Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 11:1     Alignment score: 0.196 → 0.2
Now faith is being sure of the things hoped for and certain of things that are not seen .
Ary ny finoana no antoka amin'ireo zavatra nandrasana tamim
- pahatokiana . Io no porofon'ireo zava - mitranga izay mbola tsy hita .


HEB 11:2     Alignment score: 0.211
For because of this the ancestors were approved for their faith .
Fa noho izany ireo razambe dia nankatoavina nohon ' ny finoan'izy ireo .
HEB 11:3     Alignment score: 0.347 → 0.345
By faith we understand that the universe was created by God 's command , so that what is visible was not made out of things that were visible .
Amin ' ny finoana no hahafantarantsika fa ny didin'Andriamanitra no namoronana izao tontolo izao , ka izay hita maso dia tsy natao tamin ' ny zavatra izay hita maso .
HEB 11:4     Alignment score: 0.35 → 0.364
It was by faith that Abel offered God a better sacrifice than Cain , through which he was attested to be righteous , and God spoke well of him because of his offerings
, and by faith Abel still speaks , even though he is dead .
Tamin ' ny finoana no nanoloran'i Abela fanatitra tsara kokoa ho an'Andriamanitra noho ny an'i Kaina , tamin ' ny alalan'izany no nanambarany azy ho marina , ary Andriamanitra niteny tsara azy noho ireo fanatiny , ary amin ' ny finoana no mbola hitenenan'i Abela , na dia efa maty aza izy .
HEB 11:5     Alignment score: 0.386
It was by faith that Enoch was taken up so that he did not see death . " He was not found , because God took him away . " For before he was taken up , it was testified that he had pleased God .
Tamin ' ny finoana no namindrana an'i Enoka mba tsy ahitany ny fahafatesana . " Tsy hita izy , satria nalain'Andriamanitra . " Fa talohan ' ny nakana azy , dia nijoroana vavolombelona fa nankasitrahan ' Andriamanitra izy .
HEB 11:6     Alignment score: 0.232
Now without faith it is impossible to please him . For it is necessary that anyone coming to God must believe that he exists and that he is a rewarder of those who seek him .
Ary rehefa tsy misy finoana dia tsy mety ho ankasitrahany
. Satria ilaina hoe izay manatona an'Andriamanitra dia tsy maintsy mino fa misy Izy ary Izy no mamaly soa an'ireo izay mitady Azy .
HEB 11:7     Alignment score: 0.353 → 0.378
It was by faith that Noah , having been given a divine message about things not yet seen , with godly reverence built an ark to save his household . By doing this , he condemned the world and became
an heir of the righteousness that is according to faith .
Tamin ' ny finoana Noa , no nomena ny hafatra avy amin'Andriamanitra momba ireo zavatra izay tsy mbola hita , niaraka tamin ' ny fanajana an ' Andriamanitra no nanamboarany ny sambo izay namonjeny ny ankohonany . Fa tamin ' ny fanaovana izany , no nanamelohany izao tontolo izao sy nahatongavany ho mpandova ny fahamarinana araky ny finoana .
HEB 11:8     Alignment score: 0.39 → 0.405
It was by faith that Abraham , when he was called , obeyed and went out to the place that he was to receive as an inheritance . He went out , not knowing where he was going .
Tamin ' ny finoana Abrahama , rehefa nantsoina , no nankatoa sy nandeha nankany amin'ilay toerana izay hahazoany ho lova . Nandeha izy , tsy nahalala izay tany
nombany .
HEB 11:9     Alignment score: 0.355 → 0.415
It was by faith that he lived in the land of promise as a foreigner . He lived in tents with Isaac and Jacob , fellow heirs of the same promise .
Tamin ' ny finoana no niainany tany amin'ilay tany nampanantenaina
toy ny vahiny . Niaina tao anaty trano lay izy niaraka tamin'Isaka sy Jakoba , ireo mpiara - mandova amin'ilay fampanantenana mitovy .
HEB 11:10     Alignment score: 0.262 → 0.264
For he was looking forward to the city with foundations
, whose architect and builder is God .
Fa izy nitady ilay tanàna izay manana ireo fanorenana , ilay tanàna izay Andriamanitra no mpamari - trano sy mpanori - trano .
HEB 11:11     Alignment score: 0.331 → 0.345
It was by faith , even though Sarah herself was barren , that she received ability to conceive . This happened even though she was too old , since she considered as faithful the one who had given the promise .
Tamin ' ny finoana , na dia Saraha izy tenany izay momba aza , no nahazoan'i Abrahama ny fahafahana ho ray . Nitranga izany na dia efa tena antitra aza izy , satria noheverina ho toy ilay mahatoky nomena ilay fampanantenana izy .
HEB 11:12     Alignment score: 0.162 → 0.202
Therefore , from this one man and he was almost dead were born
descendants as many as the stars in the sky and as countless as sand by the seashore .
Noho izany , avy amin'izany lehilahy izany , izay efa ho faty , no nahaterahan'ireo izay toy ireo kintana eny an - danitra ny hamaroany sy toy ny fasika manamorona ny ranomasina , izay tsy voaisa .
HEB 11:13     Alignment score: 0.247 → 0.265
It was in faith that all these died
without receiving the promises . Rather , they saw and greeted them from far off , and they acknowledged that they were foreigners and exiles on earth .
Tao amin ' ny finoana ireny rehetra ireny no maty tsy nandray ireo fampanantenana . Fa kosa , taorian ' ny nahitana sy niarahabana azy ireo avy eny alavitra , dia nanaiky izy ireo fa vahiny sy sesi - tany ety an - tany .
HEB 11:14     Alignment score: 0.187 → 0.189
For those who say such things make it clear that they are seeking a homeland .
Ho an'ireo izay miteny toy izany zavatra izany dia manazava fa mitady tanindrazana
izy ireo .
HEB 11:15     Alignment score: 0.207 → 0.235
If they had been thinking of the country from which they had gone out , they would have had opportunity to return .
Raha nieritreritra ny firenena izay nialany izy ireo , dia mety nanana fahafahana hiverina .
HEB 11:16     Alignment score: 0.303 → 0.334
But as it is , they desire a better country , that is , a heavenly one . Therefore God is not ashamed to be called their God , since he has prepared a city for them .
Fa tahaka izany , naniry firenena tsaratsara kokoa izy ireo , ka izany , ilay any an - danitra . Noho izany tsy mahamenatra an'Andriamanitra ny voaantso hoe Andriamanitr'izy ireo , ka nanomana tanàna ho azy ireo Izy .
HEB 11:17     Alignment score: 0.387 → 0.392
It was by faith that Abraham , when he was tested , offered Isaac . It was his only son whom he offered , he who had received the promises .
Tamin ' ny finoana Abrahama , rehefa notsapaina , dia nanolotra an'Isaka . Io no zanany lahy tokana izay natolony , izy ilay nahazo ireo fampanantenana .
HEB 11:18     Alignment score: 0.322 → 0.323
It was Abraham to whom it had been said , " It is through Isaac that your descendants will be named . "
Tamin'i Abrahama no nilazana
hoe : " Amin ' ny alalan'Isaka no hanondroana ireo taranakao . "
HEB 11:19     Alignment score: 0.293 → 0.309
Abraham reasoned that God was able to raise up Isaac from the dead , and figuratively speaking , it was from them that he received him back .
Abrahama dia nihevitra fa Andriamanitra dia hahavita hanangana an'Isaka amin'ireo maty , ary amin ' ny heviny amin ' ny ohatra , avy tamin'izy ireo no hahazoany azy indray .
HEB 11:20     Alignment score: 0.478 → 0.492
It was also by faith about things to come
that Isaac blessed Jacob and Esau .
Tamin ' ny finoana momban'ireo zavatra ho avy koa no nitsofan'Isaka rano an'i Jakoba sy Esao .
HEB 11:21     Alignment score: 0.403 → 0.404
It was by faith that Jacob , when he was dying , blessed each of Joseph 's sons . Jacob worshiped , leaning on the top of his staff .
Tamin ' ny finoana Jakoba , tamin'izy efa ho faty , no nitso - drano ireo zanak'i
Josefa tsirairay avy . Nivavaka Jakoba , nitehana tamin ' ny lohan ' ny tehiny .
HEB 11:22     Alignment score: 0.463
It was by faith that Joseph , when his end was near , spoke of the departure of the children of Israel from Egypt and instructed them about his bones .
Tamin ' ny finoana Josefa , rehefa nanakaiky ny fiafarany , no niresaka ny fiaingan ' ny zanak'Israely avy any Egypta ary nanafarany ny amin ' ny taolany
.
HEB 11:23     Alignment score: 0.476 → 0.486
It was by faith that Moses , when he was born , was hidden for three months by his parents because they saw he was a beautiful child . They were not afraid of the king 's command .
Tamin ' ny finoana Mosesy , rehefa teraka izy , dia nafenin'ireo ray aman - dreniny nandritry
ny telo volana satria hitan'izy ireo fa zaza tsara izy . Tsy natahotra ny didin ' ny mpanjaka izy ireo .
HEB 11:24     Alignment score: 0.52 → 0.533
It was by faith that Moses , after he had grown up , refused to be called the son of Pharaoh 's daughter .
Tamin ' ny finoana Mosesy , taorian ' ny nahalehibe azy , no nandà ny hiantsoana azy ho zanaka lahin
' ny zanaka vavin'i Farao .
HEB 11:25     Alignment score: 0.158
He chose to be mistreated along with the people of God rather than to enjoy the pleasures of sin for a while .
Fa kosa , nisafidy ny hijaly niaraka tamin ' ny vahoakan'Andriamanitra izy , toy izay hankafy ireo fahafinaretan ' ny fahotana mandritry
ny fotoana fohy .
HEB 11:26     Alignment score: 0.277 → 0.281
He regarded disgrace for the sake of Christ as of greater value than the treasures
of Egypt , for he was looking ahead to his reward .
Nilaza izy hoe ny fahafaham - baraka amin ' ny fanarahana an'i Kristy dia harena ngeza noho ireo haren'i Egypta . Satria nampifantoka ireo masony tamin ' ny valisoany izy .
HEB 11:27     Alignment score: 0.407 → 0.452
It was by faith that Moses left Egypt . He did not fear the king 's anger , for he endured as if he were seeing the one who is invisible .
Tamin ' ny finoana no nialan'i Mosesy tany
Egypta . Tsy natahotra ny fahatezeran ' ny mpanjaka izy , fa niaritra izany toy ny nahitany ilay tsy hita maso .
HEB 11:28     Alignment score: 0.482 → 0.496
It was by faith that he kept the Passover and the sprinkling of the blood , so that the destroyer of the firstborn should not touch the Israelites ' firstborn sons .
Tamin ' ny finoana no nitandremany ny Paska sy ny famafazana ny , mba tsy hikasika ny zanaka
lahimatoan'ireo Israelita ny mpandringana ny zanaka lahimatoa .
HEB 11:29     Alignment score: 0.446 → 0.452
It was by faith that they passed through the Sea of Reeds as if over dry land . When the Egyptians tried to do this , they were swallowed up .
Tamin ' ny finoana no niampitan'izy ireo ny Ranomasina Mena toy ny mandia tany maina . Rehefa nanandrana nanao izany ireo Egyptiana , dia voatelina izy ireo .
HEB 11:30     Alignment score: 0.373 → 0.397
It was by faith that Jericho 's walls fell
down , after they had been circled around for seven days .
Tamin ' ny finoana no nirodanan ' ny mandan'i Jeriko , rehefa avy nihodidina nandritry ny fito andro izy ireo .
HEB 11:31     Alignment score: 0.38 → 0.381
It was by faith that Rahab the prostitute did not die with those who were disobedient , because she had received the spies in peace .
Tamin ' ny finoana no tsy nahafaty an'i Rahaba ilay mpivarotena niaraka tamin'ireo mpaniasia , satria nandray ireo mpisafo tany
tamin ' ny fiadanana izy .
HEB 11:32     Alignment score: 0.505
What more can I say ? For the time will fail me if I give
a full account of Gideon , Barak , Samson , Jephthah , David , Samuel , and about the prophets .
Inona ihany koa no afaka lazaiko ? Fa ho lany ny fotoako raha miresaka momban'i Gideona , Baraka , Samsona , Jefta , Davida , Samoela , ary momban'ireo mpaminany aho .
HEB 11:33     Alignment score: 0.312 → 0.311
It was through faith that they conquered kingdoms , committed righteousness , and received promises . They stopped the mouths of lions ,
Tamin ' ny alalan ' ny finoana no nahazoan'izy ireo ny fanjakana , niasa ara - drariny , ary nandray ireo fampanantenana . Nanakombona ny vavan'ireo liona izy ireo ,
HEB 11:34     Alignment score: 0.291 → 0.298
quenched the power of fire , escaped the edge of the sword , were made strong when they were weak , became
mighty in battle , and defeated foreign armies .
namono ny herin ' ny afo , nandositra ny lelan ' ny sabatra , sitrana tamin'ireo aretina , lasa nahery an ' ady , ary nandresy ireo tafika vahiny .
HEB 11:35     Alignment score: 0.176
Women
received back their dead by resurrection . Others were tortured , not accepting release , so that they might experience a better resurrection .
Nitsangana tamin ' ny maty tamin ' ny fananganan - ko velona ireo vehivavy . Ireo hafa dia nampijaliana , tamin ' ny tsy fanekena ny famotsorana mba hahazoan'izy ireo fitsanganana tsara kokoa .
HEB 11:37     Alignment score: 0.309
They were stoned . They were sawn in two . They were killed with the sword . They went about in sheepskins and goatskins . They were destitute , oppressed , mistreated .
Notoraham - bato
izy ireo . Notsofaina hizara roa izy ireo . Novonoina tamin ' ny sabatra izy ireo . Nirenireny tamin ' ny hoditr'ondry sy hoditr'osy izy ireo . Nahantra izy ireo , nampihorohoroana , nampahoriana .
HEB 11:38     Alignment score: 0.307
The world was not worthy of them . They were always wandering about in the deserts and mountains
, and in caves and holes in the ground .
Izao tontolo izao dia tsy mendrika azy ireo . Nirenireny tany an'efitra , tany amin'ireo tendrombohitra , tany amin'ireo lava - bato , ary tany amin'ireo lavaka ambanin ' ny tany izy ireo .
HEB 11:39     Alignment score: 0.265
Although all these people were approved by God because of their faith , they did not receive the promise .
Kanefa ireny olona rehetra ireny dia neken'Andriamanitra nohon ' ny finoan'izy ireo , tsy nandray ny fampanantenana izy ireo .
HEB 11:40     Alignment score: 0.236
God planned something better for us , so that without us , they would not be made perfect .
Nanomana zavatra tsara kokoa ho antsika Andriamanitra , mba tsy ho lavorary izy ireo , raha tsy misy antsika .
HEB 11     Average alignment score: 0.346 for 39 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13