Alignment Visualization        
English – Plateau Malagasy
December 10, 2025 at 20:25
       
Search
Bible
Sample: % orauto
Max:  
       
Script ualign.py version 0.0.8
By Ulf Hermjakob, USC/ISI

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13 


HEB 3:1     Alignment score: 0.369 → 0.424
Therefore , holy brothers , you share in a heavenly calling . Think about Jesus , the apostle and high priest of our confession .
Noho izany , ry rahalahy masina , nizara ny antson ' ny lanitra ianareo . Saino ny momban'i Jesosy , ny apostoly sy mpisoronabe izay ekentsika .


HEB 3:2     Alignment score: 0.342 → 0.343
He was faithful to God , who appointed him , just as Moses was also faithful in all the house of God .
Izy dia nahatoky an'Andriamanitra , izay nanendry azy , tahaka an'i Mosesy izay nahatoky tao an - tranon'Andriamanitra ihany koa .
HEB 3:3     Alignment score: 0.393 → 0.393
For Jesus has been considered worthy of greater glory than Moses , because the one who builds a house has more honor than the house itself .
Fa Jesosy dia efa noraisina mendrika ny voninahitra lehibe noho Mosesy , satria izay manorina ny trano no manan - kaja bebe kokoa noho ilay trano .
HEB 3:4     Alignment score: 0.34
For every house is built by someone , but the one who built everything is God .
Fa ny trano rehetra dia nisy olona nanorina , fa ny iray izay nanorina ny zavatra rehetra dia Andriamanitra .
HEB 3:5     Alignment score: 0.262 → 0.272
For Moses was faithful as a servant in God 's entire house , bearing
witness about the things that were to be spoken of in the future .
Amin ' ny lafiny iray , Mosesy dia natokisana toy mpanompo tao an - tranon'Andriamanitra iray manontolo . Izy no vavolombelona momba ireo zavatra izay tokony efa nolazaina amin ' ny ho avy .
HEB 3:6     Alignment score: 0.22 → 0.233
But Christ is faithful as a Son who is in charge of the house of God . We are his house if we hold firmly to our courage and the hope of which we boast .
Fa Kristy no Zanaka miandraikitra ny tranon'Andriamanitra . Isika no tranony
raha toa ka mihazona mafy ny herim - po sy ny fahatokiantsika isika .
HEB 3:7     Alignment score: 0.399 → 0.443
Therefore , it is just as the Holy Spirit says : " Today , if you hear his voice
Noho izany , izany dia tahakan ' ny lazain
' ny Fanahy masina hoe : " Anio , raha mandre ny feony ianareo
HEB 3:8     Alignment score: 0.426
do not harden your hearts as in the rebellion , in the time of testing in the wilderness .
dia aza manamafy ny fonareo toy ny amin ' ny fikomiana , amin ' ny fotoanan ' ny fitsapana any an'efitra .
HEB 3:9     Alignment score: 0.44
This was when your ancestors rebelled by testing me , after they had seen my deeds for forty years .
Toy izany ny razambenareo rehefa nikomy tamin ' ny alalan ' ny fitsapana Ahy , ary rehefa , nandritry
ny efapolo taona , dia hitan'izy ireo ny asako .
HEB 3:12     Alignment score: 0.259
Be careful , brothers , that none of you has an evil heart of unbelief , a heart that turns away from the living God .
Mitandrema , ry rahalahy , mba tsy hisy na iray aminareo aza no hanana fo ratsin ' ny tsy finoana , fo izay miala amin'Andriamanitra velona .
HEB 3:13     Alignment score: 0.308 → 0.328
But encourage
one another daily , as long as it is called " today , " so that no one among you will be hardened by the deceitfulness of sin .
Fa kosa , mifampahereza isan'andro , raha mbola misy ny antsoina hoe : " Anio " , mba tsy hisy aminareo ho mafy fo amin ' ny alalan ' ny fitaky ny fahotana .
HEB 3:14     Alignment score: 0.285
For we have become partners of Christ if we firmly hold to our confidence in him from the beginning to the end .
Fa isika dia tonga mpiara - miasa amin'i Kristy raha toa ka mihazona mafy ny fahatokisantsika Azy hatrany am - piandohana ka hatrany amin ' ny fiafarana .
HEB 3:15     Alignment score: 0.383
About this it has been said , " Today , if you hear his voice , do not harden your hearts , as in the rebellion . "
Fa ny momba izany dia efa voalaza hoe : " Anio , raha mandre ny feony ianareo , dia aza manamafy ny fonareo , toy ny amin ' ny fikomiana . "
HEB 3:16     Alignment score: 0.546 → 0.548
Who was it who heard God and rebelled ? Was it not all those
who came out of Egypt through Moses ?
Iza izy izay efa nandre an'Andriamanitra ka nikomy ? Fa tsy ireo rehetra izay nivoaka avy tany Egypta tamin ' ny alalan'i Mosesy ve izany ?
HEB 3:17     Alignment score: 0.377 → 0.392
With whom was he angry for forty years ? Was it not with those
who sinned , whose dead bodies fell in the wilderness ?
Iza no nahatezitra azy nandritry ny efapolo taona ? Tsy ireo izay nanota ve , izay lavo tany an'efitra ny fatin'izy ireo ?
HEB 3:18     Alignment score: 0.271 → 0.303
To whom did he swear that they would not enter his rest , if it was not to those who disobeyed him ?
Ho an'iza
no nianianany fa tsy hiditra ao amin ' ny fitsaharany izy ireo , raha tsy ho an'ireo izay tsy nankatoa Azy ?
HEB 3:19     Alignment score: 0.252
We see that they were not able to enter his rest because of unbelief .
Hitantsika fa tsy afaka niditra tao amin ' ny fitsaharany
izy ireo nohon ' ny tsy finoana .
HEB 3     Average alignment score: 0.356 for 17 sentences.     Evaluation statistics page

Old Testament:GEN  EXO  LEV  NUM  DEU  JOS  JDG  RUT  1SA  2SA  1KI  2KI  1CH  2CH  EZR  NEH  EST  JOB  PSA  PRO  ECC  SNG  ISA  JER  LAM  EZK  DAN  HOS  JOL  AMO  OBA  JON  MIC  NAM  HAB  ZEP  HAG  ZEC  MAL 
New Testament:MAT  MRK  LUK  JHN  ACT  ROM  1CO  2CO  GAL  EPH  PHP  COL  1TH  2TH  1TI  2TI  TIT  PHM  HEB  JAS  1PE  2PE  1JN  2JN  3JN  JUD  REV 
Apocrypha:TOB  JDT  ESG  WIS  SIR  BAR  1MA  2MA  MAN 
Chapters of HEB:1  2  3  4  5  6  7  8  9  10  11  12  13