Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 8:1     Alignment score: 0.472
We want you to know , brothers , about the grace of God that has been given to the churches of Macedonia .
Tianay ho fantatrareo , ry rahalahy , ny momban ' ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena tao amin'ireo fiangonan'i
Makedonia .


2CO 8:2     Alignment score: 0.225 → 0.263
During a great test of tribulation , the abundance of their joy and the extremity of their poverty have produced great riches of generosity .
Nandritran ' ny fitsapana lehibe amin ' ny fahoriana , ny fitobaky ny hafaliany sy ny fara - fahantran'izy ireo dia niteraka
haren - dehiben ' ny falalan - tanana .
2CO 8:3     Alignment score: 0.162
For I testify that they gave as much as they were able , and even beyond what they were able , and of their own free will
Satria mijoro vavolombelona aho fa nanao be arak'izay vitany izy ireo , ary mihoatra an'izay
vitany aza . Ary tamin ' ny sitrapon'izy ireo manokana
2CO 8:4     Alignment score: 0.127 → 0.139
they begged us with much earnestness for the privilege of sharing in this service to God 's holy people .
sy niaraka tamin ' ny fitalahoana mafy no nangatahan'izy ireo taminay ny fahafahana mba hanana anjara amin'ity asa fanompoana eo amin'ireo mpino ity .
2CO 8:5     Alignment score: 0.114 → 0.127
This did not happen as we had hoped , but they first gave themselves to the Lord and then to us by the will of God .
Tsy niseho
arak'izay nantenainay izany . Fa kosa , nanolotra ny tenany mialoha tamin'Andriamanitra izy ireo . Ary nanolo - tena ho anay izy ireo tamin ' ny sitrapon'Andriamanitra .
2CO 8:6     Alignment score: 0.349
So we urged Titus , who had already begun
this task , to complete among you this act of grace .
Ka namporisika an'i Titosy izahay , izay efa nanomboka an'izany asa izany , mba hanantanteraka ny fahasoavana eo aminareo .
2CO 8:7     Alignment score: 0.251 → 0.272
But you abound in everything in faith , in speech , in knowledge , in all diligence , and in your love for us . So also make sure that you excel in this act of grace .
Fa ianareo kosa dia manan
- karena amin ' ny zavatra rehetra , amin ' ny finoana , amin ' ny teny , amin ' ny falalana , amin ' ny fahazotona rehetra , ary amin ' ny fitiavanareo anay . Koa ataovy azo antoka mba hanan - karena amin'izany asa fahasoavana ianareo .
2CO 8:8     Alignment score: 0.228
I say this not as a command but to test the sincerity of your love by comparing it to the eagerness of other people .
Tsy miteny izany toy ny didy aho . Fa kosa , miteny izany aho amin ' ny fitsapana ny fahamarinan
' ny fitiavanareo amin ' ny fampitahana izany amin ' ny zotom - pon ' ny olona hafa .
2CO 8:9     Alignment score: 0.319 → 0.345
For you know the grace of our Lord Jesus Christ . Even though he was rich , for your sakes he became
poor , so that through his poverty you might become rich .
Satria fantatrareo ny fahasoavan'nyTompontsika Jesosy Kristy . Ka na nanan - karena aza izy , dia lasa mahantra noho ianareo , koa amin ' ny alalan ' ny fahantrana no mety ahazoanareo harena .
2CO 8:10     Alignment score: 0.253 → 0.287
In this matter I will give you advice that will help you . One year ago , you not only started to do something , but you desired to do it .
Amin'izany resaka izany dia hanome toro - hevitra anareo aho izay hanampy anareo . Herintaona lasa izay , dia tsy nanomboka nanao zavatra fotsiny ianareo , fa naniry ny manao izany .
2CO 8:11     Alignment score: 0.237
Now finish it . Just as there was an eagerness and desire to do it then , may you also bring it to completion , as much as you can .
Ankehitriny vitao izany , toy ny nisian ' ny zotom - po sy ny faniriana
hanao izany , dia enga anie hanatanterka izany koa ianareo , arak'izay azonareo hatao .
2CO 8:12     Alignment score: 0.249 → 0.249
For if you are eager to do this deed , it is a good and acceptable thing . It must be based on what a person has , not on what he does not have .
Satria raha maniry mafy ny hanao izany asa izany ianareo , dia zavatra tsara sy azo ekena izany . Tsy maintsy mifototra amin'izay hananan ' ny olona iray izany , fa tsy izay tsy ananany .
2CO 8:13     Alignment score: 0.172 → 0.171
For this is not to cause
relief for others and tribulation for you , but for fairness .
Fa izany asa izany dia tsy mba hanamaivana ny hafa ary hanavesatra anareo . Fa kosa , tokony hisy ny rariny .
2CO 8:14     Alignment score: 0.202 → 0.203
Your abundance at the present time will supply what they need . This is also so that their abundance may supply your need , and so that there may be fairness .
Ny harenareo amin'izao fotoana izao dia hanome izay ilain'izy ireo . Ka izany koa dia mba hanomezan ' ny haren'izy ireo izay ilainareo . Ary mba anomezan'izy ireo ny rariny
2CO 8:15     Alignment score: 0.212 → 0.214
It is as it is written : " The one with much did not have anything left over , and the one who had little did not have any lack . "
Araka izay efa voasaoratra hoe : " ilay iray izay nanana betsaka dia tsy nanana ambiny , ary ilay iray izay nanana ny kely dia tsy nanana ny tsy ampy .
2CO 8:16     Alignment score: 0.253 → 0.256
But thanks be to God , who put into Titus ' heart the same earnest care that I have for you .
Fa an'Andriaminatra ny fisaorana , izay nametraka ny tao am - pon'i
Titosy ny fahamatorana izay ananako aminareo .
2CO 8:17     Alignment score: 0.222
For he not only accepted our appeal , but he was also very earnest about it . He came to you of his own free will .
Fa izy tsy nanaiky fotsiny ny antsontsika , fa tena matotra ny amin'izany ihany koa . Nanatona anao tamin ' ny sitrapony manokana izy .
2CO 8:18     Alignment score: 0.246 → 0.255
We have sent with him the brother who is praised among all of the churches for his work in proclaiming the gospel .
Nalefanay izy niaraka tamin'ilay rahalahy izay noderaina
teo anivon ' ny fiangonana rehetra noho ny asany izay mitory ny filazantsara .
2CO 8:19     Alignment score: 0.179 → 0.185
Not only this , but he also was chosen by the churches to be our traveling companion with this act of grace , which is being administered by us for the glory of the Lord himself and our good will .
Tsy izany ihany , fa izy ihany koa dia notendren'ireo fiangonana mba handeha hiaraka aminay hitondra izao asan
' ny fahalalan - tanana izao . Izany dia ho an ' ny voninahitr'izy Tompo ary ho an ' ny fanirianay hanampy .
2CO 8:20     Alignment score: 0.065 → 0.066
We are avoiding the possibility that anyone should complain about this act of generosity that we are carrying out .
Mitandrina izahay ny amin ' ny mety hisian ' ny olona mitaraina mombanay mahakasika an'io asa fahalala - tanana
izay hataonay io .
2CO 8:21     Alignment score: 0.265
We take care to do what is good , not only before the Lord , but also before people .
Ka mila mitandrina izahay mba hanao ny mendrika , fa tsy eo anatrehan
' ny Tompo irery ihany , fa eo alohan ' ny olona koa .
2CO 8:22     Alignment score: 0.241 → 0.268
We are also sending another brother with them . We have tested him in many ways and found him diligent for many tasks . He is even more eager now because of the great confidence he has in you .
Mandefa rahalahy iray hafa ihany koa izahay miaraka amin'izy ireo . Matetika izahay no nitsapa azy , ary nahita azy mafana fo tamin ' ny asa maro . Mazoto kokoa izy izao ankehitriny noho ilay fahatokisana lehibe izay ananany aminareo .
2CO 8:23     Alignment score: 0.312 → 0.357
As for Titus , he is my partner and fellow worker for you . As for our brothers , they are messengers
from the churches . They are a glory to Christ .
Raha ny amin'i Titosy , izy no namako sy mpiara - miasa amiko ho anareo . Raha ny amin ' ny rahalahinay , dia nalefan'ireo fiangonana izy ireo . Voninahitra ho an'i Kristy izy ireo .
2CO 8:24     Alignment score: 0.324
So show them the proof of your love , and show to the churches the reason for our boasting about you .
Koa asehoy azy ireo ny fitiavanareo , ary asehoy amin ' ny fiangonana ny anton
' ny fireharehanay momba anareo .
2CO 8     Average alignment score: 0.246 for 24 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13