Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 7:1     Alignment score: 0.207 → 0.242
Beloved , since we have these
promises , let us cleanse ourselves of all defilement of flesh and spirit . Let us perfect holiness in the fear of God .
Ireo malalako , hatramin ' ny nananantsika ireo teny fikasana dia aoka isika hanadio ny tenantsika amin ' ny zava - drehetra izay mahatonga fahalotoana eo amin ' ny vatana sy fanahintsika . Aoka isika hikatsaka ny fahamasinana amin ' ny fatahorana an'Andriamanitra .


2CO 7:2     Alignment score: 0.209
Make room for us ! We have not wronged anyone . We have not corrupted anyone or taken advantage of anyone .
Raiso izahay ! Fa tsy nanao ratsy tamin'iza na iza . Tsy nandratra na nanararaotra na iza na iza izahay .
2CO 7:3     Alignment score: 0.199 → 0.199
It is not to condemn you that I say this . For I have already said that you are in our hearts , for us to die together and to live together .
Tsy hanameloka anareo no hitenenako izao . Fa efa nolazaiko fa ato amponay ianareo , fa miara - maty ary miara - velona isika .
2CO 7:4     Alignment score: 0.269 → 0.307
I have great confidence in you , and great is my boast about you . I am filled with comfort . I overflow with joy even in all our tribulation .
Manana fahatokisana lehibe anareo aho , ary mirehareha nohon ' ny aminareo . Feno fampiononana aho . Mitobatobaka ny hafaliako na dia eo aza ny fampahoriana rehetra .
2CO 7:5     Alignment score: 0.254 → 0.279
When we came to Macedonia , our bodies had no rest . Instead , we were troubled in every way by conflicts on the outside and fears on the inside .
Rehefa tonga tany Makedonia izahay , tsy hanam - pitsaharana ny tenanay . Noho izany , ory tamin ' ny fomba rehetra izahay nohon ' ny fifandirana tany
ivelany , sy ny tahotra tao anaty .
2CO 7:6     Alignment score: 0.273
But God , who comforts the lowly , comforted us by the arrival of Titus .
Fa Andriamanitra , izay mpampahery ny kivy , nampahery anay tamin ' ny fahatongavan'i
Titosy .
2CO 7:7     Alignment score: 0.18 → 0.219
It was not only by his arrival that God comforted us . It was also by the comfort that Titus had received from you . He told us of your great affection , your sorrow , and your zeal for me . So I rejoiced even more .
Tsy tamin ' ny alalan ' ny fahatongavany
fotsiny no hampaherezan'Andriamanitra antsika . Fa tamin ' ny fampaherezana izay noraisin'i Titosy avy aminareo . Miteny antsika izy ny amin ' ny haben ' ny fitiavanareo , ny alahelonareo , ary ny fiahianareo ahy lalina . Ka hifaly mandrakizay aho .
2CO 7:8     Alignment score: 0.211 → 0.21
Even though my letter made you sorrowful , I do not regret it . But I did regret it when I saw that my letter made you sorrowful , though only for a little while .
Na dia nampalahelo anareo aza ny taratasiko , dia tsy nampanenina ahy izany . Fa nanenina tamin'izany aho rehefa nahita fa nampalahelo anareo ny taratasiko . Fa nalahelo nandritra
ny fotoana fohy ianareo .
2CO 7:9     Alignment score: 0.296 → 0.309
Now I rejoice , not because you were sorrowful , but because your sorrow brought you to repentance . You experienced a godly sorrow , so you suffered no loss
because of us .
Ankehitriny dia faly aho , tsy hoe satria ory ianareo , fa satria ny alahelonareo no nitondra anareo ho amin ' ny fibebahana . Ianareo dia niaina ny fahoriana ao amin'Andriamanitra , koa tsy nisy very ny nijalianareo ho anay .
2CO 7:10     Alignment score: 0.281 → 0.341
For godly sorrow brings about repentance that accomplishes salvation without regret . Worldly sorrow , however , brings about death .
Ny fahoriana ao amin'Andriamanitra dia mitondra amin ' ny fibebahana ny mba hahatanteraka ny famonjena tsy misy fanenenana . Na izany aza , ny alahelon'izao tontolo izao , dia mitondra fahafatesana .
2CO 7:11     Alignment score: 0.175 → 0.199
See what great diligence this godly sorrow produced in you . How great was the determination in you to prove you were innocent . How great was your indignation , your fear , your longing , your zeal , and your desire to see that justice should be done ! In everything you have proved yourselves to be innocent in this matter .
Jereo ny vokatrin ' ny halehiben ' ny fikirizanareo tamin ' ny fahoriana ao amin'Andriamanitra . Lehibe tokoa ny halehiben ' ny fikirizana tao aminareo mba hanaporofoana fa tsy manan - tsiny ianareo . Lehibe tokoa ny halehiben ' ny fahatezeranareo , ny tahotrareo , ny alahelonareo , ny zotom - ponareo , ary ny fanirianareo ahita ny fahamarinana izay tokony atao ! Amin ' ny zava - drehetra dia nanaporofo tamin ' ny tenanareo ianareo mba tsy ho meloka amin'izany raharaha izany .
2CO 7:12     Alignment score: 0.187 → 0.187
Although I wrote to you , I did not write
for the sake of the wrongdoer , nor for the one who suffered the wrong , but so that your earnestness toward us should be made known to you in the sight of God .
Na dia nanoratra taminareo aza Aho , Izaho dia tsy nanoratra ho an'ireo mpanao ratsy , na ho an ' ny iray izay miharitra ny ratsy . Nanoratra aho mba tokony hampahafantarana ny fahazotoanareo teo aminay eo anatrehan'Andriamanitra .
2CO 7:13     Alignment score: 0.17 → 0.192
It is by this that we are encouraged . In addition to our own comfort , we also rejoiced even more because of Titus ' joy , because his spirit was refreshed by all of you .
Tamin ' ny alalan'izany no nampaherezana anay . Mihoatra nohon ' ny fampaherezana izay efa anananay , nihoa - papana ny fifaliany nohon ' ny fifalian'iTitosy , satria ny fanahiny
dia velombelona noho ny aminareo rehetra .
2CO 7:14     Alignment score: 0.297
For if I boasted to him about you , I was not put to shame . On the contrary , just as everything we said to you was true , our boasting about you to Titus proved to be true .
Raha toa ka nirehareha taminy ny momba anareo aho , dia tsy mba afa - baraka aho . Mifanohitra amin'izany , ireo zavatra rehetra izay noteneninay taminareo dia marina avokoa , ny fireharehanay
momba anareo tamin'i Titosy dia voaporofo fa marina .
2CO 7:15     Alignment score: 0.278 → 0.286
His affection for you is even greater as he remembers the obedience of all of you , how you welcomed him with fear and trembling .
Ny fitiavany
anareo dia lehibe kokoa , tahakan ' ny nahatsiarovany ny fankatoavanareo rehetra , Endrey ny fandraisanareo azy tamin ' ny tahotra sy hovitra .
2CO 7:16     Alignment score: 0.259
I rejoice because I have complete confidence in you .
Faly aho satria manana fahatokiana tanteraka taminareo .
2CO 7     Average alignment score: 0.245 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13