Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 11:1     Alignment score: 0.413 → 0.533
Open your doors , Lebanon , that fire may devour your cedars !
Vohay ny varavaranao
, ry Libanona , mba handevonan ' ny afo ny sederanao !


ZEC 11:2     Alignment score: 0.371
Wail , cypress trees , for the cedar trees have fallen ! What was glorious has been devastated ! Wail , you oaks of Bashan , for the impenetrable forest has gone down .
Misaonà , ry hazo kypreso , fa efa nianjera ny hazo sedera ! Ireo avo dia efa nofongorana ! Misaonà , ianareo ry hazo terebintan'i Basana , fa efa ripaka ny ala mikitroka .
ZEC 11:3     Alignment score: 0.326
There is the sound of the shepherds
' howl , for their glory has been destroyed ! There is the voice of the young lions ' roar , for the pride of the Jordan River has been devastated !
Midradradradra ireo mpiandry ondry , fa efa rava ny voninahitr'izy ireo ! Mierona ny feon ' ny zanaky ny liona , fa efa rava ny reharehan ' ny Ony Jordana !
ZEC 11:4     Alignment score: 0.37 → 0.369
This is what Yahweh my God says , " Like a shepherd , watch over the flock set aside for slaughter !
Fa izao no lazain'i Yaveh Andriamanitro : " Tahaka ny mpiandry ondry , miambina
ny ondry izay ho vonoina !
ZEC 11:5     Alignment score: 0.384 → 0.399
( Those
who buy them slaughter them and are not guilty , and those who sell them say , ' Blessed be Yahweh ! I have become rich ! ' for the shepherds working for the flocks ' owners have no pity on them . )
( mamono azy ireo ilay mividy azy ary tsy voasazy , ary ilay mivarotra azy ireo manao hoe : ' Isaorana anie Yaveh ! Efa tonga mpanan - karena aho ! ' fa ireo mpiandry miasa ho an'ireo tompon'ondry dia tsy niantra azy ireo . )
ZEC 11:6     Alignment score: 0.324
For I will no longer pity the inhabitants of the land ! this is Yahweh 's declaration . See ! I myself am about to turn over every person into the hand of his neighbor and into the hand of his king , and they will destroy the land and none of them will I deliver them from their hand . "
Fa tsy hiantra ny mponin
' ny tany intsony Aho ! izany no fanambaran'i Yaveh . Indro ! Ny tenako mihitsy no hamerina ny olona rehetra eo an - tanan ' ny namany sy eo an - tanan ' ny mpanjakany , ary handrava ny tany izy ireo ary tsy hisy na iray amin'izy ireo aza hafahako eo an - tanan'izy ireo . "
ZEC 11:7     Alignment score: 0.33 → 0.33
So I became
the shepherd of the flock marked for slaughter for those who dealt in sheep . I took two staffs ; one staff I called " Favor " and the other I called " Unity . " In this way I shepherded the flock .
Koa dia lasa mpiandry ny ondry voalahatra ho vonoina Aho , ho an'ireo izay nitondra ny ondry . Nandray tehina roa Aho ; ny tehina iray nantsoiko hoe " Fahasoavana " ary ilay hafa nantsoiko hoe " Fikambanana " . Tamin'izany fomba izany no niandrasako ny ondry .
ZEC 11:8     Alignment score: 0.329 → 0.373
In one month I destroyed the three shepherds
. I became impatient with them , and they also hated me .
Mpiandry ondry telo no novonoiko tao anatin ' ny iray volana , satria tsy naharitra tamin'izy ireo aho , ary nankahala ahy rahateo izy ireo .
ZEC 11:9     Alignment score: 0.355 → 0.356
Then I said to the owners , " I will not work as a shepherd for you any longer . The sheep that are dying let them die ; the sheep that are being destroyed let them be destroyed . Let the sheep that remain each eat the flesh of its neighbor . "
Dia hoy aho tamin ' ny tompon'ondry hoe : " Tsy hiasa ho mpiandry ondrinao intsony aho . Ny ondry izay maty dia aleo ho faty , ny ondry izay ringana dia aleo ho ringana . Aoka ny ondry izay sisa tavela samy hihinana ny nofon
' ny namany . "
ZEC 11:10     Alignment score: 0.246
So I took my staff " Favor " and broke it to break the covenant that I had made with all the peoples .
Dia noraisiko ny tehiko " Fahasoavana " ary nosimbaiko izany mba hanafoanako ny fanekena izay efa nataoko tamin'ireo fokoko rehetra .
ZEC 11:11     Alignment score: 0.362
On that day the covenant was broken , and those
who dealt in sheep and who were watching me knew that Yahweh had spoken .
Tamin'izany andro izany dia rava ilay fanekena , ka ireo izay nitondra ny ondry sy nijery Ahy dia nahafantatra fa niteny Yaveh .
ZEC 11:12     Alignment score: 0.42 → 0.42
I said to them , " If it seems good to you , pay me my wages . But if not , do not do it . " So they weighed out my wages thirty pieces of silver .
Dia hoy aho tamin'izy ireo hoe : " Raha toa ka tsara aminareo izany , dia aloavy ny karamako . Fa raha tsy izany , dia aoka ihany . " Ka dia nolanjain'izy ireo ny karamako sekely volafotsy telopolo .
ZEC 11:13     Alignment score: 0.349 → 0.349
Then Yahweh said to me , " Deposit the silver in the treasury , the excellent price at which they valued you ! " So I took the thirty pieces of silver and deposited them in the treasury in the house of Yahweh .
Ary hoy Yaveh tamiko hoe : " Apetraho ao amin ' ny fitoeran - drakitra
ny volafotsy , ny sanda tsara indrindra izay nanombanan'izy ireo anao ! " Ka dia nalaiko ny sekely volafotsy telopolo ary napetrako tao amin ' ny fitoeran - drakotra tao an - tranon'i Yaveh .
ZEC 11:14     Alignment score: 0.392
Then I broke my second staff , " Unity , " to break the brotherhood between Judah and Israel .
Avy eo nopotehiko ny tehiko faharoa , " Fikambanana , " mba hamotehana ny firahalahian'i
Joda sy Israely .
ZEC 11:15     Alignment score: 0.452 → 0.456
Yahweh said to me , " Again , take the equipment of a foolish shepherd for yourself ,
Hoy Yaveh tamiko hoe : " Alaivo ho an ' ny tenanao indray ny fitaovan
' ny mpiandry ondry adala ,
ZEC 11:16     Alignment score: 0.358 → 0.364
for see , I am about to set in place a shepherd in the land . He will not care for the perishing sheep . He will not seek out the sheep gone missing , nor heal the crippled sheep . He will not feed the sheep that are healthy , but will eat the flesh of the fattened sheep and will tear off their hooves .
fa indro , hametraka mpiandry ondry eo amin ' ny tany Aho . Tsy hiraharaha ny ondry maty izy . Tsy hitady ny ondry very izy , na koa hanasitrana ny mandringa . Tsy hamahana ny ondry izay salama izy , fa hihinana ny nofon
' ny ondry matavy ary hamiravira ny kitron'ireo .
ZEC 11:17     Alignment score: 0.406
Woe to the worthless shepherd who abandons the flock ! May the sword come
against his arm and his right eye ! May his arm wither away and may his right eye become blind ! "
Loza ho an ' ny mpiandry ondry tsy mendrika izay mahafoy ny ondry ! Hamely ny sandriny sy ny masony an - kavanana anie ny sabatra ! Halazo anie ny sandriny ary ho jamba ny masony ankavanana ! "
ZEC 11     Average alignment score: 0.368 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14