Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 7:1     Alignment score: 0.617 → 0.618
When King Darius had been ruler for four years , on the fourth day of Kislev ( which was the ninth month ) , the word of Yahweh came to Zechariah .
Tamin'i Dariosa
mpanjaka no mpanapaka nandritry ny efa - taona , tamin ' ny andro fahefatra nanjakan'i Kisleva ( izay volana fahasivy ) , dia tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Yaveh .


ZEC 7:2     Alignment score: 0.369 → 0.556
The people of Bethel had sent Sharezer and Regem - Melek and their men to beg before the face of Yahweh .
Nandefa an'i Serezera sy Regema - meleka ary ireo olony
ny vahoakan'i Betela mba hiangavy anoloan ' ny tavan'i Yaveh .
ZEC 7:3     Alignment score: 0.495 → 0.495
They spoke to the priests who were at the house of Yahweh of hosts and to the prophets ; they said , " Should I mourn in the fifth month by means of a fast , as I have done these many years ? "
Niresaka tamin'ireo mpisorona izay tao an - tranon'i Yaveh tompon ' ny maro sy tamin'ireo mpaminany izy ireo ; hoy izy ireo hoe : " Tokony hisaona amin ' ny alalan ' ny fifadian - kanina ve aho amin ' ny volana fahadimy , tahaka izay efa nataoko taona maro ireny ? "
ZEC 7:4     Alignment score: 0.512 → 0.514
So the word of Yahweh of hosts came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon ' ny maro , nanao hoe :
ZEC 7:5     Alignment score: 0.449
" Speak to all the people of the land and to the priests and say , ' When you fasted and mourned in the fifth and in the seventh month for these
seventy years , were you truly fasting for me ?
" Mitenena amin ' ny mponin ' ny tany rehetra sy amin'ireo mpisorona ka ataovy hoe : ' Raha nifady hanina sy nisaona tamin ' ny volana fahadimy sy fahafito ianareo nandritr'izay fito taona izay , moa ve nifady hanina ho Ahy marina ianareo ?
ZEC 7:6     Alignment score: 0.306
When you ate and drank
, did you not eat and drink for yourselves ?
Raha nihinana sy nisotro ianareo , moa ve tsy nisotro sy nihinana ho an ' ny tenanareo ianareo ?
ZEC 7:7     Alignment score: 0.318 → 0.331
Were these
not the same words that Yahweh proclaimed by the hand of the former prophets , when Jerusalem and the surrounding cities were inhabited and prosperous , and the Negev and the lowlands to the west were inhabited ? ' "
Moa ve tsy ireo teny ireo ihany no nambaran'i Yaveh tamin ' ny vavan'ireo mpaminany taloha , raha mbola nonina tao Jerosalema sy ireo tanàna nanodidina tamin ' ny fanambinana ary nitoetra tao Negeva , sy ireo lemaka amoron - tsiraka any andrefana ianareo ? " '
ZEC 7:8     Alignment score: 0.539 → 0.539
The word of Yahweh came to Zechariah , saying ,
Tonga tamin'i Zakaria ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
ZEC 7:9     Alignment score: 0.481 → 0.481
" Yahweh of hosts says this , ' Judge with true justice , covenant faithfulness , and mercy . Let each man do this for his brother .
" Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : ' Mitsarà amin ' ny fitsarana marina , fanekena mahatoky , ary famindram - po . Aoka ny olona tsirairay hanao izany amin ' ny rahalahiny .
ZEC 7:10     Alignment score: 0.4
About the widow and orphan , the foreigner , and the poor person do not oppress them , and let none of you plot any harm against another in your heart . '
Ny amin ' ny mpitondratena sy kamboty , ny vahiny , ary ny olona mahantra aza mampahory azy ireo , ary aoka tsy hisy aminareo hitetika hanisy ratsy ny hafa ao am - ponareo . '
ZEC 7:11     Alignment score: 0.25 → 0.25
But they refused to pay attention and set their shoulders stubbornly . They stopped up their ears so they would not hear .
Nefa nandà ny hihaino izy ireo ary nanamafy ny sorok'izy ireo . Nanakatona ny sofiny izy ireo mba tsy handre .
ZEC 7:12     Alignment score: 0.385 → 0.387
They made their hearts as hard as rock so they would not hear the law or the words of Yahweh of hosts . He had sent these
messages to the people by his Spirit in earlier times , by the mouth of the prophets . But the people refused to listen , so Yahweh of hosts was very angry with them .
Nanamafy ny fony tahaka ny vato izy ireo mba tsy handre ny lalàna na ireo tenin'i Yaveh tompon ' ny maro . Nandefa ireo hafatra ireo ho an ' ny vahoaka tamin ' ny alalan ' ny Fanahiny tamin ' ny fotoana taloha , tamin ' ny alalan ' ny vavan'ireo mpaminany Izy . Nefa nandà ny hihaino ny vahoaka , ka tezitra mafy tamin'izy ireo Yaveh tompon ' ny maro .
ZEC 7:13     Alignment score: 0.479 → 0.478
It happened that when he called , they did not listen . In the same way , " said Yahweh of hosts , " they will call out to me , but I will not listen .
Ary rehefa niantso Izy , dia tsy nihaino izy ireo . Tahaka izany ihany , " hoy Yaveh tompon ' ny maro , " no hiantsoan'izy ireo mafy Ahy , fa tsy hihaino Aho .
ZEC 7:14     Alignment score: 0.347 → 0.347
For I will scatter them with a whirlwind to all the nations that they have not known , and the land will be desolate after them . For no one will pass through the land or return to it since the people have made their delightful land into a wasteland . "
Fa haeliko amin ' ny tadio any amin'ireo firenena rehetra izay tsy mbola hitany
izy ireo , ary ho lao manaraka azy ireo ny tany . Fa tsy misy olona handalo amin ' ny tany na hiverina ao amin'izany satria efa namadika ny tanin'izy ireo mahafinaritra ho tany ngazana ny vahoaka . "
ZEC 7     Average alignment score: 0.431 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14