Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 11:1     Alignment score: 0.274
I wish that you could put up with me in some foolishness . But you are indeed putting up with me !
Maniry aho mba ahafahanareo mamela ahy hanao fahadalana kely sasany . Fa tena mamela ahy tokoa ianareo !


2CO 11:2     Alignment score: 0.264
For I am jealous about you . I have a godly jealousy for you , since I promised you in marriage to one husband . I promised to present you as a pure virgin to Christ .
Fa saro - piaro ny momba anareo aho . Manana fahasarotam - piaro araka an'Andriamanitra aminareo aho , hatramin ' ny nanomezako toky anareo tao amin ' ny fanambadiana ho an ' ny vady iray ihany . Nanome toky aho ny hanolotra anareo tahaka ny virjiny
madio ho an'i Kristy .
2CO 11:3     Alignment score: 0.32 → 0.331
But I am afraid that somehow , as the serpent deceived Eve by his craftiness , your thoughts might be led astray
, away from a sincere and pure devotion to Christ .
Fa matahotra aho fandrao , tahaka ny namitahan ' ny menarana an'i Eva tamin ' ny alalan ' ny hafetseny , ny eritreritrareo dia mety hiala amin ' ny fanoloran - tena amin - kitsim - po sy madio amin'i Kristy .
2CO 11:4     Alignment score: 0.253 → 0.258
For suppose that someone comes and proclaims another Jesus than the one we preached . Or suppose that you receive a different spirit than what you received . Or suppose that you receive a different gospel than the one you received . You put up with these things well enough !
Fa eritrereto hoe misy olona iray tonga hitory Jesosy hafa noho ilay iray toriantsika . Na eritrereto hoe mandray Fanahy hafa noho izay raisinareo ianareo . Na eritrereto hoe mandray filazantsara hafa noho ilay iray izay noraisinareo ianareo . Mamela ireny zavatra ireny tsara ihany ianareo !
2CO 11:5     Alignment score: 0.319 → 0.318
For I think that I am not in the least
inferior to those so-called super - apostles .
Satria mieritreritra aho fa tsy farany ambany noho ireo lazaina fa hoe apostoly ambony .
2CO 11:6     Alignment score: 0.331 → 0.328
But even if I am untrained in speech , I am not untrained in knowledge . In every way and in all things we have made this known to you .
Fa na dia tsy nizarana nandaha - teny aza aho , dia nizarana tamin ' ny fahalalana . Tamin ' ny fomba rehetra sy tamin'ireo zavatra rehetra dia nataonay ho fantatrareo izany .
2CO 11:7     Alignment score: 0.242 → 0.242
Did I sin by humbling myself so you might be exalted ? For I freely preached the gospel of God to you .
Moa nanota va aho tamin ' ny fanetren - tenako mba hisandratanareo ? Fa nitory ny filazantsaran ' Andriamanitra maimaimpoana ho anareo aho .
2CO 11:8     Alignment score: 0.178 → 0.196
I robbed other churches by accepting support from them so that I could serve you .
Nandroba ireo fiangonana hafa aho tamin ' ny alalan ' ny fanekena fanohanana avy amin'izy ireo mba ahafahako manompo anareo .
2CO 11:9     Alignment score: 0.355
When I was with you and I was in need , I did not burden anyone . For my needs were met by the brothers who came from Macedonia . In everything I have kept myself from being a burden to you , and I will continue to do that .
Rehefa niaraka taminareo aho sy nila fanampiana
, dia tsy nanavesatra na iza na iza . Fa ireo zavatra nilaiko dia nomen'ireo mpirahalahy izay tonga avy any Makedonia . Tamin ' ny zavatra rehetra dia nitandrina ny tenako tsy ho enta - mavesatra aminareo aho , ary hanohy hanao izany .
2CO 11:10     Alignment score: 0.378 → 0.435
As the truth of Christ is in me , this boasting of mine will not be silenced in the parts of Achaia .
Raha ato amiko ny fahamarinan'i Kristy , dia tsy hangina izany fireharehako izany any amin ' ny faritr'i
Akaia .
2CO 11:11     Alignment score: 0.441 → 0.44
Why ? Because I do not love you ? God knows .
Nahoana ? Satria tsy tiako va ianareo ? Andriamanitra mahalala .
2CO 11:12     Alignment score: 0.118
And what I do I will keep doing , so that I may cut off the opportunity of those
who want an opportunity to be found to be like us in the things they boast about .
Ary ny zavatra ataoko dia mbola ho ataoko foana , mba mety ahafahako manala ny fitarainana nohon ' ny fanakianana ahy sy ny fitarainana noho ireo izay tian'izy ireo hireharehana fa izy ireo dia hita manao asa mitovy amin'izay ataonay .
2CO 11:13     Alignment score: 0.346
For such people are false apostles and deceitful workers . They disguise themselves as apostles of Christ .
Fa ny olona tahaka izany dia apostoly sandoka sy mpiasa mamitaka . Izy ireo dia manao sarintsarin ' ny tenany tahaka ny apostolin'i Kristy .
2CO 11:14     Alignment score: 0.386
And this is no surprise , for even Satan disguises himself as an angel of light .
Ary izany dia tsy mahagaga , fa na ny satana aza maneho
ny tenany tahaka ny anjelin ' ny fahazavana .
2CO 11:15     Alignment score: 0.262
It is no great surprise if his servants also disguise themselves as servants of righteousness . Their fate will be what their deeds deserve .
Tsy mahagaga intsony raha maneho
ny tenan'izy ireo tahaka ny mpanompon ' ny fahamarinana ireo mpanompony . Ny anjaran'izy ireo dia izay mendrika ny asan'izy ireo .
2CO 11:16     Alignment score: 0.386 → 0.389
I say again : Let no one think I am a fool . But if you do , receive me as a fool so I may boast a little .
Lazaiko indray hoe : " Aza avela hisy hieritreritra hoe adala aho . Fa raha manao izany ianareo , dia raiso tahaka ny adala aho ka mba hirehareha kely .
2CO 11:17     Alignment score: 0.222 → 0.222
What I am saying with this boastful confidence I am not talking the way the Lord would I am saying as a fool .
Izay lazaiko momba ity fahatokiana mirehareha ity dia tsy araka ny lazain
' ny Tompo , fa miteny toy ny adala aho .
2CO 11:18     Alignment score: 0.432
Since many people boast according to the flesh , I will also boast .
Fa efa maro ny olona no mirehareha araka ny nofo , dia hirehareha ihany koa aho .
2CO 11:19     Alignment score: 0.418 → 0.42
For you gladly put up with fools . You are wise yourselves !
Nanaiky am - pifaliana ireo adala ianareo . Dia hoe hendry ny tenanareo !
2CO 11:20     Alignment score: 0.15 → 0.165
For you put up with someone if he enslaves you , if he devours you , if he takes advantage of you , if he exalts himself , or if he slaps you in the face .
Fa mandefitra amin ' ny olona ianareo raha manandevo anareo , mandany
anareo , manararaotra anareo , mandray ny tenany ho ambony noho ianareo , na raha mamely tehamaina anareo izy .
2CO 11:21     Alignment score: 0.205 → 0.215
I will say to our shame that we were too weak to do that . Yet if anyone is bold I am speaking like a fool I too will be bold .
Ho lazaiko amin ' ny fahafaham - barakanay
fa malemy loatra izahay tamin ' ny fanaovana izany . Raha misy mirehareha dia miresaka toy ny adala aho Izaho ihany koa dia hirehareha .
2CO 11:22     Alignment score: 0.332 → 0.414
Are they Hebrews ? So am I. Are they Israelites
? So am I. Are they descendants of Abraham ? So am I .
Hebreo ve izy ireo ? Izaho ihany koa . Isiraelita ve izy ireo ? Izaho ihany koa . Taranak'i Abrahama ve izy ireo ? Izaho ihany koa .
2CO 11:23     Alignment score: 0.283 → 0.307
Are they servants of Christ ? ( I speak as though I were insane . ) I am more : in harder labor , in more prisons , in beatings beyond measure , in facing many deadly dangers .
Mpanompon'i
Kristy ve izy ireo ? ( Miresaka toy ny olona very saina aho . ) Mihoatra noho izany aho . Mbola niasa mafy nihoatra noho izany aza aho , tany am - ponja matetika , tamin ' ny kapoka mihoatra ny fepetra , tamin ' ny fiatrehana loza maro mahafaty .
2CO 11:24     Alignment score: 0.331 → 0.338
From Jews I received five times the " forty lashes minus one . "
Avy amin ' ny alalan'ireo Jiosy no nandraisako " kapoka efapolo latsaka iray " Indimy .
2CO 11:25     Alignment score: 0.389 → 0.42
Three times I was beaten with rods . Once I was stoned . Three times I was shipwrecked . I have spent a night and a day on the open sea .
Intelo aho no nokapohina tamin ' ny hazo . Indray aho no notoraham - bato
. Intelo aho no vaky sambo . Nandany iray alina sy iray andro teny an - dranomasina aho .
2CO 11:26     Alignment score: 0.324 → 0.332
I have been on frequent journeys , in danger from rivers , in danger from robbers , in danger from my own people , in danger from the Gentiles , in danger in the city , in danger in the wilderness , in danger at sea , in danger from false brothers .
Nandeha matetika aho , tamin ' ny lozan ' ny ony , tamin ' ny lozan'ireo mpandroba , tamin ' ny lozan ' ny oloko manokana , tamin ' ny lozan'ireo Jentilisa , tamin ' ny loza tany
amin ' ny tanàna , tamin ' ny loza tany an'efitra , tamin ' ny loza tany an - dranomasina , tamin ' ny loza avy amin'ireo rahalahy sandoka .
2CO 11:27     Alignment score: 0.37 → 0.369
I have served in labor and toil , in many sleepless nights , in hunger and thirst , often in fasting , in cold and nakedness .
Efa tamin ' ny asa mafy sy zava - tsarotra aho , tamin ' ny alina tsy misy torimaso , tamin ' ny hanoanana sy hetaheta , tamin ' ny fifadin - kanina matetika , tamin ' ny hatsiaka sy fitanjahana
.
2CO 11:28     Alignment score: 0.226
Apart from everything else , there is the daily pressure of my concern for all the churches .
Ankoatry ny zavatra hafa , misy tsindry isan'andro amiko nohon ' ny fanahiako amin ' ny fiangonana rehetra .
2CO 11:29     Alignment score: 0.28
Who is weak , and I am not weak ? Who has been caused to stumble , and I do not burn ?
Iza no malemy , ka tsy malemy aho ? Iza no manafintohina , ka tsy mirehitra aho ?
2CO 11:30     Alignment score: 0.368
If I must boast , I will boast about what shows my weaknesses .
Raha tsy maintsy mirehareha aho , dia hirehareha momba izay maneho ireo fahalemeko .
2CO 11:31     Alignment score: 0.453 → 0.462
The God and Father of the Lord Jesus , the one who is blessed forever , knows that I am not lying !
Ilay Andriamanitra sy Rain'i
Tompo Jesosy , ilay iray izay deraina mandrakizay , dia mahafantatra fa tsy mandainga aho !
2CO 11:32     Alignment score: 0.583
At Damascus , the governor under King Aretas was guarding the city of Damascus to arrest me .
Tany Damaskosy , ny governora ambanin'i
Areta mpanjaka dia niambina ny tanànan'i Damaskosy mba hisambotra ahy .
2CO 11:33     Alignment score: 0.214 → 0.21
But I was lowered in a basket through a window in the wall , and I escaped from his hands .
Fa nampidinina tamin ' ny sobika teo amin ' ny varavaran - kely iray teo amin ' ny manda aho , ka dia nandositra ny tanany .
2CO 11     Average alignment score: 0.312 for 33 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13