Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 4:1     Alignment score: 0.281
Then the angel who was talking with me turned and roused me like a man roused from his sleep .
Avy eo nitodika ary nanaitra ahy toy ny olona
tairina amin ' ny torimasony ilay anjely izay niresaka tamiko .


ZEC 4:2     Alignment score: 0.359 → 0.361
He said to me , " What do you see ? " I said , " I see a lampstand made entirely of gold , with a bowl on its top . It has seven lamps on it and seven lamp wicks at the top of each lamp .
Hoy izy tamiko hoe : " Inona no hitanao ? " Dia hoy aho hoe : " Mahita fanaovan - jiro vita amin ' ny volamena tanteraka aho , miaraka amin ' ny fitoeran - diloilo eo an - tampony . Misy lela fanaovan
- jiro fito eo amin'izany ary misy fantsona fito eo an - tampon ' ny lahin - jiro tsirairay .
ZEC 4:3     Alignment score: 0.358 → 0.358
Two olive trees are by it , one on the right side of the bowl and the other on the left side . "
Misy hazon'oliva roa eo anilan'izany , iray eo amin ' ny ilany amin ' ny tanan
- kavanan ' ny fitoeran - diloilo ary ilay hafa eo amin ' ny ilany an - kavia . "
ZEC 4:4     Alignment score: 0.477
So I spoke again to the angel who was talking with me . I said , " What do these
things mean , my master ? "
Noho izany dia niresaka tamin'ilay anjely izay niresaka tamiko indray aho . Hoy aho hoe : " Inona no dikan'ireo zavatra ireo , ry tompoko ? "
ZEC 4:5     Alignment score: 0.469 → 0.471
The angel who was talking with me answered and said to me , " Do you not know what these
things mean ? " I said , " No , my master . "
Namaly ahy ilay anjely izay niresaka tamiko ary nanao tamiko hoe : " Tsy fantatrao ve ny dikan'ireo zavatra ireo ? " Dia hoy aho hoe : " Tsia , ry tompoko . "
ZEC 4:6     Alignment score: 0.467 → 0.47
So he said to me , " This is the word of Yahweh to Zerubbabel : Not by might nor by power , but by my Spirit , says Yahweh of hosts .
Noho izany dia hoy izy tamiko hoe : " Izao no tenin'i Yaveh tamin'i Zerobabela : Tsy amin - kery na amin ' ny tanjaka , fa amin ' ny Fanahiko , hoy Yaveh tompon ' ny maro .
ZEC 4:7     Alignment score: 0.425 → 0.442
What are you , great mountain
? Before Zerubbabel you will become a plain , and he will bring out the top stone to shouts of ' Grace ! Grace to it ! ' "
Inona moa ianao , ry tendrombohitra lehibe ? Ho tonga tany lemaka eo anoloan'i Zerobabela ianao , ary hitondra ny vato atao tendrony izy mba hihiaka hoe : " Fahasoavana ! Fahasoavana ho amin'izany ! " '
ZEC 4:8     Alignment score: 0.438 → 0.437
The word of Yahweh came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , nanao hoe :
ZEC 4:9     Alignment score: 0.359 → 0.395
" The hands of Zerubbabel have laid the foundation of this house and his hands will bring it to completion . Then you will know that Yahweh of hosts has sent me to you .
" Nametraka ny fototr'ity trano ity ny tanan'i
Zerobabela ary hamita izany ny tanany . Dia ho fantatrao fa Yaveh tompon ' ny maro no naniraka ahy ho aminao .
ZEC 4:10     Alignment score: 0.328 → 0.359
Who has despised the day of small things ? These
people will rejoice and will see the plumb stone in the hand of Zerubbabel . These seven lamps are the eyes of Yahweh that roam over the whole earth . "
Iza no nanao tsinontsinona ny andron'ireo zavatra madinika ? Hiravo ireo olona ireo ary hahita ny vato pilao eny an - tanan'i Zerobabela . ( Ireo lahin - jiro fito ireo no mason'i Yaveh izay mijery an'izao tontolo izao . ) "
ZEC 4:11     Alignment score: 0.454 → 0.456
Then I asked the angel , " What are these
two olive trees that stand on the left and the right of the lampstand ? "
Avy eo dia nanontany an'ilay anjely aho hoe : " Inona ireo hazon'oliva roa izay mitsangana eo an - kavia sy an - kavanan ' ny fanaovan - jiro ireo ? "
ZEC 4:12     Alignment score: 0.346
Once more I asked him , " What are these
two olive branches beside the two gold pipes that have golden oil pouring out of them ? "
Nanontany azy indray aho hoe : " Inona ireo sampan - kazon'oliva roa akaikin'ireo fantsona volamena roa izay misy diloilo volamena miraraka avy eo aminy ireo ? "
ZEC 4:13     Alignment score: 0.427 → 0.427
Then he said to me , " Do you not know what these
are ? " I said , " No , my master . "
Avy eo dia hoy izy tamiko hoe : " Tsy fantatrao ve hoe inona ireo ? " Hoy aho hoe : " Tsia , ry tompoko . "
ZEC 4:14     Alignment score: 0.255 → 0.291
So he said , " These
are the sons of fresh olive oil who stand before the Lord of all the earth . "
Noho izany dia hoy izy hoe : " Ireo no zana - diloilo vaovao izay mitsangana manoloana ny Tompon'izao tontolo rehetra izao . "
ZEC 4     Average alignment score: 0.395 for 14 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14