Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 6:1     Alignment score: 0.538 → 0.539
Then I turned and lifted my eyes and I saw four chariots coming out from between two mountains
; and the two mountains were made of bronze .
Dia nitodika aho ary nampiandrandra ny masoko ka nahita kalesy efatra nivoaka avy teo anelanelan ' ny tendrombohitra roa ; ary ireo tendrombohitra roa ireo dia vita avy tamin ' ny varahina .


ZEC 6:2     Alignment score: 0.579
The first chariot had red horses , the second chariot had black horses ,
Ny kalesy voalohany dia nanana soavaly mena , ny kalesy faharoa nanana soavaly mainty ,
ZEC 6:3     Alignment score: 0.541
the third chariot had white horses , and the fourth chariot had spotted gray horses .
ny kalesy fahatelo nanana soavaly fotsy ary ny kalesy fahefatra dia nanana soavaly sada fotsy .
ZEC 6:4     Alignment score: 0.42
So I answered and said to the angel who talked with me , " What are these
, my master ? "
Dia namaly aho ka niteny tamin'ilay anjely niresaka tamiko hoe : " Inona ireo , ry tompoko ? "
ZEC 6:5     Alignment score: 0.333
The angel answered and said to me , " These
are the four winds of heaven that go out from the place where they were standing before the Lord of all the earth .
Namaly ilay anjely ka niteny tamiko hoe : " Ireo no rivotra efatry ny lanitra izay nivoaka teo amin ' ny toerana izay nitsanganan'izy ireo teo anoloan'ilay Tompon ' ny tany rehetra .
ZEC 6:6     Alignment score: 0.4
The one with the black horses is going out to the north country ; the white horses are going out to the west country ; and the spotted gray horses are going out to the south country . "
Ilay iray izay miaraka amin ' ny soavaly mainty dia mivoaka mankany amin ' ny firenena avaratra ; ireo soavaly fotsy dia mivoaka mankany amin ' ny firenena andrefana ; ary ireo soavaly sada fotsy dia mivoaka mankany amin ' ny firenena atsimo . "
ZEC 6:7     Alignment score: 0.303 → 0.303
These
strong horses went out and sought to go and roam over the earth , so the angel said , " Go and roam over the earth ! " and they left for all the earth .
Ireo soavaly matanjaka ireo dia nivoaka ary nitady handeha sy hirenireny eny amin ' ny tany , ka hoy ilay anjely hoe : " Mandehana mirenireny eny amin ' ny tany ! " ary nandeha nirenireny eran ' ny tany rehetra izy ireo .
ZEC 6:8     Alignment score: 0.31 → 0.31
Then he called out to me and spoke to me and said , " Look at the ones that are going out to the north country ; they will appease my spirit concerning the north country . "
Dia nitaraina tamiko izy ka niresaka tamiko ary nanao hoe : " Jereo ireo izay mivoaka ho any amin ' ny firenena avaratra ; hampitony ny fanahiko mahakasika ny firenena avaratra izy ireo . "
ZEC 6:9     Alignment score: 0.398 → 0.394
So the word of Yahweh came
to me , saying ,
Ary tonga tamiko ny tenin'i Yaveh , manao hoe :
ZEC 6:10     Alignment score: 0.554 → 0.569
" Take an offering from the exiles from Heldai , Tobijah
, and Jedaiah and go this same day and take it into the house of Josiah son of Zephaniah , who has come from Babylon .
" Makà fanatitra amin'ireo tany an - tsesitany avy any Helday , Tobia , ary Jedaia ary mandehana amin'izany andro izany ihany ary alaivo ao an - tranon'i Josia zanak'i Zefania , izay avy tany Babylona izany .
ZEC 6:11     Alignment score: 0.514
Then take the silver and gold , make a crown and set it upon the head of Joshua son of Jozadak , the high priest .
Dia alaivo ny volafotsy sy volamena , manaova satro - boninahitra ary apetraho eo amin ' ny lohan'i
Josoa zanaka lahin'i Jozadaka , ilay mpisoronabe izany .
ZEC 6:12     Alignment score: 0.457
Speak to him and say , ' Yahweh of hosts says this : This man , his name is Branch ! He will grow up where he is and will then build the temple of Yahweh !
Miresaha aminy ary lazao hoe : ' Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Ity lehilahy ity , ny anarany dia Rantsana ! Hitombo eo amin ' ny misy azy izy sady hanorina ny tempolin'i Yaveh !
ZEC 6:13     Alignment score: 0.353
It is he who builds the temple of Yahweh , and he will be clothed with royal splendor , and will sit and rule on his throne . He will be a priest on his throne , and he will bear a counsel of peace between the two .
Izy no hanorina ny tempolin'i Yaveh ary hanangana avo ny famirapiratan ' izany ; dia hipetraka sy hanapaka eo amin ' ny seza fiandrianany
izy . Ho mpisorona eo amin ' ny seza fiandrianany izy ary hisy ny fahazavan - tsain ' ny fiadanana eo amin'izy roa .
ZEC 6:14     Alignment score: 0.334 → 0.439
The crown will given to Heldai , Tobijah
, Jedaiah , and for Hen son of Zephaniah as a memorial in the temple of Yahweh .
Hapetraka eo amin ' ny tempolin'i Yaveh ny satro - boninahitra hanomezam - boninahitra an'i Helema , Tobia , sy Jedaia ary ho fahatsiarovana ny hatsaram - panahin ' ny zanaka lahin'i Zefania .
ZEC 6:15     Alignment score: 0.506 → 0.506
Then those
who are far off will come and build the temple of Yahweh , so you will know that Yahweh of hosts has sent me to you ; for this will happen if you truly listen to the voice of Yahweh your God ! ' "
Ary ireo izay lavitra dia ho tonga sy hanorina ny tempolin'i Yaveh , ka ho fantatrao fa Yaveh tompon ' ny maro no naniraka ahy ho aminareo ; fa hitranga izany raha tena mihaino ny feon'i Yaveh Andriamanitrareo ianareo ! " '
ZEC 6     Average alignment score: 0.439 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14