Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 2:1     Alignment score: 0.235
So I decided for my own part that I would not again come
to you in sorrow .
Fa nanapa - kevitra ny tsy anantona anareo indray ny tenako amin ' ny fotoam - pangirifiriana .


2CO 2:2     Alignment score: 0.216
If I caused you sorrow , who could make me glad but the very one who was made sorrowful by me ?
Raha niteraka alahelo anareo aho , iza no afaka mampifaly ahy akoatran'ilay iray izay noratraiko ihany ?
2CO 2:3     Alignment score: 0.351 → 0.369
I wrote as I did in order that , when I came to you , I might not be hurt by those who should have made me rejoice . I have confidence about all of you that my joy is the same joy you all have .
Nanoratra aho tahaka ny nataoko mba tsy ho voaratran'ireo izay tokony nampifaly ahy rehefa tonga tany aminareo . Izaho dia manana fahatokisana ny aminareo rehetra fa ny fifaliako dia fifaliana mitovy amin ' ny anareo rehetra .
2CO 2:4     Alignment score: 0.273 → 0.292
For I wrote to you from great tribulation , with anguish of heart , and with many tears . I did not write
you so that you would be made sorrowful . Instead , I wanted you to know the depth of the love that I have for you .
Fa nanoratra ho anareo aho avy amin ' ny fahoriana lehibe , miaraka amin ' ny fangirifirin ' ny fo , ary miaraka amin ' ny ranomaso be . Tsy te ampalahelo anareo aho . Fa kosa , te hampahafantatra anareo ny alalin ' ny fitiavana izay ananako ho anareo .
2CO 2:5     Alignment score: 0.22
If anyone has caused sorrow , he has caused sorrow not only to me , but in some measure not to burden you to all of you .
Raha nisy olona niteraka alahelo , tsy niteraka izany tamiko ihany izy , fa amin ' ny endrika
hafa tsy hanitarana loatra izany aminareo rehetra .
2CO 2:6     Alignment score: 0.085
This punishment of that person by the majority is enough .
Ampy ny fanasaziana nataon
' ny maro an'isa io olona io .
2CO 2:7     Alignment score: 0.286 → 0.322
So now rather than punish him , you should forgive and comfort him . Do this so that he is not overwhelmed by too much sorrow .
Ka ankehitriny raha tokony ho fanasaziana , ianareo dia tokony hamela heloka sy hampionona azy . Ataovy izany mba tsy handifotra azy amin ' ny alahelo be loatra .
2CO 2:8     Alignment score: 0.261
So I exhort you to confirm your love for him .
Noho izany mankahery anareo aho mba hanamafy ampahibe - maso ny fitiavanareo Azy .
2CO 2:9     Alignment score: 0.141 → 0.207
This was the reason I wrote , so that I might test you and know
whether you are obedient in everything .
Izany no antony nanoratako , amin'izay mba mety hitsapako anareo ary ahafantarako na mankatoa amin ' ny zava - drehetra ianareo .
2CO 2:10     Alignment score: 0.235 → 0.244
If you forgive anyone , I forgive that person as well . What I have forgiven if I have forgiven anything it is forgiven for your sake in the presence of Christ .
Raha mamela olona ianareo , mamela izany olona izany koa aho . Izay navelako raha namela ny zava - drehetra aho izany famelana
izany dia fitiavana anareo amin ' ny fanatrehan'i Kristy .
2CO 2:11     Alignment score: 0.255
This is so that Satan will not trick us . For we are not ignorant of his schemes .
Izany dia mba tsy hamitahan ' ny Satana anay . Satria izahay dia mahafantatra ireo drafiny .
2CO 2:12     Alignment score: 0.538 → 0.538
A door was opened to me by the Lord when I came to the city of Troas to preach the gospel of Christ there .
Nisokatra ho ahy ny varavarana tamin ' ny Tompo rehefa tonga tao amin ' ny tanàn
- dehibe an'i Troasy nitory ny filazantsara an'i Kristy tany .
2CO 2:13     Alignment score: 0.325 → 0.325
I had no relief in my spirit because I did not find
my brother Titus there . So I left them and went on to Macedonia .
Na izany aza , tsy nanana fiadanan - tsaina aho , satria tsy nahita ny rahalahiko Titosy tany . Araka izany , nandao izy ireo aho ary nandeha niverina tany Makedonia .
2CO 2:14     Alignment score: 0.422 → 0.421
But may thanks be to God , who in Christ always leads us in triumph . Through us he reveals the sweet aroma of the knowledge of him everywhere .
Fa fisaorana anie ho an'Andriamanitra , izay ao amin'i Kristy mitarika anay mandrakariva ao amin ' ny fandresena . Amin ' ny alalantsika dia haeliny na aiza na aiza ny hanitra mamin ' ny fahalalana azy .
2CO 2:15     Alignment score: 0.36
For we are to God the sweet aroma of Christ , both among those who are saved and among those who are perishing .
Fa izahay dia hanitra mamin'i Kristy an'Andriamanitra , na teo amin'ireo izay novonjena sy teo amin'ireo izay ho faty .
2CO 2:16     Alignment score: 0.392
To the people who are perishing , it is an aroma from death to death . To the ones being saved , it is an aroma from life to life . Who is worthy of these
things ?
Ho an ' ny olona izay ho faty , izany dia hanitra avy amin ' ny fahafetesana ho amin ' ny fahafatesana . Ho an'ireo sasany izay novonjena , dia hanitra avy amin ' ny fiainana ao amin ' ny fiainana . Iza no mendrika amin'ireo zavatra ireo ?
2CO 2:17     Alignment score: 0.317 → 0.346
For we are not like so many people who sell the word of God for profit . Instead , with purity of motives , we speak in Christ , as we are sent from God , in the sight of God .
Fa izahay dia tsy mitovy amin'ireo olona maro izay mivarotra ny tenin'Andriamanitra mba ahazoana tombony . Fa kosa , amin ' ny fahadiovam - po , no hiresahanay amin'i Kristy , satria nalefa avy amin'Andriamanitra izahay , tao amin ' ny fahitan'Andriamanitra .
2CO 2     Average alignment score: 0.315 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13