Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 5:1     Alignment score: 0.534
Then I turned and lifted my eyes , and I saw , behold , a flying scroll !
Dia nitodika aho ka nampiandrandra ny masoko , ka nahita , indro , horonan - taratasy manidina !


ZEC 5:2     Alignment score: 0.482 → 0.48
The angel said to me , " What do you see ? " I answered , " I see a flying scroll , twenty cubits long and ten cubits wide . "
Hoy ilay anjely tamiko hoe : " Inona no hitanao ? " Dia namaly aho hoe : " Horonan - taratasy manidina no itako , roapolo hakiho ny halavany ary folo hakiho ny sakany . "
ZEC 5:3     Alignment score: 0.247 → 0.247
Then he said to me , " This is the curse that goes out over the surface of the whole land . For every thief will be cut off according to what it says on the one side , and everyone who swears a false oath will be cut off according to what it says on the other side .
Dia hoy izy tamiko hoe : " Ity no ozona izay mivoaka manerana izao tontolo izao , fa ny mpangalatra rehetra dia ho fongorina manomboka izao izay mifototra amin'izay lazainy
amin ' ny andaniny , ary izay rehetra milaza fianianana diso dia ho fongorina izay mifototra amin'izay lazainy amin ' ny ankilany , araka ny tenin'izy ireo .
ZEC 5:4     Alignment score: 0.366 → 0.374
" I will send
it out this is the declaration of Yahweh of hosts so it will enter into the house of the thief and into the house of the one that swears falsely by my name . It will remain in his house and consume its timber and stones . "
" Ho havoakako izany izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro koa hiditra ao an - tranon ' ny mpangalatra sy ao amin ' ny tranon'izay mianiana diso amin ' ny anarako izany . Hitoetra ao an - tranony izany ary hanimba ny hazony sy ireo vatony . "
ZEC 5:5     Alignment score: 0.254
Then the angel who was speaking with me went out and said to me , " Raise your eyes and see what is coming ! "
Dia nivoaka ilay anjely izay niresaka tamiko ary niteny tamiko hoe : " Asandrato ny masonao
ka jereo izay tonga eo "
ZEC 5:6     Alignment score: 0.34 → 0.387
I said , " What is it ? " He said , " This is a basket containing an ephah that is coming . This is their iniquity in the whole land . "
Dia hoy aho hoe : " Inona iny ? " Dia hoy izy hoe : " Harona misy efaha iny tonga iny . Ity no helok'izy ireo amin ' ny tany manontolo . "
ZEC 5:7     Alignment score: 0.429
Then a lead covering was lifted off the basket and there was a woman under it sitting in it !
Dia nalàna tamin ' ny harona ny firaka fandrakofana ary nisy vehivavy tao ambanin'izany izay nipetraka tao !
ZEC 5:8     Alignment score: 0.345 → 0.378
The angel said , " This is Wickedness ! " He threw her back inside the basket , and he threw the lead cover over its opening .
Dia niteny ilay anjely hoe : " Faharatsiana ity ! " Natsipiny tao anaty harona indray izy , ary natsipiny teo amin ' ny fisokafany
ilay firaka fandrakofana .
ZEC 5:9     Alignment score: 0.427 → 0.442
I lifted my eyes and saw two women
coming toward me , and wind was in their wings for they had wings like a stork 's wings . They lifted up the basket between earth and heaven .
Nampiandrandra ny masoko aho ary nahita vehivavy roa manatona ahy , ary ny rivotra dia teny amin ' ny elatr'izy ireo fa nanana elatra tahaka ny elatry ny vano izy ireo . Nampisandratra ny harona teo anelanelan ' ny tany sy ny lanitra izy ireo .
ZEC 5:10     Alignment score: 0.321 → 0.344
So I said to the angel who was talking to me , " Where are they taking the basket ? "
Ka niteny tamin'ilay anjely izay niresaka tamiko aho hoe : " Ho entin'izy ireo mankaiza ny harona ? "
ZEC 5:11     Alignment score: 0.474 → 0.486
He said to me , " To build
a temple in the land of Shinar for it , so that when the temple is ready , the basket will be set there on its prepared base . "
Dia hoy izy tamiko hoe : " Hanamboarana tempoly any amin ' ny tanin'i Sinara ho an'izany , ka rehefa vonona ny tempoly , dia hampitoerina any eo amin ' ny fototra voahomana ho azy ilay harona . "
ZEC 5     Average alignment score: 0.386 for 11 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14