Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 3:1     Alignment score: 0.328 → 0.342
Are we beginning to praise ourselves again ? We do not need letters of recommendation to you or from you , like some people , do we ?
Hanomboka hidera - tena indray ve izahay ? Izahay dia tsy mila ireo taratasy fanamarianana
aminareo na avy aminareo , toy ny olona sasany , sa tsy izany ?


2CO 3:2     Alignment score: 0.409
You yourselves are our letter of recommendation , written on our hearts , known and read by all people .
Ny tenanareo no taratasy fanamariananay
, izay voasoratra ao am - pontsika , izay fantatra ary vakian ' ny olona rehetra .
2CO 3:3     Alignment score: 0.32 → 0.33
You show that you are a letter from Christ , the result of our ministry . It was written not with ink but by the Spirit of the living God . It was not written on tablets of stone , but on tablets of human hearts .
Ianareo dia maneho fa taratasy fanambarana
avy amin'i Kristy , izay natolontsika . Izany dia tsy voasoratra tamin ' ny ranomainty fa tamin ' ny Fanahin'ilay Andriamanitra velona . Izany dia tsy voasotratra teo amin ' ny takela - bato , fa teo amin ' ny takelaky ny fon ' ny olombelona .
2CO 3:4     Alignment score: 0.362
And this is the confidence that we have through Christ before God .
Ary izany no toky izay ananantsika eo anatrehan'Andriamanitra amin ' ny alalan'i
Kristy .
2CO 3:5     Alignment score: 0.19
We are not competent in ourselves to claim anything as coming from us . Rather , our competence is from God .
Isika dia tsy mahefa amin ' ny tenantsika mba handray na inona na inona izay avy amintsika . Fa kosa , ny fahefantsika dia avy amin'Andriamanitra .
2CO 3:6     Alignment score: 0.379
It is God who made us able to be servants of a new covenant . This is a covenant not of the letter but of the Spirit . For the letter kills , but the Spirit gives life .
Andriamanitra no nanao antsika mba ho mpanompon
' ny fanekena vaovao . Izany dia fanekena tsy avy amin ' ny soratra fa an ' ny Fanahy . Fa ny soratra mamono , ary ny Fanahy manome aina .
2CO 3:7     Alignment score: 0.254 → 0.256
Now the ministry of death engraved in letters on stones came in such glory that the sons of Israel could not look directly at Moses ' face . This is because of the glory of his face , a glory that was fading .
Ary ny asa izay niteraka
fahafatesana - dia voasoratra teo ambonin ' ny vato - dia tonga tamim - boninahitra lehibe ka ny vahoakan'Israely dia tsy afaka nibanjina ny tavan'i Mosesy . Izany dia noho ny voninahitry ny tavany , ny voninahitra izay nihalevona .
2CO 3:8     Alignment score: 0.293
How much more glorious will the ministry of the Spirit be ?
Ho voninahitra lehibe toy ny ahoana ny asa izay ataon
' ny Fanahy ?
2CO 3:9     Alignment score: 0.282 → 0.281
For if the ministry of condemnation had glory , how much more does the ministry of righteousness abound in glory !
Fa raha nanana voninahitra ny asan ' ny fanamelohana , dia ho toy ny ahoana ny fitomboan ' ny voninahitry
ny asan ' ny fahamarinana !
2CO 3:10     Alignment score: 0.231 → 0.231
For indeed , that which was once made glorious is no longer glorious in this respect , because of the glory that exceeds it .
Satria tokoa , izay nomena voninahitra indray mandeha dia tsy hanam - boninahitra
intsony amin'izany fomba izany , noho ny voninahitra izay mampitombo izany .
2CO 3:11     Alignment score: 0.239
For if that which was passing away had glory , how much more will what is permanent have glory !
Fa raha izay nandalo fotsiny no nanana voninahitra , dia tsy hanana voninahitra mihoatra noho izany ve izay maharitra !
2CO 3:12     Alignment score: 0.263 → 0.263
Since we have such a hope , we are very bold .
Satria manana toky tahaka izany isika , dia sahy tokoa .
2CO 3:13     Alignment score: 0.327 → 0.328
We are not like Moses , who put a veil over his face so that the sons of Israel were not able to look directly at the ending of a glory that was passing away .
Isika dia tsy tahaka an'i Mosesy , izay nanarona ny tavany tamin ' ny voaly , mba tsy hahafahan ' ny vahoakan'Israely mijery azy mivantana amin ' ny fiafaran ' ny voninahitra izay nandalo ihany .
2CO 3:14     Alignment score: 0.297 → 0.304
But their minds were hardened . For to this day , when they read the old covenant , that same veil remains . It has not been removed , because only in Christ is it taken away .
Fa ny sain'izy ireo dia donto . Na dia mandrak'ankehitriny izany voaly izany dia mbola mijanona eo amin ' ny famakiana ny fanekena taloha . Tsy misokatra izany , satria ao amin'i Kristy ihany izany no esorina .
2CO 3:15     Alignment score: 0.303 → 0.306
But even today , whenever Moses is read , a veil covers their hearts .
Nefa na dia ankehitriny aza , na rahoviana na rahoviana no vakiana ny lalàn'i Mosesy , dia manarona ny fon'izy ireo ny voaly .
2CO 3:16     Alignment score: 0.338
But when a person turns to the Lord , the veil is taken away .
Nefa raha mitodika amin ' ny Tompo ny olona , dia esorina ny voaly .
2CO 3:17     Alignment score: 0.537
Now the Lord is the Spirit . Where the Spirit of the Lord is , there is freedom .
Ary ny Tompo dia Fanahy . Izay misy ny Fanahin ' ny Tompo , dia misy fahafahana .
2CO 3:18     Alignment score: 0.297 → 0.295
Now all of us , with unveiled faces , see the glory of the Lord . We are being transformed into the same glorious likeness from one degree of glory into another , just as from the Lord , who is the Spirit .
Ary isika rehetra , tsy misarom - boaly , dia mahita ny voninahitry
ny Tompo . Isika dia efa voaova ho ao amin ' ny voninahitra mitovy izay avy amin ' ny voninahitra ho amin ' ny voninahitra , izay avy amin ' ny Tompo , izay tsy iza fa ny Fanahy .
2CO 3     Average alignment score: 0.31 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13