Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 5:1     Alignment score: 0.293 → 0.294
We know
that if our earthly house the tent is destroyed , we have a building from God . It is a house not made by human hands , but an eternal house , in heaven .
Fantantsika fa raha rava ny fonenana eto an - tany izay itoerantsika , dia manana trano avy amin'Andriamanitra isika . Izany dia trano tsy nataon ' ny tanan'olombelona , fa trano mandrakizay , any an - danitra .


2CO 5:2     Alignment score: 0.259 → 0.259
For in this tent we groan , longing to be clothed with our heavenly residence .
Fa eto amin'ity trano - lay ity isika no misento , maniry mafy ny hitafy ny fonenatsika any an - danitra .
2CO 5:3     Alignment score: 0.279
We long for this because by putting it on we will not be found to be naked .
Maniry mafy izany isika satria amin ' ny fanaovantsika izany dia tsy ho hita mitanjaka isika .
2CO 5:4     Alignment score: 0.319 → 0.325
For indeed while we are in this tent , we groan , being burdened . We do not want to be unclothed . Instead , we want to be clothed , so that what is mortal may be swallowed up by life .
Fa raha mbola eto amin'ity trano - lay ity tokoa isika , dia misento , mavesatr'entana . Tsy te hitanjaka isika . Fa kosa , te hitafy isika , mba ho atelin ' ny fiainana izay mety maty .
2CO 5:5     Alignment score: 0.294 → 0.295
The one who prepared us for this very thing is God , who gave us the Spirit as a guarantee of what is to come
.
Ilay Iray izay nanomana antsika ho amin'izany zavatra izany indrindra dia Andriamanitra , izay nanome antsika ny Fanahy ho fanambarana izay ho avy .
2CO 5:6     Alignment score: 0.23 → 0.23
Therefore always be confident , knowing that while we are at home in the body , we are away from the Lord .
Noho izany dia mahatokia
hatrany . Tongava saina fa rehefa ao an - trano amin ' ny vatana isika , dia lavitra ny Tompo .
2CO 5:7     Alignment score: 0.346
For we walk by faith , not by sight .
Fa mandeha amin ' ny finoana isika , fa tsy amin ' ny fahitana .
2CO 5:8     Alignment score: 0.279 → 0.278
So we have confidence . We would prefer to be away from the body and at home with the Lord .
Noho izany dia manana fahatokiana isika . Aleontsika lavitry ny vatana fa ao an - trano miaraka amin ' ny Tompo .
2CO 5:9     Alignment score: 0.179 → 0.179
So we make it our goal , whether we are at home or away , to please him .
Ka dia ataontsika tanjona izany , na any an - trano isika na lavitra izany , mba hahafinaritra Azy .
2CO 5:10     Alignment score: 0.282 → 0.299
For we must all appear before the judgment seat of Christ , so that each one may receive what is due for the things done in the body , whether for good or for bad .
Fa isika rehetra dia tsy maintsy hiseho eo alohan ' ny seza fitsaràn'i Kristy , mba mety ahazoan ' ny tsirairay izay mifanaraka amin'ireo zava - bita tao amin ' ny vatana , na ho amin ' ny tsara na ho amin ' ny ratsy .
2CO 5:11     Alignment score: 0.232 → 0.29
Therefore , knowing the fear of the Lord , we persuade people . What we are is clearly seen by God , and I hope that it is also clear to your conscience .
Noho izany , ny fahafantarana ny tahotra ny Tompo , no handresentsika lahatra ny olona . Ny maha
isika antsika dia hitan'Andriamanitra mazava . Antenaiko fa mazava amin ' ny feon ' ny fieritreretanareo ihany koa izany .
2CO 5:12     Alignment score: 0.173 → 0.207
We are not commending ourselves to you again , but we are giving you a reason to be proud of us , so you may have an answer for those who boast about appearances but not about what is in the heart .
Tsy miezaka
ny handresy lahatra anareo indray izahay mba hijery anay tahaka ny mahitsy fo . Fa kosa , manome antony ho anareo hirehareha nohon ' ny aminay izahay , mba hanananareo valin - teny ho an'ireo izay mirehareha ny amin ' ny endrika ivelany fa tsy ny amin'izay ao am - po .
2CO 5:13     Alignment score: 0.21 → 0.219
For if we are out of our minds , it is for God ; and if we are in our right minds , it is for your sake .
Fa raha very saina izahay , dia ho an'Andriamanitra izany ; ary raha tonga saina tsara izahay , dia ho anareo izany .
2CO 5:14     Alignment score: 0.416
For the love of Christ controls us , because we have concluded this : That one person died
for all , and that therefore all have died .
Fa ny fitiavan'i Kristy no manery anay , satria azonay antoka ny hoe : nisy olona iray maty ho an ' ny rehetra , ary noho izany dia maty ny rehetra .
2CO 5:15     Alignment score: 0.377 → 0.377
He died
for all , so that those who live should no longer live for themselves but for him who for their sake died and was raised .
Maty Izy ho an ' ny rehetra , mba tsy ho velona ho an ' ny tenan'izy ireo intsony ireo izay velona fa ho Azy izay maty ary natsangana nohon ' ny ftiavana azy ireo .
2CO 5:16     Alignment score: 0.235 → 0.236
For this reason , from now on we do not regard anyone according to the flesh , even though we once regarded Christ according to the flesh . But now we no longer regard him that way .
Noho izany antony izany , manomboka izao dia tsy mitsara na iza na iza araka ny fomban ' ny olombelona isika , na dia efa nijery an'i Kristy tahaka izany aza isika taloha . Fa ankehitriny isika dia tsy mitsara na iza na iza tahaka izany intsony .
2CO 5:17     Alignment score: 0.327 → 0.332
Therefore , if anyone is in Christ , he is a new creation . The old things have passed away . See , they have become new .
Noho izany , raha misy olona ao amin'i Kristy , dia olom - baovao izy . Efa lasa ireo zavatra taloha . Indreo
, fa efa tonga vaovao izy ireo .
2CO 5:18     Alignment score: 0.329 → 0.327
All these things are from God . He reconciled us to himself through Christ and has given us the ministry of reconciliation .
Ireo zavatra rehetra ireo dia avy amin'Andriamanitra . Nampihavaniny
tamin ' ny Tenany tamin ' ny alalan'i Kristy isika , ary nomeny antsika ny asa fanompoan ' ny fampihavanana .
2CO 5:19     Alignment score: 0.342 → 0.354
That is , in Christ God is reconciling the world to himself , not counting their trespasses against them . He is entrusting to us the message of reconciliation .
Izany hoe , ao amin'i Kristy Andriamanitra no mampihavana izao tontolo izao amin ' ny Tenany , tsy manisa ny fahadisoan'izy ireo amin'izy ireo . Nankininy taminay ny hafatry
ny fampihavanana .
2CO 5:20     Alignment score: 0.28 → 0.286
So we are appointed as representatives of Christ , as though God were making his appeal through us . We plead with you , for the sake of Christ : " Be reconciled to God ! "
Koa voatendry ho mpisolon - tenan'i Kristy izahay , toy ny hoe amin ' ny alalanay
no hanaovan'Andriamanitra ny fiantsoany . Miangavy anareo izahay , noho i Kristy : " Mihavàna amin'Andriamanitra ! "
2CO 5:21     Alignment score: 0.107
He made him who knew
no sin to become sin for us , so that we might become the righteousness of God in him .
Nataony tonga sorona ho an ' ny fahotantsika Kristy . Izy ilay Iray izay tsy nanota mihitsy . Nataony izany mba ho tonga fahamarinan'Andriamanitra ao aminy isika .
2CO 5     Average alignment score: 0.283 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13