Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 2:1     Alignment score: 0.508
Then I lifted up my eyes and saw four horns !
Dia nanandratra ny masoko aho ary nahita tandroka efatra !


ZEC 2:2     Alignment score: 0.499
I spoke to the angel who talked with me , " What are these
? " He answered me , " These are the horns that have scattered Judah , Israel , and Jerusalem . "
Niresaka tamin'ilay anjely izay niresaka tamiko aho hoe : " Inona ireo ? " Namaly ahy izy hoe : " Ireo no tandroka izay efa nanaparitaka an'i Joda , Israely , ary Jerosalema . "
ZEC 2:3     Alignment score: 0.39 → 0.564
Then Yahweh showed me four craftsmen .
Avy eo dia nampiseho mpanao asa tanana efatra tamiko i Yaveh .
ZEC 2:4     Alignment score: 0.362
I said , " What are these
people coming to do ? " He answered , and said , " These are the horns that scattered Judah so that no man would lift up his head . But the blacksmiths have come to terrify them , to cast down the horns of the nations that lifted up a horn against the land of Judah to scatter her . "
Hoy aho hoe : " Inona no anton - dian'ireo olona ireo ? " Namaly Izy , ary niteny hoe : " Ireo no tandroka izay nanaparitaka an'i Joda mba tsy hisy olona afaka hanandratra ny lohany . Fa ireo olona ireo dia tonga mba handroaka azy ireo , mba handrava ireo tandrok'ireo firenena izay nanandratra tandroka manohitra ny tanin'i Joda mba hanaparitaka azy . "
ZEC 2:5     Alignment score: 0.316 → 0.319
Next I lifted up my eyes and saw a man with a measuring line in his hand .
Manaraka izany dia nanandratra ny masoko aho ary nahita lehilahy niaraka tamin ' ny tady fandrefesana teny
an - tanany .
ZEC 2:6     Alignment score: 0.447 → 0.472
I said , " Where are you going ? " So he said to me , " To measure Jerusalem , to determine its width and length . "
Hoy aho hoe : " Andeha ho aiza ianao ? " Dia hoy izy tamiko hoe : " Handrefy an'i Jerosalema , hamaritra ny sakany sy ny halavany . "
ZEC 2:7     Alignment score: 0.375
Then the angel who had talked with me went away and another angel went out to meet him .
Dia lasa ilay anjely izay niresaka tamiko ary nisy anjely iray hafa nivoaka mba hitsena azy .
ZEC 2:8     Alignment score: 0.398 → 0.397
The second angel said to him , " Run and speak to that young man ; say , ' Jerusalem will sit in the open country because of the multitudes of men and livestock within her .
Hoy ilay anjely faharoa taminy hoe : " Mihazakazaha ary miresaha amin'iny tovolahy iny ; lazao hoe : ' Hipetraka eo amin ' ny tanàna misokatra i Jerosalema nohon ' ny hamaroan ' ny olona sy ireo biby ao aminy .
ZEC 2:9     Alignment score: 0.483
For I this is Yahweh 's declaration will become for her a wall of fire around her , and I will be the glory in her midst .
Fa Izaho izany no fanambaran'i Yaveh dia ho tonga manda afo manodidina azy , ary ho voninahitra eo afovoany
Aho .
ZEC 2:10     Alignment score: 0.461 → 0.464
Up ! Up ! Flee from the land of the north this is Yahweh 's declaration for I have scattered you like the four winds of the skies ! This is Yahweh 's declaration .
Haingana ! Haingana ! Mitsoaha avy any amin ' ny tany avaratra izany no fanambaran'i Yaveh fa Izaho efa nampiely anareo toy ny rivotra efatry
ny lanitra ! Izany no fanambaran'i Yaveh .
ZEC 2:11     Alignment score: 0.445
Up ! Escape to Zion , you who live with the daughter of Babylon ! ' "
Eh ! Mandosira mankany Ziona , ianareo izay mipetraka miaraka amin ' ny zanaka vavin'i Babylona ! " '
ZEC 2:12     Alignment score: 0.454 → 0.459
For after Yahweh of hosts honored me and sent me against the nations that plundered you for whoever touches you , touches the apple of God 's eye ! after Yahweh did this , he said ,
Fa taorian ' ny nanomezan'i Yaveh tompon ' ny maro voninahitra ahy sy nandefasany ahy hanohitra ireo firenena izay nandroba anareo fa na iza na iza mikasika anareo , dia mikasika ny anakandriamason ' Andriamanitra ! rehefa avy nanao izany Yaveh , dia hoy Izy hoe :
ZEC 2:13     Alignment score: 0.397 → 0.396
" I myself will shake my hand over them , and they will be plunder for their slaves . " Then you will know that Yahweh of hosts has sent me .
" Izaho mihitsy no haninjitra ny tanako amin'izy ireo , ary dia ho babo ho an'ireo andevony
izy ireo . " Dia ho fantatrareo fa i Yaveh tompon ' ny maro no naniraka ahy .
ZEC 2:14     Alignment score: 0.476 → 0.482
" Sing for joy and be glad , daughter of Zion , for I myself am about to come
and dwell among you ! this is Yahweh 's declaration . "
" Mihirà ho amin ' ny fifaliana , ry zanaka vavin'i Ziona , fa Izaho mihitsy no ho tonga sy hitoby eo aminareo ! izany no fanambaran'i Yaveh . "
ZEC 2:15     Alignment score: 0.376 → 0.377
Then great nations will join themselves to Yahweh in that day . He says , " Then you will become my people ; for I will dwell in the midst of you , " and you will know that Yahweh of hosts has sent me to you .
Avy eo ireo firenen
- dehibe hiaraka amin'i Yaveh amin'izany andro izany . Hoy izy hoe : " Ary dia ho tonga vahoakako ianareo ; fa hitoby eo afovoanareo Aho , " ary ho fantatrareo fa Yaveh tompon ' ny maro no naniraka ahy ho eo aminareo .
ZEC 2:16     Alignment score: 0.464
For Yahweh will inherit Judah as his rightful possession
in the holy land and will once again choose Jerusalem for himself .
Fa Yaveh hampandova an'i Joda toy ny fananany ara - drariny any amin ' ny tany masina ary hifidy indray an'i Jerosalema ho azy .
ZEC 2:17     Alignment score: 0.44
Be silent , all flesh , before Yahweh , for he has been roused from out of his holy place !
Aza miteny , eo anatrehan'i Yaveh , ry nofo rehetra , fa nitsangana avy tao amin ' ny toerany
masina Izy !
ZEC 2     Average alignment score: 0.432 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14