Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 9:1     Alignment score: 0.576
" This is a declaration of Yahweh 's word concerning the land of Hadrak and Damascus , its resting place ; for the eyes of all humanity and all the tribes of Israel are toward Yahweh .
Izao no fanambaran
' ny tenin'i Yaveh mahakasika ny tanin'i Hadraka sy Damaskosy . Fa ny mason'i Yaveh dia amin ' ny olombelona rehetra , ary koa amin ' ny fokon'Israely rehetra .


ZEC 9:2     Alignment score: 0.485
This declaration also concerns Hamath , which borders on Damascus , and it concerns Tyre and Sidon , for they are very wise .
Ity fanambarana
ity ihany koa dia mahakasika an'i Hamata , izay mifanolotra amin'i Damaskosy , ary mahakasika an'i Tyro sy Sidona izany , na dia tena hendry aza izy ireo .
ZEC 9:3     Alignment score: 0.492 → 0.506
Tyre has built herself a stronghold and heaped up silver like dust and refined gold like mud in the streets .
Efa nanorina fiarovana mafy ho an ' ny tenany i Tyro ary nanangona volafotsy tahaka ny vovoka sy volamena voadio tahaka ny fotaka eny an - dalana .
ZEC 9:4     Alignment score: 0.256 → 0.282
Look ! The Lord will dispossess her and destroy her strength on the sea , so she will be devoured by fire .
Indro ! hanafoana azy Andriamanitra ary hanimba ny tanjany an - dranomasina , mba ho levon
' ny afo izy .
ZEC 9:5     Alignment score: 0.431 → 0.446
Ashkelon will see and be afraid ! Gaza also will tremble greatly ! Ekron , her hopes will be disappointed ! The king will perish from Gaza , and Ashkelon will not remain .
Hahita i Askelona ka hatahotra ! Hangovitra mafy ihany koa i Gaza ! Ekrona , ho foana ny fanantenany
! Ho faty any Gaza ny mpanjaka , ary i Askelona dia tsy hisy mponina intsony !
ZEC 9:6     Alignment score: 0.298 → 0.354
Strangers will make their homes in Ashdod , and I will cut off the pride of the Philistines .
Hanao ny tranony ao Asdoda ireo vahiny , ary hanafoana ny fireharehan'ireo Filistina Aho .
ZEC 9:7     Alignment score: 0.447 → 0.447
For I will remove their blood from their mouths and their abominations from between their teeth . Then they will become
a remnant for our God like a clan in Judah , and Ekron will become like the Jebusites .
Fa hanala ny ràn'izy ireo avy eo amin ' ny vavany Aho ary ny fahavetavetan'izy ireo eo anelanelan ' ny nifiny . Ary dia ho lasa sisa ho an ' ny Andriamanitsika tahaka ny foko any Joda izy ireo , ary Ekrona dia ho lasa tahaka ireo Jebosita .
ZEC 9:8     Alignment score: 0.317 → 0.318
I will camp around my land against enemy armies , so no one can pass through or return , for no oppressor will overrun them , for now I see with my own eyes !
Hitoby manodidina ny taniko Aho mba hanohitra ireo miaramilan ' ny fahavalo ka tsy hisy na iray aza afaka mandroso na miverina
, fa tsy hisy mpampahory handalo eo amin'izany intsony . Fa ankehitriny dia hiambina ny taniko amin ' ny masoko Aho !
ZEC 9:9     Alignment score: 0.283 → 0.318
Rejoice greatly , daughter
of Zion ! Shout , daughter of Jerusalem ! Behold ! Your king is coming to you . He is righteous and victorious . He is humble and is riding on a donkey , on the colt of a donkey .
Mihobia amin ' ny fifaliam - be , ry zanaka vavin'i Ziona ! Mihobia am - pifaliana , ry zanaka vavin'i Jerosalema ! Indro ! Tonga amim - pahamarinana aminao ny mpanjaka ary manavotra anao . Manetry tena izy ka mitaingina eo amin ' ny boriky , eo ambony zana - boriky .
ZEC 9:10     Alignment score: 0.429 → 0.436
Then I will cut off the chariot from Ephraim and the horse from Jerusalem , and the bow will be cut off from battle ; for he will speak peace to the nations , and his dominion will be from sea to sea , and from the River to the ends of the earth !
Ary ho foanako ny kalesy avy any Efraima sy ny soavaly avy any Jerosalema , ary ny tsipìka dia ho foanana amin ' ny ady ; fa hilaza fiadanana amin'ireo firenena izy , ary ny fanapahany
dia ho avy amin ' ny ranomasina ka hatramin ' ny ranomasina , ary hatramin ' ny Ony ka hatramin ' ny faravazan - tany !
ZEC 9:11     Alignment score: 0.283 → 0.286
As for you , because of the blood of my covenant with you , I will set your prisoners
free from the pit where there is no water .
Raha ny aminareo , nohon ' ny ràn ' ny fanekeko ao aminareo , dia hafahako avy ao an - davaka izay tsy misy rano ireo gadranareo .
ZEC 9:12     Alignment score: 0.28 → 0.316
Return to the stronghold , prisoners
of hope ! Even today I am declaring that I will return double to you ,
Miverena any amin ' ny fiarovana mafy , ry gadran ' ny fanantenana ! Eny na dia anio aza dia manambara Aho fa hanonitra avo roa heny aminareo ,
ZEC 9:13     Alignment score: 0.451 → 0.451
for I have bent Judah as my bow . I have filled my quiver with Ephraim . I have roused your sons , Zion , against your sons , Greece , and have made you , Zion , like a warrior 's sword ! "
fa efa nanenjana an'i Joda ho tsipìkako Aho . Efa namahana ny zana - tsipìkako tamin ' ny Efraima Aho . Efa nanaitra ireo zanakareo lahy Aho , ry Ziona , hanohitra ireo zanakareo lahy , ry Grisia
, ary efa nanao anareo tahaka ny sabatry ny mpiady Aho , ry Ziona !
ZEC 9:14     Alignment score: 0.47 → 0.471
Yahweh will appear to them , and his arrows will shoot out like lightning ! For my Lord Yahweh will blow the ram 's horn and will advance with the storms from Teman .
Hiseho
amin'izy ireo i Yaveh , ary hitifitra tahaka ny tselatra ny tsipìkany ! Fa Yaveh Tompoko hitsoka trompetra ary handroso avy amin ' ny tafio - drivotra avy any Temana .
ZEC 9:15     Alignment score: 0.498 → 0.509
Yahweh of hosts will defend them , and they will devour them and defeat the stones of the slings . Then they will drink and shout like men drunk on wine , and they will be filled with wine like bowls , like the corners of the altar .
Yaveh tompon ' ny maro no hiaro azy ireo , ary handevona azy ireo sy handresy ny vaton'antsamotadiny ireo . Ary dia hisotro izy ireo ary hidradradradra tahaka ny olona mamon ' ny divay , ary ho feno divay tahaka ireo lovia izy ireo , tahaka ireo zoron
' ny alitara .
ZEC 9:16     Alignment score: 0.317 → 0.331
So Yahweh their God will rescue them on that day , as the flock of his people . They are the jewels of a crown that will shine
on his land .
Koa amin'izany andro izany dia hamonjy azy ireo i Yaveh Andriamaniny ; dia ho tahaka ny ondrin ' ny vahoakany izy ireo , fa izy ireo no ho firavaky ny satro - boninahitra , hisandratra eo amin ' ny taniny .
ZEC 9:17     Alignment score: 0.214 → 0.236
How good and how beautiful they will be ! The young men will flourish on grain and the virgins on sweet wine
! "
Fa akory ny hasoany sy hatsaran - tarehin'izy ireo ! Haniry eo amin ' ny vary ny tovolahy ary ny virijiny eo amin ' ny voaloboka mamy !
ZEC 9     Average alignment score: 0.409 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14