Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 13:1     Alignment score: 0.256 → 0.256
This is the third time that I am coming to you . " Every matter must be established by the mouth of two or three witnesses
. "
Fanintelony izao no nandalovako aty aminareo . " Ny fiampangana rehetra dia tsy maintsy miorina amin ' ny porofo amin ' ny vavolombelona roa na telo . "


2CO 13:2     Alignment score: 0.488
I have already said to those who sinned before and to all the rest when I was there the second time , and I say it again : When I come
again , I will not spare them .
Efa niteny tamin'ireo izay nanota ao taloha sy tamin'ireo ambiny rehetra rehefa teo fanindroany , ary lazaiko indray izany : " Rehefa tonga indray aho , dia tsy hiantra azy ireo aho . "
2CO 13:3     Alignment score: 0.307 → 0.307
I tell you this because you are looking for proof that Christ is speaking through me . He is not weak toward you . Rather , he is powerful in you .
Miteny anareo izany aho satria ianareo dia mitady porofo fa i Kristy dia miteny amin ' ny alalako . Tsy marefo aminareo Izy . Fa kosa , mahery ao aminareo Izy .
2CO 13:4     Alignment score: 0.266
For he was crucified in weakness , but he is alive
by God 's power . For we also are weak in him , but we will live with him by the power of God among you .
Fa Izy nohombohana amin ' ny fahalemena , nefa velona tamin ' ny herin'Andriamanitra . Fa isika kosa dia marefo ao aminy , kanefa isika dia miara - miaina amin ' ny herin'Andriamanitra eo anivonareo .
2CO 13:5     Alignment score: 0.346
Examine yourselves , to see if you are in the faith . Test yourselves . Do you not realize this about yourselves , that Jesus Christ is in you ? unless , of course , you have failed the test .
Diniho ny tenanareo raha tianareo ho hita fa ao amin ' ny finoana ianareo . Tsapao ny tenanareo . tsy mbola azonareo an - tsaina
ve izany momba ny amin ' ny tenanareo fa i Jesosy Kristy dia ao aminareo ? - Raha toa ianareo ka tsy nahomby tamin ' ny fitsapana .
2CO 13:6     Alignment score: 0.137
And I hope that you will recognize that we have not failed the test .
Ary izaho mahatoky fa ianareo dia hiaiky fa isika dia nahomby amin'izany fitsapana izany .
2CO 13:7     Alignment score: 0.203 → 0.218
Now we pray to God that you may not do any wrong . I do not pray this so that we may appear to have passed the test . Rather , I pray that you may do what is proper , although we may seem to have failed the test .
Ankehitriny isika dia mivavaka amin'Andriamanitra fa tsy afaka ny anao zavatra ratsy ianareo . Izaho dia tsy mivavaka ny afaka ahitana fa isika dia nahomby amin ' ny fitsapana . Fa kosa , izaho dia nivavaka ny mba ahafahanareo manao izay mety kanefa isika dia mety ho hita ho toy ny tsy nahomby tamin ' ny fitsapana .
2CO 13:8     Alignment score: 0.28
For we are not able to do anything against the truth , but only for the truth .
Fa isika dia tsy afaka ny hanao zavatra manohitra amin ' ny fahamarinana , fa ho an ' ny fahamarinana irery ihany .
2CO 13:9     Alignment score: 0.316
For we rejoice when we are weak and you are strong . We also pray that you may be made complete .
Fa isika dia mifaly rehefa marefo ary mafy ianareo . Fa isika ihany koa dia mivavaka mba ho ataontsika feno ianareo .
2CO 13:10     Alignment score: 0.238 → 0.265
I write these things while I am away from you so , that when I am with you I do not have to deal harshly with you in the use of my authority which the Lord gave to me so that I may build
you up , and not tear you down .
Manoratra ireto zavatra ireto aho raha manalavitra anareo aho , ka rehefa miaraka aminareo aho dia tsy voatery mitondra anareo an - katezerana amin ' ny fampiasana ny fahefako - izay nomen ' ny Tompo ahy , mba ananganako anareo , ary tsy hanimba anareo .
2CO 13:11     Alignment score: 0.335 → 0.337
Finally , brothers , rejoice ! Work for restoration , be encouraged , think alike
, live in peace . And the God of love and peace will be with you .
Farany , ry rahalahy , mifalia ! miasà ho amin ' ny famerenana amin ' ny laoniny , mahereza , mifaneke ny tsirairay , miainà am - piadanana , ary ny Andriamanitry ny fitiavana sy ny fiadanana dia hiaraka aminareo .
2CO 13:12     Alignment score: 0.11 → 0.149
Greet each other with a holy kiss . All God 's holy people greet you .
Mifampiarahabà ianareo amin ' ny fanorohona Masina .
2CO 13     Average alignment score: 0.29 for 12 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13