Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 6:1     Alignment score: 0.358 → 0.381
Working together with him , we also urge you not to receive the grace of God in vain .
Miara - miasa aminy , izahay ihany koa dia mampirisika
anareo tsy handray ny fahasoavan'Andriamanitra fahatany .


2CO 6:2     Alignment score: 0.357 → 0.359
For he says , " In a favorable time I paid attention to you , and in the day of salvation I helped you . " Look , now is the favorable time . Look , now is the day of salvation .
Fa niteny izy hoe : " Tamin ' ny fotoana mety dia nihaino anareo Aho , ary tamin ' ny andron ' ny famonjena dia nanampy anareo Aho . Jereo , ankehitriny no fotoana mety . Jereo , ankehitriny no andron ' ny famonjena .
2CO 6:3     Alignment score: 0.213
We do not place a stumbling block in front of anyone , for we do not wish our ministry to be discredited .
Tsy mametraka vato fanafintohinana eo anoloan'iza na iza izahay , fa izahay tsy maniry ny haharatsy laza ny asa fanompoanay .
2CO 6:4     Alignment score: 0.208 → 0.209
Instead , in every way we commend ourselves as God 's servants in much endurance , in affliction , in distress , in hardship ,
Fa kosa , izahay dia manaporofo ny tenanay amin ' ny asanay rehetra , fa mpanompon'Andriamanitra izahay . Izahay no mpanompony
amin ' ny fiaretana be , fahoriana , fahaterena , fahasarotana ,
2CO 6:5     Alignment score: 0.374 → 0.383
in beatings , in imprisonments , in riots , in hard labor , in sleepless nights , in hunger ,
ireo kapoka , fanagadrana , fikomiana , amin ' ny asa mafy , amin'ireo alina tsy misy torimaso , amin ' ny hanoanana ,
2CO 6:6     Alignment score: 0.403 → 0.404
in purity , in knowledge , in patience , in kindness , in the Holy Spirit , in sincere love ,
amin ' ny fahadiovana
, fahalalana , faharetana , fahatsoram - po , amin ' ny Fanahy Masina , amin ' ny tena fitiavana .
2CO 6:7     Alignment score: 0.3 → 0.302
in the word of truth , in the power of God ; with the armor of righteousness for the right hand and the left .
Izahay no mpanompony
ao amin ' ny tenin ' ny fahamarinana , ao amin ' ny herin'Andriamanitra . Izahay dia manana ny fiarovan ' ny fahamarinana ho an ' ny tanana havanana sy ny havia .
2CO 6:8     Alignment score: 0.213 → 0.216
We are God 's servants in glory and dishonor , in slander and praise ; regarded as deceivers
and yet truthful ;
Izahay dia miasa amin ' ny voninahitra sy amin ' ny fahafam - baraka , amin ' ny fanaratsiana sy ny fiderana . Izahay dia voampanga ho mpamitaka kanefa izahay dia marina .
2CO 6:11     Alignment score: 0.34
We have spoken the whole truth to you , Corinthians , and our heart is wide open .
Izahay dia niteny ny marina rehetra taminareo , ry Korintiana , ary ny fonay
dia mivoha midanadana .
2CO 6:12     Alignment score: 0.201
You are not restrained by us , but you are restrained in your own hearts .
Ny fonareo dia tsy nofehezinay , fa ianareo no namehy ireo fihetseham - ponareo manokana .
2CO 6:13     Alignment score: 0.076 → 0.093
Now in fair exchange I speak as to children open yourselves wide also .
Ary ho valiny
ara - drariny - miresaka aminareo toy ny amin ' ny zaza aho - voay hidanadana ny fonareo .
2CO 6:14     Alignment score: 0.208 → 0.208
Do not be yoked together with unbelievers . For what association does righteousness have with lawlessness ? For what fellowship does light have with darkness ?
Aza mifamatotra amin'ireo tsy mpino . Fa inona no iraisan ' ny fahamarinana sy ny fandikan - dalàna ? Fa inona no iarahan ' ny mazava amin ' ny maizina ?
2CO 6:15     Alignment score: 0.337 → 0.337
What agreement can Christ have with Belial ? Or what share does a believer
have together with an unbeliever ?
Inona no mety ho fifanarahana eo amin'i Kristy sy Beliala ? Na inona no tokony anjara ananan ' ny mpino iray sy amin ' ny tsy mpino iray ?
2CO 6:16     Alignment score: 0.308
And what agreement is there between the temple of God and idols ? For we are the temple of the living God , just as God said : " I will dwell among them and walk among them . I will be their God , and they will be my people . "
Ary inona no fifanarahana misy eo amin ' ny tempolin'Andriamanitra sy ny sampy ? Fa isika dia tempolin'Andriamanitra velona , araka ny efa nolazain'Andriamanitra hoe : " Hitoetra eo amin'izy ireo Aho ary handeha eo amin'izy ireo . Izaho dia ho Andriamanitr'izy ireo ary Izy ireo dia ho oloko . "
2CO 6:17     Alignment score: 0.26 → 0.296
Therefore , " Come
out from among them , and be set apart , " says the Lord . " Touch no unclean thing , and I will welcome you .
Noho izany , " Mivoaha iala eo amin'izy ireo , ary mitokana , " hoy ny Tompo . " Aza mikasika zavatra maloto , ary Izaho handray anareo .
2CO 6:18     Alignment score: 0.421
I will be a Father to you , and you will be my sons and daughters
, " says the Lord Almighty .
Izaho dia ho Ray ho anareo , ary ianareo ho zanako lahy sy ho zanako vavy " , hoy ny Tompo Tsitoha .
2CO 6     Average alignment score: 0.291 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13