Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 4:1     Alignment score: 0.127 → 0.135
Therefore , since the promise of entering his rest is still allowed to stand , let us fear , so that none of you may seem to have fallen short of it .
Noho izany , aoka hitandrina tsara isika mba tsy hisy aminareo ny tsy afaka hahatratra ny teny
fampanantenana navela ho anareo mba hidiranareo ao amin ' ny fitsaharan'Andriamanitra .


HEB 4:3     Alignment score: 0.333 → 0.334
For we who have believed enter that rest , just as he said , " As I swore in my wrath , They will never enter my rest . " Even so , his works were finished from the foundation of the world .
Fa isika izay nino dia ireo izay hiditra amin'izany fitsaharana izany , araka izay efa nolazainy
hoe : " Tahaka ny nianianako tamin ' ny fahatezerako , dia tsy hiditra velively ao amin ' ny fitsaharako izy ireo . " Fa na izany koa aza , ny asa famoronany dia vita tamin ' ny fanorenana izao tontolo izao .
HEB 4:4     Alignment score: 0.264
For he has somewhere spoken about the seventh day : " And God rested on the seventh day from all his works . "
Fa izy niteny tany
ho any momban ' ny andro faha - fito hoe : " Andriamanitra nitsahatra tamin ' ny andro faha - fito tamin ' ny asany rehetra . "
HEB 4:5     Alignment score: 0.316
And again in this same passage he said , " They will never enter my rest . "
Ary mbola niteny indray izy hoe : " Izy ireo dia tsy hiditra velively ao amin ' ny fitsaharako . "
HEB 4:6     Alignment score: 0.238
Therefore , it remains for some to enter that rest , and those
who previously had the good news proclaimed to them did not go in because of their disobedience .
Noho izany , satria mbola voatokana ho an ' ny sasany ny fidirana ao amin ' ny fitsaharany , ary satria maro ireo Israelita nandre ny vaovao mahafaly tsy niditra tao nohon ' ny tsy fankatoavana ,
HEB 4:7     Alignment score: 0.329 → 0.336
So God again appointed a certain day , calling it " Today , " when he spoke through David much later in words already quoted : " Today if you hear his voice , do not harden your hearts . "
dia nametraka andro iray indray nantsoina hoe : " Androany " Andriamanitra . Taorian ' ny andro maro , dia niresaka tamin ' ny alalan'i
Davida Izy , toy izay voalaza mialoha hoe : " Anio raha mandre ny feony ianareo , dia aza manamafy ny fonareo . "
HEB 4:8     Alignment score: 0.388
For if Joshua had given them rest , God would not have spoken about another day .
Fa raha Josoa no nanome fitsaharana azy ireo , dia tsy niresaka momban ' ny andro iray hafa Andriamanitra .
HEB 4:9     Alignment score: 0.416
So there remains a Sabbath rest reserved for God 's people .
Noho izany dia mbola misy sabata fitsaharana voatokana ho an ' ny vahoakan
' Andriamanitra .
HEB 4:10     Alignment score: 0.31
For he who enters into God 's rest has himself also rested from his deeds , just as God did from his .
Fa izay miditra ao amin ' ny fitsaharan'Andriamanitra dia nitsahatra tamin ' ny asany ihany koa , tahaka ny nataon'Andriamanitra tamin ' ny Azy .
HEB 4:11     Alignment score: 0.297 → 0.298
Therefore let us be eager to enter that rest , so that no one will fall
into the kind of disobedience that they did .
Noho izany aoka isika hazoto hiditra amin'izany fitsaharana izany , mba tsy hisy na iray aza ho tafalatsaka amin ' ny karazana tsy fankatoavana izay nataon'izy ireo .
HEB 4:12     Alignment score: 0.243 → 0.264
For the word of God is living and active and sharper than any two - edged sword . It pierces even to the dividing of soul and spirit , of joints and marrow , and is able to discern the thoughts and intentions of the heart .
Fa ny tenin'Andriamanitra dia velona sy mandaitra ary maranitra noho ny sabatra roa lela . Izany dia manindrona hatramin ' ny fanasarahana ny aina
amin ' ny fanahy , sy ny tonona amin ' ny tsoka mihintsy aza . Ka afaka fantarina ny eritreritry ny fo sy ireo fikasana .
HEB 4:13     Alignment score: 0.145 → 0.167
No thing that has been created is hidden before God , but everything is bare and open to the eyes of the one to whom we must give
an account .
Tsy nisy famoronana niafina teo anatrehan'Andriamanitra . Fa kosa , ny zavatra rehetra dia miharihary sy misokatra eo imason'ilay iray izay tsy maintsy hampamoahintsika .
HEB 4:14     Alignment score: 0.328
Therefore , since we have a great high priest who has passed through the heavens , Jesus the Son of God , let us firmly hold to our confession .
Noho izany , satria isika dia manana mpisoronabe lehibe izay lasa namaky ny lanitra , Jesosy Zanak'Andriamanitra , dia andeha isika hifikitra mafy amin ' ny finoantsika .
HEB 4:15     Alignment score: 0.267 → 0.27
For we do not have a high priest who can not feel sympathy for our weaknesses
. Rather , we have someone who has in all ways been tempted as we are , except that he is without sin .
Fa isika dia tsy manana mpisoronabe izay tsy mahatsapa fangorahana amin ' ny fahalementsika . Fa kosa , isika dia manana olona iray izay efa nalaim - panahy tamin ' ny fomba rehetra tahaka antsika , saingy Izy tsy misy ota .
HEB 4:16     Alignment score: 0.375 → 0.396
Let us then go with confidence to the throne of grace , so that we may receive mercy and find grace to help in time of need .
Aoka ary isika andeha amin ' ny fahatokiana ho any amin ' ny seza fiandrianan
' ny fahasoavana , mba handraisantsika ny famindram - po sy hahita fahasoavana hanampy amin ' ny fotoana ilàna izany .
HEB 4     Average alignment score: 0.292 for 15 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13