Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 12:1     Alignment score: 0.331
I must boast , even if it is unprofitable . But I will go on to visions and revelations
from the Lord .
Izaho dia tsy maintsy mirehareha , fa tsy misy na inona na inona azo avy amin'izany . Fa izaho dia hanohy ny amin'ireo fahitana sy ireo fanambarana avy amin ' ny Tompo .


2CO 12:2     Alignment score: 0.303 → 0.293
I know a man in Christ who fourteen years ago whether in the body or out of the body , I do not know , God knows was caught up into the third heaven .
Mahafantatra lehilahy ao amin'i Kristy aho izay efatra ambin ' ny folo taona lasa izay na ao amin ' ny tena na ivelan
' ny tena , izaho tsy mahafantatra , Andriamanitra mahafantatra nalaina niakatra tany amin ' ny lanitra faha telo .
2CO 12:3     Alignment score: 0.25
And I know that this man whether in the body , or out of the body , I do not know , God knows
Ary fantatro fa io lehilahy io na ao amin ' ny tena , na ivelan
' ny tena , izaho tsy mahafantatra , Andriamanitra mahafantatra
2CO 12:4     Alignment score: 0.207 → 0.207
was caught up into paradise and heard inexpressible words that people are not permitted to speak .
dia nalaina niakatra tao amin ' ny paradisa ary nandre zavatra izay tena masina loatra amin ' ny olona ny hilaza azy .
2CO 12:5     Alignment score: 0.346 → 0.345
On behalf of such a person I will boast . But on behalf of myself I will not boast , except about my weaknesses .
Amin ' ny anaran ' ny olona tahaka izany dia hirehareha aho . Fa amin ' ny anaran ' ny tenako dia tsy hirehareha aho , afa - tsy ny momba ireo fahalemeko .
2CO 12:6     Alignment score: 0.208 → 0.222
If I should choose
to boast , I will not be a fool , because I would be speaking the truth . But I will keep from boasting , so that no one will think more of me than what he sees in me or hears from me .
Raha te hirehareha aho , dia tsy ho adala aho , fa te hilaza ny marina . Fa hifehy tena amin ' ny fireharehana aho , mba tsy hisy na iza na iza hihevitra ahy ho ambony noho izay hita amiko na re avy amiko .
2CO 12:7     Alignment score: 0.207 → 0.207
To keep me from exalting myself because of the surpassing greatness of the revelations
, a thorn in the flesh was given to me , a messenger from Satan to afflict me so I would not exalt myself .
Hifehy tena amin ' ny fireharehana ihany koa aho noho ireo karazana fanambarana miavaka ireo . Noho izany , mba tsy ho feno fireharehana aho , dia nasiana tsilo ny nofoko , ny mpitondra hafatr'i Satana hanakorontana ahy , mba tsy hirehareha loatra aho .
2CO 12:8     Alignment score: 0.398
Three times I pleaded with the Lord about this , for him to take it away from me .
Intelo aho no nitalaho tamin ' ny Tompo ny momba izany , mba hanaisorany izany amiko .
2CO 12:9     Alignment score: 0.29 → 0.304
But he said to me , " My grace is enough for you , for power is made perfect in weakness . " So I would much rather boast about my weakness , so that the power of Christ might reside on me .
Fa hoy izy tamiko hoe : " Ampy ho anao ny fahasoavako , fa ny hery dia natao ho lafatra ao amin ' ny fahalemena
. " aleoko mirehareha bebe kokoa ny amin ' ny fahalemeko , mba hitoeran ' ny herin'i Kristy ato amiko .
2CO 12:10     Alignment score: 0.318 → 0.318
Therefore I am content for Christ 's sake in weaknesses
, in insults , in troubles , in persecutions and distressing situations . For whenever I am weak , then I am strong .
Noho izany finaritra noho i Kristy ao amin ' ny fahalemena , amin ' ny fanevatevana , amin ' ny korontana , amin ' ny fanenjehana ary ao amin ' ny fotoan - tsarotra aho . Fa na oviana na oviana malemy aho , dia matanjaka .
2CO 12:11     Alignment score: 0.288 → 0.317
I have become
a fool ! You forced me to this , for I should have been praised by you . For I was not at all inferior to the so-called super - apostles , even though I am nothing .
Izaho dia lasa adala ! Ianareo no nanery ahy amin'izany , fa izaho dia tokony noderainareo . Fa izaho dia tsy ambany noho ireo izay antsoina hoe apostoly ambony ireo mihintsy , na dia tsinontsinona aza aho .
2CO 12:12     Alignment score: 0.335
The true signs of an apostle were performed among you with all perseverance , signs and wonders and miracles .
Ireo famantarana marina ny maha
Apostoly dia notanterahina teo aminareo tamin ' ny faharetana tanteraka , famantarana sy fahagagana ary asa mahery .
2CO 12:13     Alignment score: 0.273 → 0.273
For how were you less important than the rest of the churches , except that I was not a burden to you ? Forgive me for this wrong !
Fa ahoana ianareo no tsy dia manan - danja noho ireo fiangonana sasany , ankoatry ny tsy maha
vesatra ahy ho anareo ? Mamelà ahy noho izany fahadisoana izany !
2CO 12:14     Alignment score: 0.287 → 0.296
Look ! I am ready to come
to you a third time . I will not be a burden to you , for I do not seek what is yours . I want you . For children should not save up for the parents . Instead , the parents should save up for the children .
Indro ! Vonona ho tonga fanintelony any aminareo aho . Tsy ho vesatra ho anareo aho , fa izaho dia tsy mila izay anareo . Ianareo no ilaiko . Fa tsy ny zanaka no tokony hihary ho an'ireo ray aman - dreny . Fa kosa , ireo ray aman - dreny no tokony hihary ho an'ireo zanaka .
2CO 12:15     Alignment score: 0.201
I will most gladly spend and be spent for your souls . If I love you more , am I to be loved less ?
Izaho dia ho faly tanteraka handany sy ho laniana ho an ' ny fanahinareo . Raha mitia be anareo aho , dia hotiavina kely ve izaho ?
2CO 12:16     Alignment score: 0.282
But as it is , I did not burden you . But since I am so crafty , I am the one who caught you by deceit .
Fa na dia toy izany aza , tsy nanavesatra anareo aho . Fa , satria aho fetsisetsy be , dia izaho ilay iray izay nahazo anareo tamin ' ny fitaka .
2CO 12:17     Alignment score: 0.227 → 0.231
Did I take advantage of you by anyone I sent to you ?
Moa ve nanararaotra anareo tamin ' ny alalan ' ny olona izay nalefako taminareo aho ?
2CO 12:18     Alignment score: 0.222
I urged Titus to go to you , and I sent the other brother with him . Did Titus take advantage of you ? Did we not walk in the same spirit ? Did we not walk in the same steps ?
Naniraka faingana an'i Titosy ho any aminareo aho , ary nalefako niaraka taminy ireo rahalahy sasany . Moa ve nanararaotra anareo i Titosy ? Moa ve tsy miray lalana
isika ? Moa ve tsy niray dia isika ?
2CO 12:19     Alignment score: 0.295 → 0.316
Do you think all of this time we have been defending ourselves to you ? It is in the sight of God that we speak in Christ , and all for your strengthening , beloved .
Moa ve mieritreritra ianareo fa nandritra
izany fotoana rehetra izany dia niaro ny tenanay taminareo izahay ? Eo anatrehan'Andriamanitra , no itenenanay tao amin'i Kristy ny zavatra rehetra mba ho fampaherezana anareo .
2CO 12:20     Alignment score: 0.194 → 0.204
For I fear that when I come
, I may not find you as I wish . I fear that you might not find me as you wish . I fear that there may be quarreling , jealousy , outbursts of anger , rivalries , slander , gossip , arrogance , and disorder .
Fa matahotra aho fandrao rehefa tonga aho dia mety tsy hahita anareo araky ny fanantenako . Matahotra aho fandrao tsy ho hitanareo araky ny fanantenanareo . Matahotra aho fa sao dia mety hisy fifandirana , fialonana , firehetan ' ny hatezerana , fikasana amin ' ny fitiavan - tena , fifosana , fieboeboana , ary fikorontanana .
2CO 12:21     Alignment score: 0.265 → 0.267
I fear that when I come
back , my God might humble me before you . I fear that I might be grieved by many of those who have sinned before now and who did not repent of the uncleanness and sexual immorality and lustful indulgence that they practiced .
Matahotra aho fandrao rehefa miverina , dia hanetry ahy eo anatrehanareo ny Andriamanitro . Matahotra aho fandrao mety halahelo ny amin'ireo maro izay nanota teo aloha , ka mbola tsy nibebaka tamin ' ny fahalotoana sy ny fijangajangana ary ny fijejojejoana feno fanirian - dratsy izay nataon'izy ireo .
2CO 12     Average alignment score: 0.271 for 21 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13