Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 13:1     Alignment score: 0.394
" On that day a spring will be opened for the house of David and the inhabitants of Jerusalem , for their sin and impurity .
" Amin'izany andro izany dia hisy loharano hisokatra ho an ' ny ankohonan'i Davida sy ireo mponin'i
Jerosalema , nohon ' ny fahotan'izy ireo sy ny tsy fahadiovan'izy ireo .


ZEC 13:2     Alignment score: 0.423 → 0.429
On that day this is the declaration of Yahweh of hosts I will cut off the names of the idols from the land and they will no longer be remembered . I will remove the prophets and the spirit of uncleanness from the land .
Amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro no hanafoanako ny anaran'ireo sampy amin ' ny tany mba tsy ho tsaroana intsony izy ireo . Hampivoaka ireo mpaminany tsy marina sy ny fanahy maloton'izy ireo amin ' ny tany ihany koa Aho .
ZEC 13:3     Alignment score: 0.381
If any man continues to prophesy , his father and mother who bore him will tell him , ' You will not live , for you speak lies in the name of Yahweh ! ' Then the father and mother who bore him will pierce him when he prophesies .
Raha misy olona manohy maminany
, dia hiteny aminy ny rainy sy ny reniny izay niteraka azy hoe : ' Tsy ho velona ianao , satria miteny lainga amin ' ny anaran'i Yaveh ! ' Avy eo ny ray sy ny reny izay niteraka azy handefona azy rehefa maminany izy .
ZEC 13:4     Alignment score: 0.424 → 0.434
On that day each prophet will be ashamed of his vision when he is about to prophesy . These
prophets will no longer wear a hairy cloak , in order to deceive the people .
Amin'izany andro izany ny mpaminany tsirairay dia ho menatra amin ' ny fahitany rehefa eo am - paminaniana izy . Ireo mpaminany ireo dia tsy hanao lamba voloina , mba hamitahana ny olona intsony .
ZEC 13:5     Alignment score: 0.316
For each will say , ' I am not a prophet ! I am a man who works the soil , for the land became
my work while I was still a young man ! '
Fa ny tsirairay hiteny hoe : ' Tsy mpaminany aho ! Lehilahy miasa tany aho , satria ny tany no lasa asako raha mbola tovolahy aho ! '
ZEC 13:6     Alignment score: 0.269 → 0.285
But someone will say to him , ' What are these
wounds between your arms ? ' and he will answer , ' I was wounded with those in my friends ' house . '
Fa hisy olona iray hiteny aminy hoe : ' Inona ireo ratra eo anelanelan'ireo sandrinao ireo ? ' ary hamaly izy hoe : ' Naratra niaraka tamin'ireo izay tao amin ' ny tranon'ireo namako aho . " '
ZEC 13:7     Alignment score: 0.351 → 0.366
" Sword ! Rouse
yourself against my shepherd , the man who stands close to me this is the declaration of Yahweh of hosts . Strike the shepherd , and the flock will scatter ! For I will turn my hand against the lowly ones .
" Ry sabatra ! Asandrato amin ' ny mpiandry ondriko , ilay lehilahy izay mitsangana eto akaikiko ny tenanao izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro . Veleso ny mpiandry ondry , dia hiparitaka ireo ondry ! Fa hamerina ny tanako hanohitra ireo madinika Aho .
ZEC 13:8     Alignment score: 0.313 → 0.342
Then it will come
about that throughout all the land this is Yahweh 's declaration that two - thirds of it will be cut off ! Those people will perish ; only one - third will remain there .
Ary manerana ny tany rehetra izany no fanambaran'i Yaveh dia hisy roa ampahatelon'izany hofoanana ! Ho levona ireo olona ireo ; iray ampahatelony ihany no hijanona any .
ZEC 13:9     Alignment score: 0.353 → 0.352
I will bring that third through the fire and refine them as silver is refined ; I will test them as gold is tested . They will call on my name , and I will answer them and say , ' This is my people ! ' and they will say , ' Yahweh is my God ! ' "
Ho entiko amin ' ny afo io ampahatelony
io ary ho dioviko tahaka ny manadio volafotsy izy ireo ; ho zahako tahaka ny volamena voazaha izy ireo . Hiantso ny anarako izy ireo , ka hamaly azy ireo Aho ary hanao hoe : ' Ity no oloko ! ' ary hiteny izy ireo hoe : ' Yaveh no Andriamanitro ! ""
ZEC 13     Average alignment score: 0.37 for 9 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14