Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:23
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14 


ZEC 3:1     Alignment score: 0.503
Then Yahweh showed me Joshua the high priest standing before the angel of Yahweh and Satan was standing at his right hand to accuse him of sin .
Avy eo Yaveh nampiseho ahy an'i Josoa ilay mpisoronabe izay nijoro nanoloana ny anjelin'i Yaveh sy Satana nijoro teo an - tanan
- kavanany mba hiampanga azy ho nanota .


ZEC 3:2     Alignment score: 0.484 → 0.491
The angel of Yahweh said to Satan , " May Yahweh rebuke you , Satan ; may Yahweh , who has chosen Jerusalem , rebuke you ! Is this not a brand pulled from the fire ? "
Hoy ilay anjelin'i Yaveh tamin ' ny Satana hoe : " Hiteny mafy anao anie Yaveh , ry Satana ; Yaveh , izay nisafidy an'i Jerosalema anie , hiteny mafy anao ! Moa tsy forohana nosarihana tamin ' ny afo ve ity ? "
ZEC 3:3     Alignment score: 0.247 → 0.25
Joshua was dressed in filthy garments as he stood before the angel .
Niakanjo fitafiana
maloto Josoa raha nijoro teo anoloan'ilay anjely .
ZEC 3:4     Alignment score: 0.318 → 0.318
The angel spoke and said to those who stood before him , " Remove the filthy garments from upon him . " Then he said to Joshua , " Look ! I have caused your iniquity to pass
from you and I will dress you in official robes . "
Niresaka ilay anjely ary niteny tamin'ireo izay nijoro teo anoloany hoe : " Esory aminy ireo fitafiana maloto . " Dia hoy izy tamin'i Josoa hoe : " Indro ! Efa nesoriko taminao ny helokao ary hampiakanjoako akanjo tsara ianao . "
ZEC 3:5     Alignment score: 0.437
Then I said , " Let them put a clean turban on his head ! " So they set a clean turban on Joshua 's head and clothed him with clean garments , while the angel of Yahweh was standing by .
Hoy izy hoe : " Aoka izy ireo hametraka hamama madio eo an - dohany ! " Dia nametraka hamama madio teo ambony lohan'i
Josoa izy ireo ary nampiakanjo azy tamin ' ny akanjo madio raha nijoro teo akaiky teo ilay anjelin'i Yaveh .
ZEC 3:6     Alignment score: 0.47 → 0.474
Next the angel of Yahweh solemnly commanded Joshua and said ,
Avy eo ilay anjelin'i Yaveh nibaiko am - pahamatorana an'i Josoa ary niteny hoe :
ZEC 3:7     Alignment score: 0.318 → 0.324
" Yahweh of hosts says this : If you will walk in my ways , and if you will keep my commandments , then you will govern my house and guard my courts , for I will allow you to go and come among these
who stand before me .
" Izao no lazain'i Yaveh tompon ' ny maro : Raha handeha amin ' ny lalako ianao , ary raha hitandrina ireo didiko ianao , dia hifehy ny tranoko ianao ary hiambina ny kianjako , satria havelako handeha sy hiditra eo amin'ireo izay mijoro manoloana Ahy ireo ianao .
ZEC 3:8     Alignment score: 0.361
Listen , Joshua the high priest , you and your companions who live with you ! For these
men are a sign , for I myself will bring up my servant the Branch .
Henoy , ry Josoa mpisoronabe , ianao sy ireo namanao izay monina miaraka aminao ! Fa famantarana ireo olona ireo , satria Izaho mihitsy no hampiakatra ny mpanompoko ilay Rantsana .
ZEC 3:9     Alignment score: 0.395 → 0.403
Now look at the stone that I have set before Joshua . There are seven eyes on this single stone , and I will engrave an inscription this is the declaration of Yahweh of hosts and I will remove the iniquity from this land in one day .
Ary jereo ilay vato izay napetrako
eo anoloan'i Josoa . Misy maso fito ao amin'io vato tokana io , ary hanao sokitra soratra Aho izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro ary hanala ny fahotana amin'ity tany ity ao anatin ' ny iray andro Aho .
ZEC 3:10     Alignment score: 0.504 → 0.503
In that day this is the declaration of Yahweh of hosts each man will invite his neighbor to sit under his vine and under his fig tree . "
Amin'izany andro izany izany no fanambaran'i Yaveh tompon ' ny maro ny olona tsirairay dia hanasa ny mpiara - belona aminy mba hipetraka ambanin ' ny voalobony sy ambanin ' ny hazon'aviaviny . "
ZEC 3     Average alignment score: 0.409 for 10 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of ZEC:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13  14