Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 10:1     Alignment score: 0.477 → 0.483
I , Paul , myself urge you , by the humility and gentleness of Christ . I am meek when I am in your presence , but I am bold toward you when I am away .
Izaho , Paoly , miangavy anareo ny tenako , amin ' ny fanetren - tena sy hamoram - panahin'i Kristy . Malemy fanahy aho rehefa eo amin ' ny fanatrehanareo , nefa sahy ny aminareo aho rehefa tsy eo .


2CO 10:2     Alignment score: 0.302 → 0.315
I beg of you that , when I am present with you , I will not need to be bold with the confidence that I think I will need to be bold when I oppose those
who think that we are walking according to the flesh .
Mangataka aminareo aho , rehefa miaraka aminareo aho , tsy mila sahy amin ' ny fahatokisan - tena . Nefa aho mieritreritra fa mila sahy manohitra ireo izay mihevitra fa isika dia miaina araka ny nofo .
2CO 10:3     Alignment score: 0.359
For even though we walk in the flesh , we do not make war according to the flesh .
Fa na izany aza dia mandeha araka ny nofo izahay , tsy miady araka ny nofo .
2CO 10:4     Alignment score: 0.161 → 0.171
For the weapons we fight
with are not fleshly . Rather , they have divine power to destroy strongholds . They bring misleading arguments to nothing .
Fa ny fiadiana izay iadianay dia tsy ara - nofo . Noho izany , manana hery avy any an - danitra ireo mba hamotehana ny fanahy ratsy . Fa tsy mitondra na inona na inona ny hevi - pitak'izy ireo .
2CO 10:5     Alignment score: 0.273 → 0.3
We also destroy every high thing that rises up against the knowledge of God . We take every thought captive into obedience to Christ .
Ho simbaintsika ihany koa ireo zavatra avo izay manangana fanoherana ny fahalalana an'Andriamanitra . Fa mihevitra ny hambabo ny tsirairay amin ' ny fankatoavana an'i Kristy isika .
2CO 10:6     Alignment score: 0.266 → 0.268
And we are getting ready to punish every act of disobedience , as soon as your obedience is complete .
Ary miomana amin ' ny famaizana ny fihetsika tsy fankatoavana rehetra isika , vantany vao tanteraka ny fankatoavanareo .
2CO 10:7     Alignment score: 0.423
Look at what is clearly in front of you . If anyone is convinced that he is Christ 's , let him remind himself that just as he is Christ 's , so also are we .
Jereo mazava izay eo anoloanareo . Fa na iza na iza no resy lahatra fa izy no Kristy , aoka hampatsiahy ny tenany izy fa izy tokoa dia Kristy , dia toy izany koa isika .
2CO 10:8     Alignment score: 0.303 → 0.329
For even if I boast a little too much about our authority , which the Lord gave for us to build you up and not to destroy you , I will not be ashamed .
Eny fa na dia mirehareha kely aza aho momban ' ny fahefantsika , izay nomen
' ny Tompo antsika mba hananganana ary tsy hanimba anareo , tsy ho menatra aho .
2CO 10:9     Alignment score: 0.167 → 0.199
I do not want it to appear that I am terrifying you by my letters .
Tsy tiako izany ny hampihorohoro anareo amin ' ny alalan ' ny taratasiko .
2CO 10:10     Alignment score: 0.288
For some people say , " His letters are serious and powerful , but his bodily presence is weak . His words are not worth
listening to . "
Fa ny olona sasany niteny hoe : " Matotra sy mahery ny taratasiny , nefa malemy ara - batana izy . Tsy mendrika hohenoina ny teniny . "
2CO 10:11     Alignment score: 0.179 → 0.202
Let such people be aware that what we are in the words of our letters when we are absent is what we will be in our actions when we are there .
Aoka ny olona tahaka ireny ahafantatra fa ireo teny ao amin ' ny taratasinay tamin ' ny fotoana tsy nahateo anay dia maneho
ny asa tokony ho ataonay rehefa tonga any izahay .
2CO 10:12     Alignment score: 0.226
We are not so bold as to group ourselves or compare ourselves with those who praise themselves . But when they measure themselves by one another and compare themselves with each other , they have no insight .
Tsy mandeha lavitra izahay na mampitaha ny tenanay amin'ireo izay midoka - tena . Fa raha mandrefy ny tenany amin ' ny hafa izy ireo ary mampitaha ny tenany amin ' ny hafa , dia tsy ho malina .
2CO 10:13     Alignment score: 0.18 → 0.197
We , however , will not boast beyond limits . Instead , we will do so only within the limits of what God has assigned to us , limits that reach even as far as you .
Isika , na izany aza , tsy hirehareha mihoatra ny tokony ho izy . Fa kosa , ataonay ihany izany izay misy fetrany araka ny nanendren'Andriamanitra anay , fetra izay mahakasika anareo .
2CO 10:14     Alignment score: 0.316
For we are not overextending ourselves as though we did not reach you . We were the first to reach as far as you with the gospel of Christ .
Fa tsy mitandrina ny tenanay izahay rehefa tonga teny
aminareo . Izahay no tonga voalohany hatrany aminareo niaraka tamin ' ny filazantsaran'i Kristy .
2CO 10:15     Alignment score: 0.161 → 0.176
We have not boasted beyond limits about the labors of others . Rather , our hope is that as your faith continues to grow , our work among you will greatly expand ,
Tsy nirehareha mihaotra ny fetra isika ny momban ' ny asan
' ny sasany . Nefa kosa , antenainay fa hitombo ny finoanareo amin ' ny asa lehibe miandry ny tsirairay , ary samy amin ' ny fetrany avy .
2CO 10:16     Alignment score: 0.184 → 0.199
so that we may preach the gospel even in regions beyond you , without boasting of work already done in another 's area .
Fa izao no antenainay , mba ahafahanay mitory ny filazantsara na dia any amin ' ny toerana lavitra anareo aza . Tsy hirehareha momban ' ny asa efa vita tany amin ' ny faritra hafa isika .
2CO 10:17     Alignment score: 0.505
" But let the one who boasts , boast in the Lord . "
" Nefa aoka ny iray izay mirehareha , hirehareha ao amin ' ny Tompo . "
2CO 10:18     Alignment score: 0.327 → 0.326
For it is not the one who recommends himself who is approved , but the one whom the Lord recommends .
Fa tsy ilay iray izay manolotra ny tenany no ankatoavina . Nefa kosa , aoka ilay iray izay natolotry ny Tompo .
2CO 10     Average alignment score: 0.288 for 18 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13