Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 8:1     Alignment score: 0.518 → 0.518
The word of Yahweh of hosts came
to me , saying ,
Tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon ' ny maro , nanao hoe :


ZEC 8:2     Alignment score: 0.388 → 0.419
" Yahweh of hosts says this : I am jealous for Zion with great jealousy
, and I am passionate for her with great anger !
" Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Tia fatratra an'i Ziona amin ' ny zotom - po lehibe Aho ary saropiaro nohon ' ny aminy amin ' ny hatezerana lehibe Aho !
ZEC 8:3     Alignment score: 0.555 → 0.572
Yahweh of hosts says this : I will return to Zion and will live in the midst of Jerusalem , for Jerusalem will be called The City of Truth and the mountain of Yahweh of hosts will be called The Holy Mountain
!
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : hiverina any Ziona Aho ary hitoetra ao afovoan'i Jerosalema , fa efa nantsoina hoe ilay Tanànan ' ny Fahamarinana i Jerosalema ary ny tendrombohitr'i Yaveh tompon ' ny maro dia ho antsoina hoe Ilay Tendrombohitra Masina !
ZEC 8:4     Alignment score: 0.365 → 0.364
Yahweh of hosts says this : Old men and old women
will once again be in the streets of Jerusalem , and every person will need a staff in his hand because he has grown so old .
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Lahy antitra sy vavy antitra indray no ho eny an - dalam - ben'i Jerosalema , ary ny olona tsirairay hila tehana ho eny an - tanany satria efa niha - antitra izy .
ZEC 8:5     Alignment score: 0.187 → 0.208
The streets of the city will be full of boys and girls playing in them .
Ho feno tovolahy sy tovovavy milalao eny amin'ireo lalam - ben ' ny tanàna .
ZEC 8:6     Alignment score: 0.42 → 0.418
Yahweh of hosts says this : If something seems impossible in the eyes of the remnant of this people in those
days , should it also seem impossible in my eyes ? this is Yahweh 's declaration .
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Amin'izany andro izany raha misy zavatra tsy hay atao eo imason'ireo vahoaka sisa tavela , dia tokony tsy ho hay atao eo imasoko koa ve izany ? izany no fanambaran'i Yaveh .
ZEC 8:7     Alignment score: 0.406 → 0.425
Yahweh of hosts says this : Behold , I am about to rescue my people from the land of the sunrise and from the land of the setting sun !
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Indro , eo an - dalam - panavotana ny oloko amin ' ny tany fiposahan ' ny masoandro Aho ary eo amin ' ny tany filentehan ' ny masoandro !
ZEC 8:8     Alignment score: 0.454
For I will bring them back , and they will live in the midst of Jerusalem , so they will again be my people , and I will be their God in truth and in righteousness !
Fa hitondra azy ireo hiverina Aho , ary honina ao afovoan'i
Jerosalema izy ireo , mba ho vahoakako indray izy ireo , ary ho Andriamanitr'izy ireo amin ' ny marina sy amin ' ny fahamarinana Aho !
ZEC 8:9     Alignment score: 0.349 → 0.385
Yahweh of hosts says this : You who now continue to hear the same words that came from the prophets ' mouths when the foundation of my house was laid this house of mine , Yahweh of hosts : Strengthen your hands so that the temple can be built .
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Ianao izay manohy mihaino
ireo teny mitovy izay nivoaka avy tamin ' ny vavan ' ny mpaminany rehefa napetraka ny fototry ny tranoko ity tranoko ity , Yaveh tompon ' ny maro : Atanjaho ireo tananao mba ho voatsangana ny tempol .
ZEC 8:10     Alignment score: 0.271 → 0.272
For before those
days no crops were gathered in by anyone , there was no profit for either man or animal , and there was no peace from enemies for anyone going or coming . I had set every person each against his neighbor .
Fa talohan'izany andro izany dia tsy nisy vokatra voaangon ' ny olona , tsy nisy tombony na ho an ' ny olona na ho an ' ny biby , ary tsy nisy fiadanana ho an'izay olona mivoaka na miditra avy tamin'ireo fahavalo . Efa nametraka ny olona tsirairay hanohitra ny namany Aho .
ZEC 8:11     Alignment score: 0.474 → 0.476
But now it will not be as in former days , I will be with the remnant of this people this is the declaration of Yahweh of hosts .
Fa ankehitriny izany dia tsy ho toy ny tamin ' ny andro fahiny , homba ny sisan'ity vahoaka ity Aho izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro .
ZEC 8:12     Alignment score: 0.259 → 0.285
For seeds of peace will be sown ; the climbing vine will give its fruit and the earth will give its produce ; the skies will give their dew , for I will make the remnant of this people inherit all these things .
Fa hafafy ny voan
' ny fiadanana ; dia hanome ny voany ny hazo voaloboka ary ny tany hanome ny vokam - pamboleny ; hanome ny andony ny lanitra , fa hampandovaiko izany zavatra rehetra izany ny sisa amin'ity vahoaka ity .
ZEC 8:13     Alignment score: 0.394
You were an example to the other nations of a curse , house of Judah and house of Israel . So I will rescue you and you will be a blessing . Do not be afraid ; let your hands be strong !
Ohatra ho an'ireo firenen
' ny ozona hafa ianareo , ry taranak'i Joda sy taranak'Israely . Koa dia hamonjy anareo Aho ary ho fitahiana ianareo . Aza matahotra ; aoka hatanjaka ny tananareo !
ZEC 8:14     Alignment score: 0.386 → 0.406
For Yahweh of hosts says this : Just as I planned to do harm to you when your ancestors provoked my anger says Yahweh of hosts and did not relent ,
Fa izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : tahaka ny nanomanako hanao ratsy aminareo rehefa nampatezitra Ahy ireo razambenareo hoy Yaveh tompon ' ny maro ary tsy nilefitra Aho ,
ZEC 8:15     Alignment score: 0.43
so also I will plan in these days to do good again to Jerusalem and the house of Judah ! Do not fear !
no hanomanako hanao zavatra tsara indray ho an'i Jerosalema sy ny taranak'i Joda ihany koa amin'izany andro izany ! Aza matahotra !
ZEC 8:16     Alignment score: 0.366 → 0.376
These are the things that you must do : Speak truth , every person with his neighbor . Judge with truth , justice , and peace in your gates .
Ireto no zavatra izay tsy maintsy hataonareo : Milazà ny marina , ny olona tsirairay amin ' ny namany . Mitsarà amin ' ny marina , rariny , ary fiadanana eo amin ' ny vavahadinareo .
ZEC 8:17     Alignment score: 0.323 → 0.336
Do not plan to do evil within your heart against one another , and do not love deceptive oaths for these
are the things I hate ! this is Yahweh 's declaration . "
Aza manao fikasan - dratsy ao am - ponareo amin ' ny hafa , ary aza mitia fianianan - diso satria mankahala ireo zavatra ireo Aho ! izany no fanambaran'i Yaveh . "
ZEC 8:18     Alignment score: 0.465 → 0.466
Then the word of Yahweh of hosts came
to me , saying ,
Dia tonga tamiko ny tenin'i Yaveh tompon ' ny maro , manao hoe :
ZEC 8:19     Alignment score: 0.514 → 0.52
" Yahweh of hosts says this : The fasts of the fourth month , the fifth month , the seventh month , and the tenth month will become
times of joy , gladness , and happy festivals for the house of Judah ! Therefore love truth and peace !
" Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Ny fifadian - kanina amin ' ny volana fahefatra , volana fahadimy , volana fahafito , ary ny volana fahafolo dia ho lasa fotoanan ' ny fifaliana , firavoravoana , ary fotoana mahafinaritra ho an ' ny tarakan'i Joda ! Noho izany tiavo ny fahamarinana sy ny fiadanana !
ZEC 8:20     Alignment score: 0.463
Yahweh of hosts says this : People will come
again , even those who are living in many different cities .
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Ho tonga indray ny vahoaka , na dia ireo izay monina amin'ireo tanàna maro samihafa aza .
ZEC 8:21     Alignment score: 0.411 → 0.43
The inhabitants of one city will go to another city and say , ' Let us quickly go to beg before the face of Yahweh and to seek Yahweh of hosts ! We ourselves are also going . '
Handeha ho any amin ' ny tanàna hafa ny mponin
' ny tanàna iray ka hanao hoe : " Aoka handeha faingana eo anoloan'i Yaveh isika ka hitady an'i Yaveh tompon ' ny maro ! Handeha ihany koa isika .
ZEC 8:22     Alignment score: 0.585
Many people and mighty nations will come
to seek Yahweh of hosts in Jerusalem and beg for the favor of Yahweh !
Vahoaka maro sy firenena mahery maro no ho tonga hitady an'i Yaveh tompon ' ny maro any Jerosalema ary hiangavy ny fankasitrahan'i Yaveh !
ZEC 8:23     Alignment score: 0.336
Yahweh of hosts says this : In those
days ten men from every language and nation will grasp the hem of the robe of a Jew and say , ' Let us go with you , for we have heard that God is with you ! ' "
Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Amin'izany andro izany dia lehilahy folo avy amin ' ny fiteny sy firenena rehetra no hiazona ny sisin ' ny akanjonao ary hiteny hoe : ' Aoka hiaraka aminao izahay , fa efa renay fa momba anao Andriamanitra ! ' "
ZEC 8     Average alignment score: 0.41 for 23 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14