fa mahalala izy , nefa tsy dia tena mahalala akory .
ECC 8     Average alignment score: 0.28 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12