Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:20
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12 


ECC 2:1     Alignment score: 0.313 → 0.314
I said in my heart , " Come
now , I will test you with happiness . So enjoy pleasure . " But look , this also is meaningless .
Hoy aho anakampo hoe : " Manatòna izao , hitsapa anao amin ' ny hafaliana aho . Ka tiava fahafinaretana . "


ECC 2:2     Alignment score: 0.24 → 0.246
I said about laughter , " It is crazy , " and about pleasure , " What use is it ? "
Fa indro , tsio - drivotra mandalo ihany izany . Hoy aho tamin ' ny fihomehezana hoe : " Fahadalana izany , " ary tamin ' ny fahafinaretana hoe : " Inona no ilàna izany ? "
ECC 2:3     Alignment score: 0.287 → 0.304
I explored in my heart how to gratify myself with wine . I let my mind guide me with wisdom although I was still holding on to folly . I wanted to find out what is good for the children of mankind to do under heaven during the days of their lives .
Nizaha ny tao am - poko aho hoe ahoana no hahitako fahafinaretana amin ' ny divay . Avelako tarihin ' ny saiko amin ' ny fahendrena aho na dia mbola voatazona tamin ' ny hadalana ihany aza aho . Te hahita izay tsara ho an ' ny olona
mba hatao ety ambanin ' ny lanitra aho mandritr'ireo andro hiainany .
ECC 2:4     Alignment score: 0.331 → 0.331
I accomplished great things . I built for myself houses and planted for myself vineyards
.
Nanatanteraka zavatra lehibe aho . Nanangana trano ho ahy aho ary namboly teo amin'ireo tanim - boaloboka .
ECC 2:5     Alignment score: 0.292 → 0.293
I built for myself gardens and parks , and I planted all kinds of fruit trees in them .
Nanangana zaridaina sy saha ho an ' ny tenako aho ; namboly ireo karazan
- kazo rehetra fihinam - boa teo amin'izany aho .
ECC 2:6     Alignment score: 0.259
I created pools of water to water a forest where trees were grown .
Namorona farihin - drano mba hamatsiana rano ireo ala izay nitomboan'ireo hazo aho .
ECC 2:7     Alignment score: 0.34 → 0.344
I purchased male slaves and female slaves ; I had slaves born in my palace . I also had large herds and flocks of livestock , much more than any king who ruled before me in Jerusalem .
Novidiko
ireo andevo lahy sy ireo andevo vavy ; nanana andevo teraka tao an - dapako aho . Nanana omby maro sy ondry aman'osy ho biby fiompy ihany koa aho , betsaka mihoatra noho ny an'ireo mpanjaka izay nanapaka teo alohako tao Jerosalema .
ECC 2:8     Alignment score: 0.35 → 0.358
I also accumulated for myself silver and gold , the treasures
of kings and provinces . I got singers , both male and female , and many concubines , the delight of the children of men .
Nanangona volafotsy sy volamena , ny haren'ireo mpanjaka sy ireo faritany ho an ' ny tenako ihany koa aho . Nanana mpihira lahy sy vavy ho an ' ny tenako manokana aho ireo fahafinaretan ' ny zanak'olombelona ary vaditsindrano maro .
ECC 2:9     Alignment score: 0.387 → 0.387
So I became
greater and wealthier than all who were before me in Jerusalem , and my wisdom remained with me .
Dia lasa lehibe sy mpanakarena mihoatra noho ireo rehetra izay teo alohako tao Jerosalema aho , ary ny fahendreko nitoetra tamiko .
ECC 2:10     Alignment score: 0.333 → 0.338
Whatever my eyes desired , I did not withhold from them . I did not withhold my heart from any pleasure , because my heart rejoiced in all my labor and pleasure was my reward for all my labor .
Na inona na inona nirian ' ny masoko , dia tsy nohazoniko tamin'izy ireo . Tsy nihazona ny foko tamin ' ny fahafinaretana rehetra ny aho , satria ny foko dia nifaly tamin ' ny asako rehetra ary ny fahafinaretana no valisoako tamin ' ny asako rehetra .
ECC 2:11     Alignment score: 0.341 → 0.345
Then I looked on all the deeds that my hands had accomplished , and on the labor that I had done , but again , everything was meaningless like chasing the wind . There was no profit under the sun in it .
Dia nijery ireo asa rehetra vitan ' ny tanako aho , sy ireo fisasarana izay nataoko , fa ny zava - drehetra dia entona sy fikasana hanohitra ny rivotra indray . Tsy nisy tombon
- tsoa tamin'izany tety ambanin ' ny masoandro .
ECC 2:12     Alignment score: 0.311 → 0.322
Then I turned to consider wisdom , and also madness and folly . For what more can the man who becomes the next king do than what the king has already done ?
Avy eo dia nitodika aho mba hihevitra ny fahendrena , ary koa ny fahaverezan - tsaina
sy ny fahadalana . Fa inona no azon ' ny mpanjaka ho avy handimby ny mpanjaka atao , izay tsy mbola tanteraka ?
ECC 2:13     Alignment score: 0.27 → 0.289
Then I began to understand that wisdom has advantages over folly , just as light is more profitable than darkness .
Dia nanomboka nihanazava ny saiko fa ny fahendrena dia ahazoana tombony kokoa noho ny fahadalana , tahaka ny fahazavana
tsara kokoa noho ny aizina .
ECC 2:14     Alignment score: 0.275 → 0.284
The wise man uses his eyes in his head to see where he is going , but the fool walks in darkness , although I know the same event happens to all of them .
Ny olon - kendry dia mampiasa ny masony eo amin ' ny lohany mba hijerena ny lalan
- kalehany , fa ny adala dia mandeha amin ' ny maizina , na dia fantatro aza fa lahatra mitovy ihany no ho an ' ny olon - drehetra .
ECC 2:15     Alignment score: 0.307 → 0.322
Then I said in my heart , " What happens to the fool , will also happen to me . So what difference does it make if I am very wise ? " I concluded in my heart , " This too is meaningless . "
Dia hoy aho tao am - poko hoe : " Izay manjo ny adala , dia hanjo ahy ihany koa . Koa inona no maha
- samihafa izany raha ho tena hendry aho ? " Dia nofeheziko tao am - poko hoe : " Ity koa dia entona fotsiny ihany . "
ECC 2:16     Alignment score: 0.329 → 0.343
For the wise man , like the fool , is not remembered for very long . In the days to come
everything will have been long forgotten . The wise man dies just like the fool dies .
Fa ny olon - kendry , tahaka ny adala , dia tsy ho tsaroina ela akory . Ho avy ny andro izay hanadinoina ny zava - drehetra . Ny olon - kendry dia maty tahaka ny mahafaty ny adala .
ECC 2:17     Alignment score: 0.422
So I detested life because all the work done under the sun was evil to me . This was because everything is meaningless like chasing the wind .
Ka dia nankahala ny fiainana aho satria ireo asa rehetra izay vita teo ambany masoandro dia ratsy tamiko . Izany dia satria ny zava - drehetra dia entona sy fikasana hanohitra ny rivotra .
ECC 2:18     Alignment score: 0.246 → 0.261
I hated all my toil for which I had toiled under the sun because I must leave it behind to the man who comes after me .
Halako avokoa ireo fisasarako rehetra izay niasako teny
ambany masoandro satria dia tsy maintsy mamela ireny any aoriana ho an'izay lehilahy ho avy manaraka ahy aho .
ECC 2:19     Alignment score: 0.283 → 0.322
For who knows whether he will be a wise man or a fool ? Yet he will be master over everything under the sun that my labor and wisdom have built . This also is meaningless .
Fa iza no mahalala na ho olo - kendry izy na ho adala ? Nefa izy dia ho tompo eran ' ny zava - drehetra ambany masoandro izay natsangan ' ny fisasarako sy ny fahendreko . Entona ihany koa izany .
ECC 2:20     Alignment score: 0.383
So I began to give
my heart to despair over all the labor that I had done under the sun .
Noho izany dia nanomboka namoy fo tamin'ireo asa rehetra izay nataoko teo ambany masoandro aho .
ECC 2:21     Alignment score: 0.313 → 0.321
For there might be someone who labors with wisdom , knowledge , and skill , but he will leave everything he has to a man who has not made any of it . This also is meaningless a great injustice .
Fa mety misy ny olona izay misasatra amin ' ny fahendrena , amin ' ny fahalalana , ary amin ' ny fahaiza - manao , fa havelany ho an ' ny lehilahy izay tsy nanao na iray tamin'ireo aza ny zava - drehetra hananany . Izany koa dia entona sy loza lehibe .
ECC 2:22     Alignment score: 0.254 → 0.254
What profit does a man gain from all the work and from the striving of heart that he labors at under the sun ?
Fa inona no tombon
- tsoa azon ' ny olona izay miasa mafy sy miezaka manao amin ' ny fony ireo asany eo ambany masoandro ?
ECC 2:23     Alignment score: 0.316 → 0.316
Every day his work is painful and stressful , so at night his soul does not find rest . This also is meaningless .
Isan'andro dia maharary sady mampiady saina ny asany
, ka dia tsy mahita fitsaharana ny fanahiny amin ' ny alina . Izany koa dia entona .
ECC 2:24     Alignment score: 0.181 → 0.208
There is nothing better for a person than to simply eat and drink and find
enjoyment in his labor . I saw that this truth comes from the hand of God .
Tsy misy zavatra tsara amin ' ny olona mihoatran ' ny hoe mihinana sy misotro fotsiny ary afa - po amin'izay tsara amin ' ny asany . Dia nahita aho fa avy amin ' ny tanan'Andriamanitra izany marina izany .
ECC 2:25     Alignment score: 0.316 → 0.319
For who can eat or who can have any kind of pleasure apart from God ?
Fa iza no afaka hihinana na iza no afaka hanana fahafinaretana isan - karazany
ankoatry ny avy amin'Andriamanitra ?
ECC 2:26     Alignment score: 0.345 → 0.355
For to a person who pleases him , God gives wisdom and knowledge and joy . However , to the sinner he gives the work of gathering and storing up so that he may give it away to someone who pleases God . This also is meaningless like chasing the wind .
Fa izay mahafaly Azy , dia homen'Andriamanitra fahendrena sy fahalalana ary fifaliana . Kanefa , ny mpanota dia omeny
ny asa fanangonana sy fitehirizana mba hahafahany manome izany ho an ' ny olona izay mahafaly an'Andriamanitra . Izany koa dia anisan ' ny entona sy fikasana hanohitra ny rivotra .
ECC 2     Average alignment score: 0.321 for 26 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ECC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12