Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 6:1     Alignment score: 0.378 → 0.382
So then , let us leave the beginning of the message of Christ and move forward to maturity . Let us not lay again the foundation of repentance from dead works and of faith in God ,
Noho izany , andeha havelantsika ny fiantombohan ' ny hafatr'i
Kristy ka handroso amin ' ny fahamatorana . Andeha isika tsy hametraka indray ny fototry ny fibebahana nohon ' ny asan ' ny maty sy ny finoana an'Andriamanitra ,


HEB 6:2     Alignment score: 0.32 → 0.344
nor the foundation of teaching about baptisms , laying on of hands , the resurrection of the dead , and eternal judgment .
na ny fototry
ny fampianarana momban ' ny batisa , ny fametrahan - tanana , ny fitsanganan'ireo olona maty , ary ny fitsarana mandrakizay .
HEB 6:3     Alignment score: 0.229 → 0.232
We will also do this if God permits .
Hanao izany ihany koa isika raha avelan'Andriamanitra .
HEB 6:4     Alignment score: 0.349 → 0.352
For it is impossible for those who were once enlightened , who tasted the heavenly gift , who were sharers of the Holy Spirit ,
Fa tsy hay atao ho an'ireo izay efa nohazavaina indray mandeha izany , izay nanandrana ny fanomezana avy any an - danitra , izay nandray ny Fanahy Masina ,
HEB 6:5     Alignment score: 0.26
and who tasted God 's good word and the powers of the age to come
,
ary izay nanandrana ny teny tsaran'Andriamanitra sy ireo herin ' ny vanim - potoana ho avy ,
HEB 6:6     Alignment score: 0.333
but who then fell
away it is impossible to restore them again to repentance . This is because they crucify the Son of God for themselves again , and publicly shame him .
saingy avy eo dia lavo tsy hay atao ny mamerina azy ireo amin ' ny fibebahana indray . Izany dia satria nomboan'izy ireo ho an ' ny tenan'izy ireo indray ny Zanak'Andriamanitra , ary nalainy baraka ampahibemaso .
HEB 6:7     Alignment score: 0.192 → 0.216
For the land that drinks in the rain that often comes on it , and that gives birth to the plants useful to those
for whom the land was worked this is the land that receives a blessing from God .
Fa ny tany izay mitroka ny orana mateti - piavy amin'izany , sy izay mamokatra ireo zava - maniry ilain'ireo olona izay niasana ny tany io no tany izay mandray fitahiana avy amin'Andriamanitra .
HEB 6:8     Alignment score: 0.262
But if it bears thorns and thistles , it is worthless and is near to a curse . Its end is in burning .
Fa raha mamokatra tsilo izany , dia tsy misy ilàna azy ary efa akaikin
' ny fanozonana . Ny fiafaran'izany dia amin ' ny firehetana .
HEB 6:9     Alignment score: 0.382 → 0.409
But we are convinced about better things concerning you , beloved ones things that concern salvation even though we speak like this .
Fa izahay dia resy lahatra ny amin'ireo zavatra tsara kokoa momba anareo , ry malala , zavatra izay mahakasika ny famonjena , na dia miteny tahaka izany aza izahay .
HEB 6:10     Alignment score: 0.291
For God is not unjust . He will not forget your work and the love you showed for his name , because you served his holy people , and you are still serving them .
Fa Andriamanitra dia tsy mba tsy marina ka hanadino ny asanareo sy ny fitiavana izay nasehonareo nohon ' ny anarany , satria ianareo dia nanompo ireo mpino ary mbola manompo azy ireo hatrany .
HEB 6:11     Alignment score: 0.167 → 0.173
We greatly desire that each of you may show the same diligence to the end , in order to make your hope certain .
Maniry mafy izahay mba haneho fahazotoana tahaka izany hatramin ' ny farany ny tsirairay aminareo ho an ' ny antoky ny fahatokiana feno .
HEB 6:12     Alignment score: 0.469
This is so that you will not become
lazy , but imitators of those who by faith and patience inherit the promises .
Izany dia mba tsy ho lasa kamo ianareo , fa ho mpaka - tahaka an'ireo izay mandova ireo fampanantenana amin ' ny finoana sy faharetana .
HEB 6:13     Alignment score: 0.408 → 0.408
For when God made his promise to Abraham , he swore by himself , since he could not swear by anyone greater .
Fa tamin'Andriamanitra nanao ny fampanantenany
tamin'i Abrahama , dia nianiana tamin ' ny Tenany Izy , rehefa tsy afaka nianiana tamin ' ny olona lehibe kokoa .
HEB 6:14     Alignment score: 0.298
He said , " I will certainly bless you and give
you many descendants . "
Hoy Izy hoe : " Izaho dia hitahy anao tokoa , ary tena hahamaro anao . "
HEB 6:15     Alignment score: 0.354 → 0.394
In this way , Abraham obtained what was promised after he had patiently waited .
Tamin'izany fomba izany , dia nahazo izay nampanantenaina
taorian ' ny niandrasany tamim - paharetana Abrahama .
HEB 6:16     Alignment score: 0.269 → 0.273
For people swear by someone greater than themselves . At the end of each of their disputes , an oath serves as confirmation .
Fa ny olona dia mianiana amin ' ny olona izay lehibe kokoa noho ny tenan'izy ireo . Isakin ' ny tapitra ny fifamalian'izy ireo , dia misy voady iray natao ho fanamafisana .
HEB 6:17     Alignment score: 0.311 → 0.342
When God decided to show more clearly to the heirs of the promise the unchangeable quality of his purpose , he guaranteed it with an oath .
Rehefa nanapa - kevitra ny hampiseho mazava kokoa tamin'ireo mpandovan ' ny fampanantenana ny tsy fiovan
' ny kalitaon ' ny tanjony Andriamanitra , dia nomeny antoka tamin ' ny voady izany .
HEB 6:18     Alignment score: 0.225
He did this so that by two unchangeable things with which it is impossible for God to lie we , who have fled for refuge , will have a strong encouragement to hold firmly to the hope set before us .
Nataony izany mba ho amin ' ny alalan ' ny zavatra tsy azo ovaina anankiroa izay tsy hain'Andriamanitra ny mandainga amin'izany dia hanana fampaherezana matanjaka mba hihazonana mafy ny fahatokiana izay napetraka
teo anoloantsika , isika , izay nandositra mba hanana fialofana .
HEB 6:19     Alignment score: 0.244 → 0.264
We have this as a secure and reliable anchor for the soul , a hope that enters into the inner place behind the curtain ,
Manana izany toky izany isika ho aro sy vatofantsika azo hiankinana ho an ' ny fanahintsika , fahatokiana izay miditra ao amin ' ny fitoerana anatiny ao ambadiky ny lamba .
HEB 6:20     Alignment score: 0.356
where Jesus , who went before us , has entered into that place on our behalf . He has become a high priest forever after the order of Melchizedek .
Jesosy niditra tao amin'izany fitoerana izany toy ny mpialoha lalana
ho antsika , ka tonga mpisoronabe mandrakizay manaraka ny fomban'i Melkizedeka .
HEB 6     Average alignment score: 0.315 for 20 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13