Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 9:1     Alignment score: 0.238 → 0.246
Concerning the service for God 's holy people , it is not necessary for me to write to you .
Mikasika ny asa fanompoana ho an ' ny mpino , tsy tena ilaiko ny manoratra ho anareo .


2CO 9:2     Alignment score: 0.304 → 0.306
I know about your desire , which I boasted about to the people of Macedonia . I told them that Achaia has been getting ready since last year . Your eagerness has motivated most of them to action .
Fantatro ny momba ny fanirinareo , izay ireharehako amin ' ny olon'i
Makedonia . Nolazaiko azy ireo fa Akaia dia efa vonona nanomboka tamin ' ny taona lasa . Ny zotom - ponareo no nanosika ny ankamaroan'izy ireo hiasa .
2CO 9:3     Alignment score: 0.287 → 0.295
Now I have sent the brothers so that our boasting about you may not be futile , and so that you would be ready , as I said you would be .
Ary nirahiko ny rahalahy mba tsy ho zava - poana ny fireharehantsika momba anareo , ary mba ho vonona ianareo , araka ny efa nolazaiko ho ianareo .
2CO 9:4     Alignment score: 0.251 → 0.256
Otherwise , if any Macedonians come
with me and find you unprepared , we would be ashamed I say nothing about you for being so confident in you .
Raha tsy izany , raha misy Makedoniana maro miaraka amiko ary mahita anareo mbola tsy vonona , dia ho menatra isika - tsy milaza na inona na inona momba anareo aho - noho ny fahatokiana anareo .
2CO 9:5     Alignment score: 0.316
So I thought it was necessary to urge the brothers to come
to you and to make arrangements in advance for the gift you have promised . This is so that it might be ready as a blessing , and not as something extorted .
Ka mieritreritra aho fa ilaina ny mamporisika ireo rahalahy hankany aminao ary hanao fifanarahana mialoha ny amin ' ny fanomezana efa nampanantenainao . Izany dia ahafahana mivonona toy ny fitahiana , fa tsy toy ny zavatra tsy azo ekena .
2CO 9:6     Alignment score: 0.335 → 0.367
The point is this : The one who sows sparingly will also reap sparingly , and the one who sows for the purpose of a blessing
will also reap a blessing .
Ny tena izy dia ity : Ny iray izay mamafy kely dia hijinja ny kely ihany koa , ary ny iray izay mamafy amin ' ny tanjom - pitahiana dia hijinja fitahiana ihany koa .
2CO 9:7     Alignment score: 0.214 → 0.226
Let each one give as he has planned in his heart , not reluctantly or under compulsion , for God loves a cheerful giver .
Avelao ny tsirairay hanome araka izay efa norafetiny tao am - pony . Aza avela
manome fahoriana na faneriterena izy . Fa ny mpanome am - pifaliana no tian'Andriamanitra .
2CO 9:8     Alignment score: 0.243
And God is able to make all grace overflow for you , so that always , in all things , you may have all you need . This will be so that you may multiply every good deed .
Ary Andriamanitra dia afaka mampitombo ny fitahiana ho anao , mba , amin ' ny zavatra rehetra , dia afaka hahazo izay ilainareo rehetra mandrakariva ianareo . Izany no misy dia mba ahafahanareo manatombo ny asa soa anareo .
2CO 9:9     Alignment score: 0.398
It is as it is written : " He has distributed his riches and given them to the poor . His righteousness lasts forever . "
Izany dia araka ny voasoratra hoe : " Nozarainy ireo harenany ary nanome azy ireny ho an ' ny mahantra . Maharitra mandrakizay ny fahamarinany
. "
2CO 9:10     Alignment score: 0.35
He who supplies seed to the farmer who sows and bread for food will also supply and multiply your seed for sowing . He will increase the harvest of your righteousness .
Izy izay mamatsy voa ho an ' ny mpamboly izay mamafy sy ny mofo ho an ' ny sakafo , dia hamatsy sy hampitombo ny voanao
ihany koa ho amin ' ny famafazana . Hampitombo ny vokatry ny fahamarinanao izy .
2CO 9:11     Alignment score: 0.244 → 0.26
You will be enriched in every way so you can be generous . This will bring about thanksgiving to God through us .
Hahazo harena
amin ' ny fomba rehetra ianao mba hahatonga anao ho malala - tanana . Izany dia hitondra fanehoam - pisaorana an'Andriamanitra amin ' ny alalanay .
2CO 9:12     Alignment score: 0.227
For carrying out this service not only meets the needs of God 's holy people , but it also is overflowing into many acts of thanksgiving to God .
Ny fanatanterahana io asa fanompoana io dia tsy vitan ' ny hoe mahafeno ny zavatra ilain
' ny mpino fotsiny ihany . Mitombo ihany koa izany amin ' ny asa fanomezam - pisaorana an'Andriamanitra maro .
2CO 9:13     Alignment score: 0.268 → 0.269
Because of your being tested and proved by this service , you will also glorify God by obedience to your confession of the gospel of Christ . You will also glorify God by the generosity of your contribution to them and to everyone .
Fa noho ny fitsapana anareo izay voaporofo amin'io asa io , dia hanome voninahitra an'Andriamanitra koa ianareo amin ' ny fankatoavana ny fibabohanareo amin ' ny filazantsaran'i Kristy . Dia hanome voninahitra an'Andriamanitra koa ianareo amin ' ny fahalalahan - tananareo amin ' ny fanomezana ho an'izy ireo sy ny olon
- drehetra .
2CO 9:14     Alignment score: 0.174 → 0.201
They long for you , and they are praying for you . They do this because of the very great grace of God that is on you .
Maniry anao izy ireo , ary mivavaka ho anao izy ireo . Manao izany izy ireo noho ny fahalebiazan ' ny fahasoavan'Andriamanitra ao aminao .
2CO 9:15     Alignment score: 0.144 → 0.188
May thanks be to God for his inexpressible gift !
Ho an'Andriamanitra anie ny saotra noho ny fanomezany tsy hay lazaina !
2CO 9     Average alignment score: 0.283 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13