Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


2CO 4:1     Alignment score: 0.294
Therefore , because we have this ministry , and just as we have received mercy , we do not become
discouraged .
Noho izany , satria izahay manana izany asa fanompoana izany , ary vao nahazo famindram - po , dia kivy izahay .


2CO 4:2     Alignment score: 0.226 → 0.244
Instead , we have rejected secret and shameful ways . We do not walk in craftiness , and we do not mishandle the word of God , but by presenting the truth , we recommend ourselves to everyone 's conscience in the sight of God .
Fa kosa , nolavinay ireo fomba mahamenatra sy miafina . Tsy miaina amin ' ny fitaka izahay , ary mampiasa marina ny tenin'Andriamanitra . Amin ' ny fanehoana ny marina , izahay dia mandidy
ny tenanay ny amin ' ny feon ' ny fieritreretan ' ny olona mba ho entina eo imason'Andriamanitra .
2CO 4:3     Alignment score: 0.378
But if our gospel is veiled , it is veiled only to those who are perishing .
Fa raha voasarona ny filazantsaranay
, izany dia ho voasarona amin'ireo izay maty irery ihany .
2CO 4:4     Alignment score: 0.324 → 0.332
In their case
, the god of this world has blinded their unbelieving minds . As a result , they are not able to see the light of the gospel of the glory of Christ , who is the image of God .
Amin ' ny toe - javatra mitranga amin'izy ireo , ny andriamanitr'izao tontolo izao nahajamba ireo saina tsy minon'izy ireo . Vokatry izany , tsy afaka mahita ny fahazavan ' ny filazantsaran ' ny voninahitr'i Kristy izy ireo , izay endrik'Andriamanitra .
2CO 4:5     Alignment score: 0.539 → 0.54
For we do not proclaim ourselves , but Christ Jesus as Lord , and ourselves as your servants for Jesus ' sake .
Fa izahay tsy manambara ny tenanay , fa i Kristy Jesosy toy ny Tompo , ary ny tenanay toy ny mpanomponareo nohon ' ny amin'i Jesosy .
2CO 4:6     Alignment score: 0.449
For God is the one who said , " Light will shine out of darkness . " He has shone
in our hearts , to give the light of the knowledge of the glory of God in the presence of Jesus Christ .
Fa Andriamanitra dia ilay iray izay niteny hoe : " Ny fahazavana hamiratra ao amin ' ny haizina . " Izy namiratra tao am - ponay , mba hanome ny fahazavan ' ny fahalalana ny voninahitr'Andriamanitra eo amin ' ny fanatrehan'i Jesosy Kristy .
2CO 4:7     Alignment score: 0.228 → 0.238
But we have this treasure in jars of clay , so that it is clear that the exceedingly great power belongs to God and not to us .
Fa izahay manana izany harena izany ao anaty tavoara tanimanga , mba hazava fa ny hery lehibe mihoatra lavitra dia an'Andriamanitra fa tsy anay .
2CO 4:8     Alignment score: 0.209 → 0.214
We are afflicted in every way , but not overwhelmed . We are perplexed but not filled with despair .
Ampahoriana amin ' ny fomba rehetra izahay , fa tsy resy . Very hevitra izahay fa tsy feno famoizam - po .
2CO 4:9     Alignment score: 0.277 → 0.278
We are persecuted but not abandoned ; struck down but not destroyed ;
Enjehina izahay fa tsy nilaozana . Vonoina izahay fa tsy rava .
2CO 4:10     Alignment score: 0.291
always carrying around in our body the death of Jesus , so that the life
of Jesus may also be revealed in our body .
Mitondra eo amin ' ny tenanay ny fahafatesan'i Jesosy hatrany izahay , amin'izay ny fiainan'i Jesosy ihany koa dia hiseho eo amin ' ny tenanay .
2CO 4:11     Alignment score: 0.26 → 0.265
For we who are alive
are always being given over to death for Jesus ' sake , so that the life of Jesus may be revealed in our mortal flesh .
Izahay izay velona dia mitondra hatrany ao amin ' ny vatanay ny fahafatesan'i Jesosy , amin'izay ny fiainan'i Jesosy dia hiseho eo amin ' ny vatanay olombelona .
2CO 4:12     Alignment score: 0.34
So death is at work in us , but life is at work in you .
Noho izany ny fahafatesana dia miasa ao amintsika , fa ny fiainana miasa ao aminareo .
2CO 4:15     Alignment score: 0.197 → 0.203
For everything is for your sake , so that the grace that is reaching more and more people may cause
thanksgiving to increase to the glory of God .
Ny zava - drehetra dia ho anareo mba , araka ny fahasoavana voaparitaka tamin ' ny olona maro , no hitomboan ' ny fanomezam - pisaorana ao amin ' ny voninahitr'Andriamanitra .
2CO 4:16     Alignment score: 0.245 → 0.245
So we do not become
discouraged . Even though outwardly we are wasting away , inwardly we are being renewed day by day .
Noho izany dia tsy ho kivy izahay . Na dia malemy ivelany aza izahay , dia havaozina isan'andro isan'andro ny ao anatinay .
2CO 4:17     Alignment score: 0.179 → 0.18
For this momentary , light affliction is producing for us an eternal burden of glory that exceeds all measurement
.
Fa amin'izao andro mandalo izao , ny fahoriana maivana dia manomana anay ho amin ' ny lanjan ' ny voninahitra maharitra mandrakizay izay mihoatra ny fandanjna rehetra .
2CO 4:18     Alignment score: 0.302
For we are not watching for things that are seen , but for things that are unseen . The things that we can see are temporary , but the things that are unseen are eternal .
Fa isika tsy mijery zavatra izay hita , fa ireo zavatra tsy hita . Ireo zavatra izay mety hitantsika dia tsy maharitra , fa ireo zavatra izay tsy hita dia maharitra mandrakizay .
2CO 4     Average alignment score: 0.298 for 16 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of 2CO:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13