Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 12:1     Alignment score: 0.351 → 0.392
This is a declaration of Yahweh 's word concerning Israel a declaration of Yahweh , who stretched out the skies and laid the foundation of the earth , who fashions the spirit of mankind within man ,
Ity dia fanambarana
ny tenin'i Yaveh mahakasika an'Israely fanambaran'i Yaveh , izay nanandratra ireo habakabaka sy nametraka ny fototry ny tany , izay mamolavola ny fanahin'olombelona ao anatin ' ny olona hoe :


ZEC 12:2     Alignment score: 0.477 → 0.478
" See , I am about to make Jerusalem into a cup causing all the peoples surrounding her to stagger about . It will also be like that for Judah during the siege against Jerusalem .
" Indro , eo an - dalam - panaovana an'i Jerosalema anaty kapoaka Aho hahatonga ireo vahoaka rehetra manodidina azy hivembena . Dia ho tahaka izany ihany koa ny an'i Joda mandritry
ny fahirano an'i Jerosalema .
ZEC 12:3     Alignment score: 0.329
On that day , I will make Jerusalem a burdensome stone for all the peoples . Anyone trying to carry that stone will hurt himself very much , and all the nations of the earth will gather against that city .
Amin'izany andro izany , hataoko ho vato mavesatra ho an ' ny olon
- drehetra i Jerosalema . Izay manandrana ny hanainga izany vato izany dia handratra mafy ny tenany , ka hitambatra hanohitra izany tanàna izany ireo firenen ' ny tany rehetra .
ZEC 12:4     Alignment score: 0.383 → 0.398
On that day this is Yahweh 's declaration I will strike every horse with confusion and its rider with madness . Over the house of Judah I will open my eyes , but every horse of the peoples I will strike with blindness .
Amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh hamely ny soavaly tsirairay amin ' ny horohoro Aho ary ny mpitaingina azy amin ' ny fahaverezan - tsaina . Hijery am - pankasitrahana ny taranak'i Joda Aho ary hamely ny soavalin'ireo tafika amin ' ny fahajambana .
ZEC 12:5     Alignment score: 0.467 → 0.485
Then the chiefs of Judah will say in their hearts , ' The inhabitants of Jerusalem are our strength because of Yahweh of hosts , their God . '
Avy eo ireo mpitarik'i
Joda hiteny anakampo hoe : ' Ireo mponin'i Jerosalema no tanjatsika noho i Yaveh tompon ' ny maro , Andriamanitr'izy ireo . '
ZEC 12:6     Alignment score: 0.325 → 0.326
On that day I will make the chiefs of Judah like firepots among wood and like a flaming torch among standing grain , for they will consume all the surrounding peoples on their right and on their left . Jerusalem will again live in her own place .
Amin'izany andro izany dia hataoko tahaka ny fatana mirehitra eny amin ' ny hazo ary tahaka ny fanilo eny amin ' ny amboara ireo mpitarika ny Jod , fa izy ireo no handevona ireo firenena rehetra manodidina eo ankavanany
sy eo ankaviany . Hitoetra eo amin ' ny toerany indray i Jerosalema . "
ZEC 12:7     Alignment score: 0.428
Yahweh will save the tents of Judah first , so that the honor of the house of David and the honor of those who live in Jerusalem may not be greater than the rest of Judah .
Hamonjy ireo lain'i
Joda i Yaveh , mba tsy ho lehibe noho ny sisa tavela amin'i Joda ny voninahitry ny taranak'i Davida sy ny voninahitr'ireo izay monina ao Jerosalema .
ZEC 12:8     Alignment score: 0.52
On that day Yahweh will be the defender of the inhabitants of Jerusalem , and on that day those
who are weak among them will be like David , while the house of David will be like God , like the angel of Yahweh in front of them .
Amin'izany andro izany dia ho mpiaro ireo mponin'i Jerosalema i Yaveh , ary amin'izany andro izany ireo izay ketraka amin'izy ireo dia ho tahaka an'i Davida , ary ny taranak'i Davida dia ho tahaka an'Andriamanitra , tahaka ny anjelin'i Yaveh eo anoloan'izy ireo .
ZEC 12:9     Alignment score: 0.548 → 0.549
" On that day I will begin to destroy all the nations that come
against Jerusalem .
" Amin'izany andro izany dia hanomboka handringana ireo firenena rehetra izay tonga hanohitra an'i Jerosalema Aho .
ZEC 12:10     Alignment score: 0.315 → 0.317
" But I will pour out a spirit of compassion and pleading on the house of David and the inhabitants of Jerusalem , so they will look on me , the one they have pierced . They will mourn for me , as one mourns for an only son ; they will bitterly lament for him like those who lament the death of a firstborn son .
Nefa handraraka ny fanahin ' ny fangoraham - po sy fitarainana amin ' ny taranak'i Davida sy ireo mponin'i
Jerosalema Aho , mba hitodihan'izy ireo Amiko , ilay Iray izay nolefonin'izy ireo . Hisaona nohon ' ny Amiko , tahaka ny olona misaona nohon ' ny amin ' ny zanany lahy tokana izy ireo ; hisaona ho Azy tahaka ireo izay misaona nohon ' ny fahafatesan ' ny voalohan - janaka izy ireo .
ZEC 12:11     Alignment score: 0.396
On that day the wailing in Jerusalem will be like the wailing at Hadad Rimmon in the plain of Megiddo .
Amin'izany andro izany ny fisaonana ao Jerosalema dia ho tahaka ny fisaonana tao Hadadrimona eo amin ' ny lemak'i
Megido .
ZEC 12:12     Alignment score: 0.48
The land will mourn , each clan separate from other clans . The clan of the house of David will be separate and their wives will be separate from the men . The clan of the house of Nathan will be separate and their wives will be separate from the men .
Hisaona ny tany , ny fianakaviambe tsirairay hitokana amin'ireo fianakaviambe hafa . Ny fianakaviamben ' ny taranak'i Davida hitokana ary ireo vadin'izy ireo hitokana amin'ireo lehilahy . Ny fianakaviamben ' ny taranak'i Natana hitokana ary ireo vadin'izy ireo hitokana amin'ireo lehilahy .
ZEC 12:13     Alignment score: 0.516
The clan of the house of Levi will be separate and their wives will be separate from the men . The clan of the Shimeites will be separate and their wives will be separate from the men .
Ny fianakaviamben ' ny taranak'i Levy hitokana ary ireo vadin'izy ireo hitokana amin'ireo lehilahy . Ny fianakaviamben'ireo Simeita hitokana ary ny vadin'izy ireo hitokana amin'ireo lehilahy .
ZEC 12:14     Alignment score: 0.25
Every clan of the remaining clans each clan will be separate and the wives will be separate from the men . "
Ny fianakaviambe tsirairay amin'ireo fianakaviambe tafajanona ny fianakaviana
tsirairay dia samy hitsitokatokana ary ny vadin'izy ireo hitokana amin'ireo lehilahy . "
ZEC 12     Average alignment score: 0.408 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14